inona no ataoko

1. milafanampiana ( 08/01/2016 14:27)
mila hvt aminareo aho, mahatsapa fa diso, mifona isan andro @ Tompo, ny olana misy dia izao, niaraka t@ olona efa 7 ans niarahana dia nisaraka, samy mbola tsy matotra ngamba t@ izany satria vo samy nanao sipa, nefa tsy nifankafohy, misaraka dia miaraka dia otr zay foana, nony farany anefa t@ izay le sendra nisaraka ddia nisy vhv niaraka taminy d izaho koa nisy lhl niaraka tamiko dia vety teo dia samy nanambady; efa 10 nisarahana izahay izao, samy efa niteraka ny azy 2 lah, ny anay 3 mianadahy. Nandritra io 10 taona nisarahana io tdia niaraka teny ihany izahay sy io sipako io, ary bevohoka mihintsy ary aho t@2009. izy koa nisy fotoana niteny tamiko oe andao hiteraka dia miara mikarakara materiellement fa za no mitaiza ny zaza dia any aoriana elabe ampafatarina an ilay zaza izy tena rainy. Hay tena bevohoka tokoa aho. Nony nolazaiko izy t@ izany dia otran tsy taitraa dia navelako teny, zao izy manotanitany foana oe firy taona izao ny zanzk ndry? dia tsy aiko oe le oza no tiny anontaniana dia notanisaiko ts11 teo, za kou mody fanina. Ny ilaiko fanampiana eto oe fotoanany ve izao ny hilazako fa io zanako faharoa izay 6 ans 1/2 io ilay zanany, sa aleo andrasana eny. Niarahaba bonne année ahy izy dia izao no nolazainy oe "je te souhaite d être très heureuse dans tous les aspects de ta vie.",otran oe ef te hampiditra io resaka io kou v izy @ io voeux io sa fifanandrifian javatra? tsy dia resaka oe vola loatra fa ilay fitiavana tsy mety maty mihintsy, Miala tsiny fa somary lava:misaotra anareotena miezaka fa tsy tafala hatreto
2. nathy586 ( 11/01/2016 16:20)
milafanampiana:

3. booboo ( 13/01/2016 11:36)
Raharaha tadiavina koa ny anao kah. MidIna @ zay eto an-tany : misy vadinao nandaingainao eo akaikinao eo iray rindrin'efatra aminao ao, misy zanakao nandaingainao eo akaikainao atsy @ eftra tsy lavitry ny misy anao, izy lavitra any @ firy km ary indray no mampikorapaka anao hoe atao akory ? Tsy tokony eo ambany ve klou no atrehana zay vao ny any an-dakira any ? tsy haiko an ...bon courage be.
(Tsy matiko lolo f'aza fady, mamaky ilay izy aho dia ohatra hoe te hihinana pizza zà dia " sendra " nandeha² dia kanjo nahita " tsy nahy " pizzéria " tokoa. pwaf ! Aina, olombelona manana ny sentiments-ny, ny maha-izy azy, koa anie io zaza na mbola kely aza e..., ny vadinao mety tsy quoi loatra fa afaka soloina iny rehefa tsy zakany ny toe-draharaha, fa ilay zaza e... )
4. rhaj0 ( 15/01/2016 19:12)
Ka raisina @ ilay hoe "izay tsy mety arenina" izany izy io ee..

1- ilay ankizy (marina) aloha no priorité.. Izy izany tsy fantany hoe ilay Iraikalahy no rainy. Ka dia mila lazaina aminy io. Asa hoe, ohatra ireny kamboty na zaza natsangana ireny, rahoviana no metimety indrindra ny hilazana aminy hoe, iza no rainy? Raha ny eritreritro, dia atao arak'izay alohany, fa dia hazavaina tsara fotsiny ny fipetraky ny raharaha.

2- ilay Ivadinao ao izany tsy mahalala ny toe-draharaha. Ilay Iraikalahy koa azany toa tsy mahalala koa. Ka dia (mila) lazaina amin-dreo io, dia izay fandraisany azy ao. Raha mitady hisaraka/hiaraka izy, dia izay izany.. tsisy terena sy vozonana io, f'aleo izy no manapa-keviny any.

Ny fahitako azy, dia "transparence" foana ny vaha-olana ee... Rahefa tsotra saina sy fo sy fiaina ianao, dia mivaly ho tsara foana io. Fa ianao moa, teo ianao kinafinafina, dia izao indray hotry ny mitady hi-manipule solution, sa izaho no diso hevitra. Fa na ho ela na ho haingana dia hivoaka eo foana ny marina, ka mety antitra ianao vao ho arian'olo eee.... Fa dia, raha ny hevitro, dia tsory ny fiainana ary dia hatreho ny lamozika eeee...

bonne kourazy...
5. Fiffi ( 17/01/2016 12:40)

milafanampiana:

efa 10 nisarahana izahay izao, samy efa niteraka ny azy 2 lah, ny anay 3 mianadahy. Nandritra io 10 taona nisarahana io tdia niaraka teny ihany izahay sy io sipako io, ary bevohoka mihintsy ary aho t@2009. Nony nolazaiko izy t@ izany dia otran tsy taitraa dia navelako teny, zao izy manotanitany foana oe firy taona izao ny zanzk ndry? dia tsy aiko oe le oza no tiny anontaniana dia notanisaiko ts11 teo, za kou mody fanina. Ny ilaiko fanampiana eto oe fotoanany ve izao ny hilazako fa io zanako faharoa izay 6 ans 1/2 io ilay zanany, sa aleo andrasana eny.

mahita atao nareo ka.....

....ataonareo kilalao daholo na ny vady na ny zanaka......indrindra ny zanaka .....

bref....
6. rhaj0 ( 18/01/2016 17:13)
hi hi hi... "aza mitsara mba tsy ho tsaraina" ry Fiffi aaa... Efa hoz'izy hoe:
"mahatsapa fa diso, mifona isan andro @ Tompo"

Ka inona azany no mba "toro-hevitra" mba omenao eee...
7. Fiffi ( 18/01/2016 20:37)

rhaj0:

... "aza mitsara mba tsy ho tsaraina"

8. rhaj0 ( 19/01/2016 12:15)
Ka efa mitsotra ho'a ny namana hoe "mila fanampiana" sy "mila hevitra", ka dia inona no atolotrao ry Fiffi, ankoatry ny hoe "ataonareo kilalao daholo na ny vady na ny zanaka"...
9. nilex ( 20/01/2016 08:41)
raha ny fijeriko ity olana ity dia izao,vita mariazy ve ianareo sy ny vadinareo avy ? fijangajangana lehibe eo anatrehan'Andriamanitra sy ny vadiinareo avy izy ity ka amin'ny vady aloha no fangatahana famelana voalohany dia avy eo amin'Andriamanitra raha te hahazo famelan'keloka ianao fa Andriamanitra tsy hiray tsikombakomba aminareo mihintsy.Amiko koa anefa izay misoratra aminy no tena rain'ny zaza ka anao no safidy na ianao hanosika ilay tena rainy tany ivelany ka hilaza aminy fa tsy zanany io na ianao hitsotra ny marina amin'ny vadinao dia izay vokany eo.Aza adino koa anefa fa mety tsy hanaiky io zanany io ilay sipanao taloha satria azy io a.Sarotra ny toerana misy anao fa tsy maintsy misafidy ianao na inona na inona vokany.Tsy tsara ny mamitaka vady izay efa nekena teo anatrehan'Andriamanitra anefa ary aza adino koa fa miankina aminao koa ny ho avin'ny zanakao any aoriana.
10. vazivazo ( 24/02/2016 04:35)
Tsotra be ny toro-hevitro, tonga dia ataovy carte sur table, mila miresaka miaraka ianareo telo lehibe: ianao sy ny vadinao ary ilay sipanao na ilay rain-janakao any @ sisiny moa izany e. Mila mivonona izay hitranga eo ianao @ izay fotoana izay , indrindra ny mety ho fihetsikin'ny vadinao sy ny vokatra aterak'ilay votoatin-dresaka. Tsarovy koa fa mety hisy fiatraikany ratsy eo @ ilay zanakao azo avy taman'olona ivelan'ny tokatrano izao zavatra izao, izany hoe ilay fitiavan-janaka efa tao anatin'ny vadinao mety ho lasa fankahalany an'ilay zaza NOHO NY NATAONAO IZAY NANITSAKITSAKA AZY! izay ary ny mba avy aty amiko fa "vava-kisoa misy sira io ka tokinao hihinana azy."dia mahereza eh!
11. hery ( 28/04/2016 02:27)
Tsy niverina intsony ve ilay nanontany?
12. asylumefreder ( 31/05/2016 13:14)
Fa inn mu n blem ra tenenin iz we zanakw io?Marn e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4501