ny lehilahy manambady vehivavy VIRIJINY dia afapo tanteraka ka tsy hampirafy mihitsy io olo-tiany io

1. aglaadsgaiz ( 14/07/2015 18:28)
ho zaraiko zanakevitra 3:
1)maha tonga lafatra ny tokatrano ve reef virjiny ny vady,tsy mampirafy mits v bandy:tsy mino anio za satria ny bandy ne adala fone,vao mahita boky mivelatra dia ny hamaky iany ao antsainy rzala
2)ary ra tsy virjiny tsouny ny sipa reefa miditra ny fanambadiana:io angamba no antony voalohany tsy fisian'ny fifanajana ao antokatrano eh!sady ny bandy ko mba te hanandrana hena mbola cachete,nefa sarotra mahita anzany amzao an!sady tsy lamaody tsoun mahavirjiny amzao eh?
3)na le 1)na 2)de mino aho fa misy kosa any bandy manaja lalandava ny vadiny,zany angamba le oe manjaka tokoa ny fitiavane.
tohano ra ekenao,ampio ra tsy ampy,kiano be ra diso fa zay le serasera eh!
novalian'i TenWors ny 24/09/2015 10:30
2. 5laody ( 15/07/2015 10:32)
Izao no azonao atao voalohany indrindra:

Manaova fivoriam-pianakaviana kely tsotsotra dia rehefa vory sy tafapetraka tsara daholo ianareo dia atomboy:

Ianao: -Tsy izany no niantsoako anareo ry izy mianakavy fa tena misy zava-dehibe manahirana ny saiko ka tiako ho vahabahantsika eto.

Mamanao sy dadanao: -Ento ny teninao anaka...

anabavinao: -eny tokoa ho aho ranadahy alefaso izato izy...

Ianao: - Ianao ve ry dada hena cacheté tamin'ny andron'ny nampidiranao an'i Neny tao an-tokantrano? Ary ianao ve ry Mama boky mivelatra talohan'ny nivadianareo?

...... dia tohizo ilay tantara fa miandry valiny ny mpisera (iahoana hoy ilay anabavy etsetra......)
3. mirananirina ( 17/07/2015 11:57)

5laody:

Lol
4. aglaadsgaiz ( 21/07/2015 12:21)
misaotra an'i 5laody fa azo raisina tsara io hevitra io nefa mety tsy aharitra ela,raisin'tsika oe enao zany solontenan'mpisera mandray anjara ity hevitra tsy manaiky zany 50% mpisera,za ndray solotena manaiky :50%,miandry ny hevitry ny pisera hafa tsika oe "pour" sa"contre".diniho tsara ne in antony mampisaraka ny couple manondidina anao matetika,moa tsy afa-po lehilahy de mapirafy avy eo.mba valio ndray oe io.
5. vahiny2004 ( 06/08/2015 15:09)
aglaadsgaiz:

ho zaraiko zanakevitra 3:
1)maha tonga lafatra ny tokatrano ve reef virjiny ny vady,tsy mampirafy mits v bandy:tsy mino anio za satria ny bandy ne adala fone,vao mahita boky mivelatra dia ny hamaky iany ao antsainy rzala
2)ary ra tsy virjiny tsouny ny sipa reefa miditra ny fanambadiana:io angamba no antony voalohany tsy fisian'ny fifanajana ao antokatrano eh!sady ny bandy ko mba te hanandrana hena mbola cachete,nefa sarotra mahita anzany amzao an!sady tsy lamaody tsoun mahavirjiny amzao eh?
3)na le 1)na 2)de mino aho fa misy kosa any bandy manaja lalandava ny vadiny,zany angamba le oe manjaka tokoa ny fitiavane.
tohano ra ekenao,ampio ra tsy ampy,kiano be ra diso fa zay le serasera eh!

Aiza ny faha-4 hoe mbola tsy nahalala vehivavy mihintsy ilay bandy ????
6. aglaadsgaiz ( 12/08/2015 10:15)
misaotra vahiny 2004 @fanontaniana:ireny bandy tsy nanao sipa t@ fiainany reny mits ve raha tsy ao anatin'ny fanambadiana,hay!hay!hay!hay! reny mits no tena tompony avy eo.vao maika pira an!,ao rzalah vo mitady ny zavatra tsy hitany tam vadiny.misy bandy ef manambady manome conseil mits aza oe:"ze sipa rehetra hitako de ataoko avokoa rehefa tsy manimba ny tokatranoko,satria za tsy mba nanao sipa zany taloha fa voatery nianatra sy bedin dada sy neny"
7. dorenali ( 13/08/2015 05:55)
mahasosopaty zany resaka nareo zany nga tsy mis lohevitra hafa
8. TenWors ( 24/09/2015 10:30)
aglaadsgaiz >>> Mirary anao sy ny vadinao ho tonga soa amin'ny voyage-nareo ka hianoka ao anaty fiainam-panambadiana sambatra: manana 50% ianao aloha avantage raha toa ka tena ilay vady sahaza anao io vadinao io... sinon dia mety hoE hizotra eny ny fiainana fa mety ho tsapa routine sy be olana ihany ao aoriana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1404