misy lehilahy tiako b nef ts mety miresak amik mit...
1. joe.rakotondramanana45
(
29/11/2015 16:43)
misy lehilahy tiako b nef ts mety miresak amik mitsy izy
novalian'i nrnfel ny 22/12/2015 18:56
4. SYLLA8
(
06/12/2015 10:54)
k manin rah tonga de mitsotra n ao am ponao e! sao mants hararirary fo eo
5. nrnfel
(
08/12/2015 20:57)
ko na itsotra ny ao am-po ar, rehefa le olona no tena ts te alala anao dia mitov ny tsis ian!
6. rakotoniainajeanlouis9
(
09/12/2015 13:58)
ataovy ze asarika azy dia arabao fona izy fa ho tonga saina amizay
8. nrnfel
(
22/12/2015 18:56)
Io zan rehefa ts te alala le lehilahy na dia ataonao daolo ar zao fomba rehetra zao ka tsy taitra aminao izy de aleo mijanona fa afa-baraka ftsn eo e!