Fitiavana

santos ( 14/12/2013 13:34)
tiako izy nf zh mbl 16ans, hatao aona nf n hkotina sipa 23ans? tna ts sah ahu n hamburak ftvn amny, ef azuk antsaina f ts maints zw n havaln oe mbl kel loatr enw. isak n mahit az ahu d taitra,indrindr... tohiny
novalian'i santos ny 01/03/2014 17:16
margrity ( 27/11/2013 21:39)
Maro dia maro ny firenena eto antany no mankatoa ny fanalan-jaza any amin'ny hopitaly. Ary ireo firenena mandroso no ankamaroany amin'izany. Ahoana kosa ny eritreritsika malagasy amin'izany.... tohiny
novalian'i mesi ny 28/01/2014 12:30
moustaraf ( 29/10/2013 09:29)
Mihira ny "fitia", dia ny hira tsara indridra nosoratan'i Solomona. Atolory ny olon-tianao koa! [youtube]https://www.youtube.com/watch?v=677sEB5AyOA&feature=autoshare[/youtube]... tohiny
novalian'i moustaraf ny 30/10/2013 09:55
njaraiharana ( 17/10/2013 19:33)
Miarahaba Tovolahy 32taona nisarabady, mananjanaka lahy kely (à charge) (de bas ages), manana anton'asa; monina aty europa, fihaviana :Antananarivo mba te hifandray @ tovovavy matotra, efa mba monina... tohiny
novalian'i shannie ny 05/03/2014 17:20
rakotobe425 ( 10/10/2013 11:46)
Basy vava sy tsy mifidy hotenenina ny vadiko. Mpila ady amiko. Nampitomboiko be ilay firaisana de lasa ilay kizitina. Ianareo vehivavy ve malemy ara-tsaina rehefa omena firaisana be dia be? Izay tiako... tohiny
rakotobe425 ( 10/10/2013 11:42)
Mety ve ny minono amin'ny an'ny vehivavy rehefa miray na mampinono azy amin'ny filahiana. Maro aminareo vehivavy ve no manainga tongotra rehefa miray?... tohiny
novalian'i andrywui ny 21/11/2013 12:00
rakotobe425 ( 10/10/2013 11:39)
Efa manomboka ho sahy ny vehivavy ankehitriny. Betsaka ireo manao akanjo manify sy fohy ka manaitaritra ny filan'ny lehilahy. Hita mivohitra ny fivaviana. Eny, efa aseho tsara mihitsy aza ilay mivaky... tohiny
novalian'i andrywui ny 21/11/2013 12:03
shannie ( 10/10/2013 03:45)
Miarahaba Antsika rehetra. mba mila torohevitra avy aty @nareo. izaho irery no mitaiza sy mikarakara ny zanako vavy. 5 ans izy. miezaka aho ny mamalifaly azy, nefa tato ho ato dia miteny sy miantso da... tohiny
novalian'i shannie ny 14/03/2014 16:18
vonynive ( 02/10/2013 12:41)
miarahaba toa heverin'ny sasany fa rehefa tiana ny olona iray dia tokony hanao izay sitrapon'ilay tia ka tsy manan-tsafidy intsony... tohiny
novalian'i 5laody ny 04/10/2013 09:22
bbwomen ( 02/10/2013 08:27)
Ho anareo vehivavy maniry ny hanambady vazaha,Izahay dia hanokatra "Agence de rencontre" eto Antananarivo renivohitra ka raha mahaliana anao izany,marihana fa enao enao no tompon tsafidy @olona tin... tohiny
novalian'i KAVINAH ny 18/11/2023 16:24
Mateyous ( 01/10/2013 13:39)
Asa re raiolona ty nahazo ahy ty, fa tô mipetrk ho myster amik mihints atr @zo ity sehon-javtr mianjad @fiainak maakasik ity lafim-pitiavan ity, satria de tô afaaf mints nty toe-javatr mihatra amik ... tohiny
novalian'i 5laody ny 04/10/2013 09:41
miorasitraka ( 07/09/2013 21:01)
Salama daoly ry namana! za dia zazavavy nanana olontina, ary misy namako zay tany otrany hoe tara tamlay olotiko io, ohatra hoe, refa ao apenarana dia otrany mangarika bé ikala ravô miaramipetraka... tohiny
novalian'i booboo ny 22/09/2013 22:13
alfantomas ( 06/09/2013 09:21)
Ahoana ny fijery ireo zaza mbola tsy mahasara-dreny araky ny fitenena(12-13-14 taona) nefa miroboka sahady amin'ny sehatry ny fitiavana? Vokatry ny fivoaran'ny toetr'andro ve sa vokatry ny fanabeazana... tohiny
novalian'i nilex ny 24/09/2013 07:21
malala93 ( 15/08/2013 18:22)
manahoana daholo!! Izao aloha malala e! avy aty majunga,mba manana olana aho ka mba mangataka fanampiana azafady,izaho dia ankizy vavy 20 taona, 1er année @universite, mbola tsary nanao sipa mihits... tohiny
novalian'i maya26 ny 29/08/2013 10:04
valia ( 15/08/2013 10:52)
Raha ny vehivavy kay no zokiny amin'ny mpifankatia, tokony ho firy taona ny elanelan-taona raha be indrindra, araka ny hevitrareo?... tohiny
novalian'i hadji ny 17/10/2013 12:34
rzftsoa ( 06/08/2013 13:01)
slt
slt afk mba manampy ahy v enao?... tohiny
velah ( 18/07/2013 15:58)
miarahaba e. mba atoroy site de rencontre tsara ahazoana namana lelahy vazah tena azo antoka ary gratuit fa mitady aho ankoatr le afrointroduction de ahoana no fidirana sy fanaovana azy. resaka série... tohiny
novalian'i Sytraka ny 27/07/2013 18:06
nilex ( 17/07/2013 09:55)
Mahagaga hoa ny ankizy ankehitriny fa ny olona mananiany na manao fihetsika misangy azy dia lazainy fa mikoty azy hono nefa amiko izany mikoty izany dia mitory fitiavana avy hatrany mihintsy.Betsaka n... tohiny
novalian'i rwams ny 24/01/2015 19:04
shannie ( 14/07/2013 18:12)
inona no mahatonga ny lehilahy efa manambady amanjanaka nefa mbola mahavita mamitaka veivavy hafa? mahasahy manome toky ny @ny ho avy ary mahavita miresaka @ Ray sy Renin-razazavavy fa haka vady ny za... tohiny
rakotobe425 ( 10/07/2013 09:56)
Ianareo vehivavy ve manantena halaina vady rehefa avy anaovan'ny bandy?... tohiny
novalian'i Isabella ny 10/10/2013 12:21
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6337