saika MBA anotany hoe mbola ato vé o maeva74...

1. ando12 ( 20/12/2015 10:36)
saika MBA anotany hoe mbola ato vé o maeva74
novalian'i vazivazo ny 24/02/2016 04:39
2. hery ( 07/01/2016 07:30)
Tokony... andefaso hafatra ao am namana.serasera.org
3. nunogomes ( 08/02/2016 14:01)
toa we! congé de maternité we iz de ts mahazo misera hi! hi! hi!
4. vazivazo ( 24/02/2016 04:39)
hihihihi, dia manaova compte tsara izany hoe afaka hafiriana izy no miverina avy any @ ilay CM e! ary sao mba i nunogomes kosa aza no nahatonga azy hivoaka congé de maternité e??? dia mba te hahafantatra ny vokatra azo avy any na lahy na vavy.....hahahha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2291