Fitiavana

NIQUA ( 06/06/2012 06:28)
manawona daolo nareo, hony oa ry retoa mba ahoana ny hevitrareo am tony vehivavy manao sipa itony e? toa lasa tendance mitsy le izy amizao? fa dia inona loatra re ny antony e?... tohiny
novalian'i ral_ ny 08/02/2013 13:03
reggae11 ( 28/03/2012 05:34)
hono hoaho,inona no tsara: -mizatra ho tokam po dia ny mbola ts manambady am zay zatra tokam po rhf ao an tokan trano -manao sipa maro am zay afa po tsara ka ts maditra tsony rhf ao an tokan trano Ry ... tohiny
Lemann ( 08/03/2012 12:51)
salama dhl!za de lehilahy,arytafasaraka t@vadyamanjanako za noho nyasako.Efa herintaona zayno nisarahanayde tsynanao firaisana ara-nofy,nefa za tsyte hanitsaka nyvadiko@vehivavyhafa.Toroyhevitra za in... tohiny
novalian'i hadji ny 06/09/2012 05:14
Lemann ( 08/03/2012 12:47)
salama dhl!za de lehilahy,arytafasaraka t@vadyamanjanako za noho nyasako.Efa herintaona zayno nisarahanayde tsynanao firaisana ara-nofy,nefa za tsyte hanitsaka nyvadiko@vehivavyhafa.Toroyhevitra za in... tohiny
Lemann ( 08/03/2012 12:42)
salama dhl!za de lehilahy,arytafasaraka t@vadyamanjanako za noho nyasako.Efa herintaona zayno nisarahanayde tsynanao firaisana ara-nofy,nefa za tsyte hanitsaka nyvadiko@vehivavyhafa.Toroyhevitra za in... tohiny
Lemann ( 08/03/2012 12:40)
salama dhl!za de lehilahy,arytafasaraka t@vadyamanjanako za noho nyasako.Efa herintaona zayno nisarahanayde tsynanao firaisana ara-nofy,nefa za tsyte hanitsaka nyvadiko@vehivavyhafa.Toroyhevitra za in... tohiny
hery ( 01/03/2012 09:40)
Tsy resaka baiboly fotsiny ity fa tena marina mihitsy ilay hoe "Izay tianao hatao amin'ny tenanao dia ataovy amin'ny olona"... na koa "Izay tianao hatao amin'ny olona dia eritrereto hoe raha ataony am... tohiny
novalian'i hanjaris ny 12/06/2012 14:06
sipakoely ( 15/02/2012 08:19)
ahoan nd1 ty site de rencontre www.madainlove.com ty? ef itanareo v? mbl ts dé azoko tsara ny fandeany, fa zé maay dé valio eto e! Msaotra!!... tohiny
novalian'i zoheri ny 21/03/2012 13:51
sitlo ( 28/01/2012 16:13)
Za mahita hoe ny mahatonga ny olona tsy manambady ratsy tarehy na dia tsara toetra tahaka ny inona aza, dia lasa ratsy tarehy koa ny zanany. Dia lasa feno ratsy tarehy ao an-trano. Mahita an'ireny gas... tohiny
novalian'i antsolia ny 23/09/2012 13:13
labouche ( 26/01/2012 10:28)
Ary raha ny bandy ndray no diso saropiaro mba manao ahoana e?Azo atao hoe tia vehivavy ve?... tohiny
novalian'i jesuisla ny 25/02/2012 14:16
labouche ( 26/01/2012 09:55)
Tokony ho saropiaro @ olona tiany ve ny olona iray?@lafiny rehetra io a!... tohiny
novalian'i jesuisla ny 10/03/2012 11:29
miavaka ( 24/01/2012 07:33)
manahona daholo nareo misy Sage-femme ve ato fa mba mila fanampiana avy aminy izay afaka manampy ahy misaotra an!... tohiny
novalian'i jesuisla ny 24/01/2012 20:17
IVero ( 20/01/2012 02:31)
Manahoana! Somary miasa saina kely ara-pitiavana aho ka mba te hahazo toro hevitra raha mety Miaraka amin'ny olona aho mifanalavitra fa samy te hanantateraka izany ho mafy kokoa izany @raharaha aza. ... tohiny
IVero ( 20/01/2012 02:29)
Manahoana! Somary miasa saina kely ara-pitiavana aho ka mba te hahazo toro hevitra raha mety Miaraka amin'ny olona aho mifanalavitra fa samy te hanantateraka izany ho mafy kokoa izany @raharaha aza. ... tohiny
novalian'i nilex ny 13/02/2012 11:33
IVero ( 20/01/2012 02:27)
Manahoana! Somary miasa saina kely ara-pitiavana aho ka mba te hahazo toro hevitra raha mety Miaraka amin'ny olona aho mifanalavitra fa samy te hanantateraka izany ho mafy kokoa izany @raharaha aza. ... tohiny
IVero ( 20/01/2012 02:21)
Manahoana! Somary miasa saina kely ara-pitiavana aho ka mba te hahazo toro hevitra raha mety Miaraka amin'ny olona aho mifanalavitra fa samy te hanantateraka izany ho mafy kokoa izany @raharaha aza. ... tohiny
novalian'i 7777777 ny 22/02/2012 05:12
Summer ( 13/12/2011 18:53)
salama daolo misy zavatra mba manitikitika ahy de nanoratra aho, za efa nisara-panambadiana, manana zanaka 2.nisy ol niaraka tamiko efa ela b de zao zahay niona de niverina niarak.Tsy tadidiko intsoy ... tohiny
novalian'i hanjaris ny 22/05/2012 12:50
dibbah ( 08/12/2011 15:57)
Izaho dia tia vehivavy bota,atao namana fotsiny dia efa milay,miaraka mandehandeha,misakafo ...... tohiny
novalian'i jesuisla ny 25/02/2012 14:27
anja91 ( 23/11/2011 11:50)
salama daolo nareo ! za reto mba mitady namana lehilahy iarahana an ! eo anelanelan ny 30-35 taona , marihina alou fa mbola tsy manambady io olona tadiaviko io e oay saika adinoko ! za vehivavy 30taon... tohiny
novalian'i as2pika ny 06/06/2018 13:41
abdulah ( 20/10/2011 14:25)
Raha ohatra ka misy hafatra tiana ho fafana @ ity serasera ity dia ahoana no tokony hatao... tohiny
novalian'i bellla ny 04/11/2011 18:50
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.081