tsy misy sipa mijery mitsy

1. aglaadsgaiz ( 19/06/2015 15:12)
satria ve bandy matavy b d tsy misy sipa mijery mitsy,ra mis bandy maromaro mijoro eo tsy tokony le matavy b no hitany aloha sa ny sipan ville mits no miavona tsy te hiadana,tloha mba nisy sipa ian tsika fa vao ngaiz sy glaad de mpitsika iz fa menatra oun eh!
novalian'i TenWors ny 24/09/2015 10:48
2. peta83 ( 08/07/2015 07:52)
Aza kivy fa olona ngeza tsy afa-mamindra tsony ary mbola mahazo vady, surtout enao lehilahy. Mahandrasa kely fa ho avy eo ny anjaranao, mivavaha mafy!
3. kenzo75 ( 13/07/2015 02:17)

aglaadsgaiz:

satria ve bandy matavy b d tsy misy sipa mijery mitsy,ra mis bandy maromaro mijoro eo tsy tokony le matavy b no hitany aloha sa ny sipan ville mits no miavona tsy te hiadana,tloha mba nisy sipa ian tsika fa vao ngaiz sy glaad de mpitsika iz fa menatra oun eh!

Raha izany indray betsaka ny azo atao e; amin izay mba lasa en forme tsara .Mila finiavana avy aminao io ; ts iandrasana ny hafa ; ataovy ambony ny moral dia mandeha io e


4. TenWors ( 24/09/2015 10:48)
Tsy misy afa-tsy ny mangataka ny sahaza @Mpahary anao fa efa nanomana izany hatry ny ela izy, ianao efa hita fa miandry fotsiny donc inoako fa tsy manao ny fanaon'ny rehetra hoe izay hita sy mapidobodoboa ny fo dia antsoina sy...
Manaova sport kely koa dia hiova bika ianao ... aza mieritreritra fa ny vehivavy dia mijery @maso rehefa resaka fitiavana, feo no henoiny (izany no mahalasa saina ny olona @ireny lehilahy toa tsy heverina fa "hahazAka" manja be hoy ny tanora, ireny satria mampiasa ny feo sy fahaiza-miresaka izy ireny) ka ilazao teny marina ny vehivavy fa tsy ilay diso ataon'ny rehetra hoe "tiako ianao /mahafinaritra ahy ianao....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1214