Fitiavana
tongavasoa
(
27/01/2016 07:22)
Za dia lehilahy 38 Taona, manana zanaka 2, mipetraka rery, ka mitady vady hiaraka hifanohana @ fiainana, raha mety de vehivavy tsy miteraka satria na manaiky ny tsy hiteraka intsony fa ireo zaza 2 ire...
tohiny
novalian'i dyfisa ny 25/09/2016 06:01
milafanampiana
(
08/01/2016 14:27)
mila hvt aminareo aho, mahatsapa fa diso, mifona isan andro @ Tompo, ny olana misy dia izao, niaraka t@ olona efa 7 ans niarahana dia nisaraka, samy mbola tsy matotra ngamba t@ izany satria vo samy na...
tohiny
novalian'i asylumefreder ny 31/05/2016 13:14
ando12
(
20/12/2015 10:36)
saika MBA anotany hoe mbola ato vé o maeva74...
tohiny
novalian'i vazivazo ny 24/02/2016 04:39
SYLLA8
(
13/12/2015 09:05)
20 taona zah zao.6taona zah no maty n Mamaku d nipetrka t@n bebeko za.@zao zah zay vô tena mahtsap f tena mis fiatrakany @ko zany,n Raiko ts mvaky loha ahy k na hatr@ny fianarko aza tena ts mandeh mh...
tohiny
novalian'i angouz ny 04/06/2016 15:08
liveeh
(
10/12/2015 05:34)
salut daholo !!
vhv ny manoratra
niaraka 5 taona ary 1.5taona nivadiana izahay , zaza iray !! tsis olana ny tokan trano, tsisy hoe olana goavana b izany hoe mampijaly vady sns fa tsikaritro oe tsy a...
tohiny
novalian'i asylumefreder ny 31/05/2016 13:19
Norrojjah
(
06/12/2015 19:35)
Zah 25 taona zao, ny olon-tiko efa 48 taona. Teo aloha tena nahia t@ fitiavako vehivavy 60 taona. Mampijaly ahy ny foko satria izy ireny toa tsy manahy ny fitiavako.......
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 10/12/2015 15:01
joe.rakotondramanana45
(
29/11/2015 16:43)
misy lehilahy tiako b nef ts mety miresak amik mitsy izy ...
tohiny
novalian'i nrnfel ny 22/12/2015 18:56
biobio
(
25/11/2015 12:53)
Miarahaba antsika rehetra!! miala tsiny fa somary lava² ny resaka
vehivavy ny tenako , manam bady ary efa manan janaka iray !! ra fintinina ny toetrako alohan'itatarako ny olana mandalo a@ko dia ol...
tohiny
novalian'i nrnfel ny 22/12/2015 20:03
zomahefamanana
(
02/11/2015 06:46)
bjr daol.mis lhl zay ten tiko,ef niara-nianatr zay talou,d amzw iz miavon b.ef nterak ray zah.d ts aik we amle zah ef nterak v n ts mahataitr az amk tsn.nf zah mbl mianatr amzw d iz ku mbl mianatr.inn...
tohiny
novalian'i booboo ny 26/11/2015 14:20
SYLLA8
(
09/10/2015 04:06)
slm!miptrak et Fianarantsoa,hianatr no anton diako eto!ms vehvv i1 hitak t@za tong teto fantak f tia ah iz nf za ts mhasak mirska amny sd zah kw tn sahiran @ fianarko(manw mathmitq manko zah) inn n ht...
tohiny
novalian'i SYLLA8 ny 25/10/2015 14:15
marry me lady
(
10/08/2015 08:08)
Lehilahy 32taona, an'asa, tsotra, misoka-tsaina, matotra ... izay mikatsaka ny hanambady dia
dia mitady tovovavy 27-30 toana mety hifrandraika aminy sy vonona ny hirona amin'zany.
Manorata @ny marr...
tohiny
novalian'i mahery27 ny 20/10/2015 08:29
aglaadsgaiz
(
14/07/2015 18:28)
ny lehilahy manambady vehivavy VIRIJINY dia afapo tanteraka ka tsy hampirafy mihitsy io olo-tiany io
ho zaraiko zanakevitra 3:
1)maha tonga lafatra ny tokatrano ve reef virjiny ny vady,tsy mampirafy mits v bandy:tsy mino anio za satria ny bandy ne adala fone,vao mahita boky mivelatra dia ny hamaky ia...
tohiny
novalian'i TenWors ny 24/09/2015 10:30
mpisotrtoaka
(
02/07/2015 13:20)
Inona no tokony ataoko raha mitoetra amin’ny tranon’ny ray aman-drenin’ny vadiko aho (tsy iray trano fa ny azy any Ambohimanarina moa ny anay roa any Itaosy). Izy mahita ny fianakaviany foana fa...
tohiny
novalian'i TenWors ny 24/09/2015 10:40
aglaadsgaiz
(
19/06/2015 15:12)
satria ve bandy matavy b d tsy misy sipa mijery mitsy,ra mis bandy maromaro mijoro eo tsy tokony le matavy b no hitany aloha sa ny sipan ville mits no miavona tsy te hiadana,tloha mba nisy sipa ian t...
tohiny
novalian'i TenWors ny 24/09/2015 10:48
Strong3
(
30/03/2015 07:03)
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/d44a93e07b8c95615ff8a5012e589bc8.jpg][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/d44a93e07b8c95615ff8a5012e589bc8.jpg[/img][/url]
Misy miteny hoe ny ma...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 27/05/2015 13:43
miary15 fitia
(
25/03/2015 13:37)
slt dhlo a! vehivavy za!mis ol1 zay mlaza fa tia ah,miantso ah fona iz d las mpinama be,taty aoriana nilaza iz fa tia ah,za ko lasa tia az nef zahay mbola ts nifankahita atramzao za eto Tana iz anF/ts...
tohiny
novalian'i manou2015 ny 26/11/2015 12:42
NiainaRalay
(
28/01/2015 05:34)
Inona ny fanomezana hatolotrao ny olontinao @ty [b][i]St Valentin[/i][/b] ty?...
tohiny
novalian'i booboo ny 14/02/2015 17:10
NiainaRalay
(
26/01/2015 12:37)
Mba mila hevitra indray aho ry zareo!
Ny PilPlan 72h 4 cp aveo 4 cp aorian ny 12ora ve tena azo antoka fa mahasakana ny fécondation! t@ ny 14, 16, janoary teo ah nanao firaisana ara-nofo dia natahotr...
tohiny
novalian'i josiah ny 17/02/2015 22:16
mpisotrtoaka
(
23/09/2014 10:54)
Salama daholo ny namana rehetra e ! Inona no tena dikan'ity teny ity "anarchiste" ? Mba hazavao izay mahalala fa sahirana e !...
tohiny
novalian'i Mangarahara ny 19/01/2015 10:15
Rahomainty
(
13/09/2014 07:19)
Mpifankatia ray no miresaka dia anisan'ny resaka niainga tao ny hoe:
malala a! tinao aho, Inona ary no hiarahanao @ko? inona no hitiavanao ahy?
Dia namaly ilay olo-tiany nanao hoe:
- Tiko ianao sat...
tohiny
novalian'i TenWords ny 30/09/2015 13:28
