Fitiavana
Rahomainty
(
02/09/2014 15:18)
Salama tsara daholo ô!
Efa ho dimy taona izay aho no nitia olona iray aho. Tiko izy ary izy koa tia ahy. Ny olana anefa dia izao, cousine-ko izy io. Telo taona niarahana izahay dia nana-pakevitra a...
suite
répondu par tiris8786 le 30/04/2015 16:41
shannie
(
21/08/2014 16:46)
Ny tsy mbola manambady tia hanambady, ny efa manambady tia iala @ vadiny ny sasany, fa maninona? aôna ny hevitrao?...
suite
répondu par tiris8786 le 30/04/2015 16:43
vonynive
(
31/07/2014 05:40)
miarahaba ny mpisera
Maro no milaza fa lasa toy ny olona gadra izy ao anatin'ny fanambadiana, ao ny voagadra : voagadran'ny fitiavana hono, ao koa ny nanagadra tena ...
suite
répondu par Radavison le 08/09/2015 08:08
mpisotrtoaka
(
02/07/2014 12:40)
répondu par mpisotrtoaka le 24/07/2014 10:55
matiana
(
02/07/2014 12:28)
slt dhl,za r 'reto mba mila evitra :nisarabady nefa 2 anaka,efa ela lno niarahan le sipa sy ny vadiko fa nandefitra fôna a no reto zanako d nitsotra tamin oe jereo reto zaza reto fa mila andrainy,nef...
suite
répondu par sahia le 12/07/2014 11:13
Faly0102
(
13/06/2014 13:53)
Manao ahoana daholo !!
Ahoana ry zareo no atao raha sady maratra fo no tia??...
suite
répondu par vazivazo le 20/06/2014 11:52
annick
(
14/05/2014 11:31)
mba meo torohevitra kely aho rireto sao lany andro fotsiny manatena azy ...
suite
répondu par shala le 14/06/2014 22:02
kevin23
(
30/04/2014 05:03)
Miarahaba anareo rehetra.
Mba te hanotany za hoe misy ve nareo vehivavy tsy mitady fitiavana.
Za mantsy ohatran' ny mahita hoe ny vehivavy sasany tsy mila lehilahy hono, juste hoe miteraka @ lehila di...
suite
répondu par alainkeli le 19/06/2015 08:13
biobio
(
29/04/2014 16:03)
Vaovao eto aminy forum ny tenako.mba hangataka toro hevitra any am nareo.
Mikasa anao vodiondry izahay nefa kely ny vola nefa ky fianakavina betsaka ny tsy azo ialana.
Ka inona ny hevitra?
Izahay roa ...
suite
répondu par tiris8786 le 30/04/2015 16:48
nandal
(
14/03/2014 19:04)
Izaho dia tovolahy mitady namana vhv eo amin ny 25-30 taona eo ho eo mipetraka eto paris na manodidina akaiky.
azonao alefa amin ny colloc113@gmail.com .
misaotra...
suite
répondu par essera le 14/04/2014 06:21
vonynive
(
10/03/2014 11:30)
fahita matetika ankehitriny ny hoe mitady vady @ serasera, fa izaho mihevitra fa mety kokoa raha mitady namana aloha dia avy eo alaina vady iny raha mety amin' ny tena, tsara mantsy raha olona mitovy ...
suite
répondu par lhomme le 18/04/2018 09:47
Annih
(
05/03/2014 08:32)
Miarahaba antsika namana rehetra!
Izaho dia zazavavy 24 taona, mipetraka aty Diégo izaho nohon'ny asako. Mandalo lalan-tsarotra ny fiainam-pitiavako ankehitriny ka tsy hitako intsony izay andaminako...
suite
répondu par tiris8786 le 30/04/2015 16:51
Annih
(
25/02/2014 14:47)
Miarahaba antsika namana mpiserasera rehetra!!!
Amin'izao vanim-potoana iainantsika izao, Araky ny hevitran-tsika na lehilahy na vehivavy:
Inona ny fihetsika tokony ho ananan'ny (reaction) vehivavy i...
suite
répondu par mpisotrtoaka le 02/07/2014 12:46
vonynive
(
24/02/2014 07:26)
miarahaba ny mpamaky,
mazàna rehefa ilay mbola mpisipa iny dia mifanontany ny lasa : dia anontaniana eo hoe iza no sipanao taloha ? firy ? dia inona no efa nataonareo sy ny sisa, dia mamaly ampahatso...
suite
répondu par Paradissa le 28/07/2014 07:49
shala
(
20/02/2014 05:32)
salam dahol!tato no nafantarako f ato no ahitana namana aingana indrindra ra mitady ka noh zan dia mba itady namana ato za ra toaka hanjarako ny ahita na tsy.
izaho dia tovovavy 22ans,irery aho a...
suite
répondu par vazivazo le 20/06/2014 11:54
vonynive
(
19/02/2014 10:19)
miarahaba antsika rehetra
somary efa tara ihany ity lohahevitra ity satria efa dify ny saint valentin fa heveriko fa ilaina hatrany :
ny fitiavana dia midika hoe manome fa tsy hoe mitady ny an'ny tena...
suite
répondu par Fitokisana le 07/07/2014 12:30
Mateyous
(
17/02/2014 07:57)
Salama daholo ry namana rehetra a!!!
Misy ankizy vavy iray zay namanako ao amin'ny FB e!!!! Mbola vao haingana ihany izahay nanomboka nifampiresaka. Tsy mbol nifanena sy nifankahita tava izahay.
Izy...
suite
répondu par hadji le 14/03/2014 09:08
Blackgasy
(
06/02/2014 08:36)
Tena tsy azoko intsony, fa tsy maintsy ny ray aman-dreny foana ve no tompon-teny farany amin’izay tian’ny zanany ho vadina rehefa hoy izy ireo hoe tsia dia tsia koa izany, mihatra amiko izany amin...
suite
répondu par Blackgasy le 15/02/2014 10:50
shala
(
25/01/2014 07:37)
salama daholo e!nataoko ato@lohahevitra fitiavana mitsy ti mba afahan' ny rehetra mamaly na lahy na vavy.
hono hoa ry namana pisera rehetra,tsaiko aloha raha efa nisy tato ti fanontaniko ti na tsy
...
suite
répondu par shannie le 22/02/2014 08:35
usherrr22
(
20/01/2014 07:48)
bjr daholo e.za bandy 18ans mtad bandy 15 a 20 ans. ra mahaliana anao de alefao ao @ tokyjulio@yahoo.fr ny sarinao. merci...
suite
répondu par marcelio le 09/09/2018 19:34
