Mitady ilay ho vady andefomandry

1. marry me lady ( 10/08/2015 08:08)
Lehilahy 32taona, an'asa, tsotra, misoka-tsaina, matotra ... izay mikatsaka ny hanambady dia

dia mitady tovovavy 27-30 toana mety hifrandraika aminy sy vonona ny hirona amin'zany.

Manorata @ny marrymelady@gmail.com mba hifaneraserana bebe kokoa.
novalian'i mahery27 ny 20/10/2015 08:29
2. TenWors ( 24/09/2015 10:15)

marry me lady:

Lehilahy 32taona, an'asa, tsotra, misoka-tsaina, matotra ... izay mikatsaka ny hanambady dia

dia mitady tovovavy 27-30 toana mety hifrandraika aminy sy vonona ny hirona amin'zany.

Manorata @ny marrymelady@gmail.com mba hifaneraserana bebe kokoa.


Salama E! Tsy vehivavy no manoratra fa mba tia hahafantatra ny antony nandefAsanao antso teto @serasera fotsiny, efa fantatrao ve ny fepetra hanorEnana ny fanambadiana haharetany sy hahatomombana ny fiainanao amin'ny lafiny rehetra?
"autrement dit": Efa hainao ve ny mamantatra ny vady sahaza nomanin'Andriamanitra anao?
3. mahery27 ( 20/10/2015 08:29)
zaho mitady vady vehivavy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.345