salama daolo misy zavatra mba manitikitika ahy de ...

1. Summer ( 13/12/2011 18:53)
salama daolo
misy zavatra mba manitikitika ahy de nanoratra aho, za efa nisara-panambadiana, manana zanaka 2.nisy ol niaraka tamiko efa ela b de zao zahay niona de niverina niarak.Tsy tadidiko intsoy mo ny antony nisarahanay t@zany fa le fitiavanankizy ireny de otrany tpaka oazy teny le fiarahana de zao nifanena indray.Ny mahagaga ana de otrany olona tsy misy defaut zany mihitsy izy.Ze tiko rehetra de ataony. Ny zavatra tadiaviko rehetra ataony. Franc b amiko izy, mitantara izy oe nis ol niaraka taminy de aleony on tonga de miteny amiko f tsy tiny zany oe olona hafa nohahafantarako ny momba azy!otrany tsy de misy lehila manao anizany!ozy aho hoe tsy mideranger anao v oe za manana zaza anankiro? tsia ozizy de nadalaiko izy oe de za tsy te iteraka intsony de ze tiko on tsy manina!normal ve izany? izy amin'io sady mbola tsy manambady no tsy niteraka!otrany tsy normal zany amiko satri izy ve zay de tsy hanantaranaka?otrany olona milefitra izany ny fahitako azy.nisy fotoana aho tafiteny taminy mihitsy oe "misy fandrika mihitsy oa qlq part fa de tsy misy zavatra ratsy mihitsy itako aminao"na misy zavatra masosotra azy aza ataoko de eo ny eo ihany izy de izy indray no manambitamby!ny fantako fotsiny de tsy mbola miasa izy, vo niala t@ asany izy de mitady asa.zay zao n zavatra itako oe somary mahasosotra izany!nefa izy indray tsy mitaraina amile izy zany fa 1 mande izy nangatabola tamiko fa za tsy nanome aloha e de tsy naninona mihitsy izy stri tsy de fantako loatra oe ataoy inona ilay vola notadiviny tamiko.tsy misotro toaka, tsy mifoka sigara!mijery bol no mba passe tempsny.
tsy oe tsy tiko izany an, au contraire tena tiko be fa otrany tsy normale le lehilahy parfait b otranizany!(mila tsiny aminareo lehilahy). Ny tiko fantatra oe misy ihany v ny tranizany sa... matahotra a so misy zavatra mitranga tampoka tsy fantatro de ho voadona b za amizay satri ny fahitak azy de tena mety amiko b mihitsy.
misaotra betsaka mamaly.
novalian'i hanjaris ny 22/05/2012 12:50
2. Bita ( 13/12/2011 19:33)
Maninona no manahy? Ny fisalasalana sy ny fanahiana no manimba ny fihavanana sy ny fitiavana. Maninona no tsy arahina amin'ny fahalemeny izy?
Saingy marina ny anao satria tsisy tapitrohatra ny olona noho izany araraoty ny fahatsarany ka.;))) mandram-pahitanao ny kilemany;))
3. summer ( 14/12/2011 08:58)
Misaotra an'i Bita, ie zay mihitsy no atao, fa tsy d etena ho anararaotra fa aleo mandeha amizao aloha, so le oe fiti vo manoboka ko...
Bita:

Maninona no manahy? Ny fisalasalana sy ny fanahiana no manimba ny fihavanana sy ny fitiavana. Maninona no tsy arahina amin'ny fahalemeny izy?
Saingy marina ny anao satria tsisy tapitrohatra ny olona noho izany araraoty ny fahatsarany ka.;))) mandram-pahitanao ny kilemany;))
4. nilex ( 16/12/2011 05:57)
Bjr,izaho manoratra aminao izao dia milaza fa misy ny lehilahy toy izany,izaho mahavita izany raha toa ka tena maharesy lahatra ahy ilay vehivavy,na eo aza ireo zaza.Mila dinihina lalina anefa io fa tsy vitan'ny fahataitairana fotsiny eo satria ny hoavin'olona maro no miankina amin'io.Amiko dia izao azo atao tsara ny manorina fiainana vaovao amin'izany situation izany raha toa ka manana fahavononana sy fahamatorana tsara ny olona roa.Ny fitiavana sy ny firaisantsaina no base fa tsy hoe zavatra hafa an,toy ny harena ohatra na hoe fitiavana rendrarendra sy aventure fotsiny.
Fa ny mahagaga ahy dia hoe nangataka vola taminao izy.Fa nga olona tsy mbola manana situation milamina ilay izy.Raha toa ka izay mantsy dia sao dia mba ho fanambatambazana anao fotsiny ny fihetsika tsara rindra rehetra .Tsy voatery ho marina anefa izany fa ianao no mandinika.tsy maintsy dinihinareo lalina ny ho avinareo dia ny an'ny ankizy koa,manahoana ny mety ho hevitry ny fianakaviana roa tonta,tsy hametraka olana ve izany.Vonona ny handray ny zanakao ho toy ny zanany ve izy ary ireo zanakao koa.Raha vonona izy dia mba homeo zanaka kosa izy fa az tia tena ianao.Efa nanao ezaka be izy noho ny fitiavany anao dia mba manao ezaka koa ianao ho azy.
Raha toa moa ka vonona ny hiroso amin'ny fanatanterahana ny fanambadiana ara-panjakana izy dia mino aho fa olona tena vonona izy fa raha hoe hiarakaraka fotsiny eny dia tsy dia tsara loatra.Izay aloha no azo hambara androany fa raha toa ka misy torohevitra tianao ho azo dia vonona ny hanome izany ny tenako ka aza misalasala.Mahereza ary e.
5. summer ( 16/12/2011 20:34)
misaotra anao namaly, ny situation ny zany de somary sairana izy satri miasa demi journee izy fa nefa izy mitady asa b Zao.mametraka dossier etsy sy eroa.indray mande iany izy no nangataka tamiko de tsy nanome a de tsy namerina nangataka intsony izy, izy tsy eto madagasikara ko fa any andafy,de izy mangataka aza tsy oe miforcer fa nenasy ary no tonga aloha oe 'fantako enao fa sahirana fa raha mety de mba handefaso vola za.tokoyn i profiter ihany angmba a fa tsy de hamaky loha loatra v? milza ny hody et dago mantsy izy io.izy aloha otrany tsapako ihany oe ti b ana e, isankariva zahay de miresak @ skype, ny alina alhan atory za mbola miatso kely izy sns...tsy haiko e! za ko amngamba no miasa loha loatra fa trany betsaka ihany ny lhl hitako na tsy oe niaraka tamiko aza fa izy tena otrany oe 'parfait' zany, raha ny image omeny amiko.
nilex:

6. summer ( 17/12/2011 05:53)
Nilex, miverin mamaky ny tchatnay a teo, matsiaro azy a de mamaky, ny zavatr remarkeko de tena senseble b izy ref reska vola!zany mety any zany ilay olana fa @ maha lhl mo de tsy miteny mivantana.satria narary iz de asek mividy fanafody de tsy manambol a ozizy, de aveo tonga de borkeny ny resaka.be dia b ny zvatr otranizany, ra vo resaka vola de manov resak afona izy.ny atonadry izy mihinna mofo fotsiny de teneniko izy oe tsy met n ataonao de tsolana zany oizy.izy zany tsy mitsotr oe zay le olana.Amiko tsy de ten aolana loatra izya satri ny fahitako azy dia olona vonona ny iasa fa izy ity tsy miteny ity de avelako amizao zany aloha fa tsy ho hita eo fona v ny solution n farany.raha tsy miteny ko izy tsinon tsy misy azo atao.ny atahorako fotsiny oe ref manana 1 andro any so de miova !!!aleo aloha ijana amizao de hita eo n fiovana.merci
summer:

misaotra anao namaly, ny situation ny zany de somary sairana izy satri miasa demi journee izy fa nefa izy mitady asa b Zao.mametraka dossier etsy sy eroa.indray mande iany izy no nangataka tamiko de tsy nanome a de tsy namerina nangataka intsony izy, izy tsy eto madagasikara ko fa any andafy,de izy mangataka aza tsy oe miforcer fa nenasy ary no tonga aloha oe 'fantako enao fa sahirana fa raha mety de mba handefaso vola za.tokoyn i profiter ihany angmba a fa tsy de hamaky loha loatra v? milza ny hody et dago mantsy izy io.izy aloha otrany tsapako ihany oe ti b ana e, isankariva zahay de miresak @ skype, ny alina alhan atory za mbola miatso kely izy sns...tsy haiko e! za ko amngamba no miasa loha loatra fa trany betsaka ihany ny lhl hitako na tsy oe niaraka tamiko aza fa izy tena otrany oe 'parfait' zany, raha ny image omeny amiko.
nilex:

Bjr,izaho manoratra aminao izao dia milaza fa misy ny lehilahy toy izany,izaho mahavita izany raha toa ka tena maharesy lahatra ahy ilay vehivavy,na eo aza ireo zaza.Mila dinihina lalina anefa io fa tsy vitan'ny fahataitairana fotsiny eo satria ny hoavin'olona maro no miankina amin'io.Amiko dia izao azo atao tsara ny manorina fiainana vaovao amin'izany situation izany raha toa ka manana fahavononana sy fahamatorana tsara ny olona roa.Ny fitiavana sy ny firaisantsaina no base fa tsy hoe zavatra hafa an,toy ny harena ohatra na hoe fitiavana rendrarendra sy aventure fotsiny.
Fa ny mahagaga ahy dia hoe nangataka vola taminao izy.Fa nga olona tsy mbola manana situation milamina ilay izy.Raha toa ka izay mantsy dia sao dia mba ho fanambatambazana anao fotsiny ny fihetsika tsara rindra rehetra .Tsy voatery ho marina anefa izany fa ianao no mandinika.tsy maintsy dinihinareo lalina ny ho avinareo dia ny an'ny ankizy koa,manahoana ny mety ho hevitry ny fianakaviana roa tonta,tsy hametraka olana ve izany.Vonona ny handray ny zanakao ho toy ny zanany ve izy ary ireo zanakao koa.Raha vonona izy dia mba homeo zanaka kosa izy fa az tia tena ianao.Efa nanao ezaka be izy noho ny fitiavany anao dia mba manao ezaka koa ianao ho azy.
Raha toa moa ka vonona ny hiroso amin'ny fanatanterahana ny fanambadiana ara-panjakana izy dia mino aho fa olona tena vonona izy fa raha hoe hiarakaraka fotsiny eny dia tsy dia tsara loatra.Izay aloha no azo hambara androany fa raha toa ka misy torohevitra tianao ho azo dia vonona ny hanome izany ny tenako ka aza misalasala.Mahereza ary e.

7. nilex ( 19/12/2011 14:05)
Raha izany no izy ry Summer dia tsy dia itako ho ratsy loatra ilay olona ary mety manampitiavana tokoa fa anjaranao ny sisa .sady ianao moa no tena mahalala azy ka dia diniho tsara.Aza adino foana anefa fa raha tsara ny safidinao dia ho tsara ny sisa rehetra fa raha toa ka ho ratsy ny safidy dia tonga indray ny olana vaovao eo amin'ny fiainanao.
Ilay fitiavana misara-toerana koa aloha tena mampisalasala ahy ihany e!mamy foana mantsy ny fitiavana rehefa toy izany fa raha toa kosa ka ho tonga eto izy ka hahita anao sy ireo zanakao asa na tsy hiova na ahoana fa mbola mila fitsapana koa izay.
8. zokieva ( 04/01/2012 12:50)
Izaho indray dia manao aza maika loatra fa raha tena samy tia ianareo dia ho voaporofon'ny andro sy ny volana mifamadibadika!
9. mirananirina ( 16/01/2012 10:12)
Ny hevitro aloha no lazaiko an!amiko izany lhl tsy hanana taranaka izany any aoriana dia tsy marina!!!sao misy interet-ny kosa ary ao aminao,.Raha tsy hoe manaiky enao fa hiteraka any ankafa izy.ny lhl amboalohany dia tsy maintsy malefaka foana na efa niaraka aza ianareo fahiny,aza manaiky langolangony @ iny hoe manaiky izay teneninao izy(amboalohany fotsiny hoa iny),enao efa nisaram-banambadiana,efa niteraka t@ hafa,eritrereto tsara ihany aloha fa 10% raha be indrindra ny lhl na vhv tia zana-bady.Jereo izany izy fa manomboka mitsapa anao sahady @ fangataham-bola grrrrrrrr!!!
10. Ratoa ( 20/01/2012 16:08)
Amiko aloha dia hafahafa be izany hoe vao niaraka tsy ela dia mangataka vola, ninoninona fahasahiranana. Na lahy io na vavy tena tsy haiko. Izy koa ary any andafy dia ianao eto Dago indray ve no ho kely fahasahiranana noho izy fa ahoana sy inona ny antony naha tonga azy tany? Sao dia ataony omby be ronono fotsiny ianao. Mora anie ny miteny hoe "tiako ianao". Sady izay Skype
11. jesuisla ( 22/01/2012 05:06)
aleo handeha ny fotoana hijerena sy hitsarana ary hamaritana ny marina. nefa mba hialana @ olana isankarazany any aoriana, sy ny fotoana lany d tsory aminy. Teneno izy hoe hivad ve isika sa mody hiaraka fotsiny. satria mandeha ny fotoana.

raha manaiky ny hanambady anao izy, d tia anao izy, ary tokony mba hijery sy hinandrandra (miala tsy fa tsy hitako ny voambolana mahasolo ny miandrandra) azy ianao. misy zavatr tokony ho leferina, ary ampanajana no hanaovana azy ao antokatrano.

isan' lehilahy nanao io zavatr teneninao io aho, f sendra ny v ratsy saina d lany ny volako. tsy manenina aho satria ts very ny fahaizako. ny vola moa hita fona.

ny oloana matetika eo amitsika olombelona, d tsy mahatoky tena, tia manao tsapatsapa, ary manao velampandrika ahafantarana ny marina.toy ny afo mirehitra anefa ireo rehetra ireo.

omeo fahatokisana izy, ataovy ny projet ny tokatrano toy ny hoe tena mpivady, ary aza mieritreritra zavatra ratsy. teneno hoe tena mahatoky azy ianao, f tsy hamitaka anao izy

ny hendry na ny fetsy d mamatotra mba ahazoany zavatra 1 na tombotsoa. mba hiaro azy tsy ho very. tadiavo hoe inona avy no mety ho olana raha mamitaka izy. d tadiavo ny tady tokony hamatorana azy, satria tia ianao. ohatra, aza avela miasa fa mitadiava vola d omeo asa izy.

ny olana eo @ lehilahy fehezin' vehivavy. teny sy heso ary latsan' mpiaramonina, ary ny fianakaviavana. rehefa eo anatrehan' maro d anontanio fona zay tiany, ary zay teniny no ataovy nad tsy mety aza mba ho fanohitra ny lehilahy eo ambaninny vehivavy
12. summer ( 22/01/2012 20:29)
salama daholo o,

de efa elaela tsy teto, ilaza aminareo fotsiny a fa manambady kay izy, tsy fantako exatement natena efa nisaraka aloha na ahona fa ny sur de mobla tsy divorce izy, olona namanay taloha no tafareska tamiko de nosokiriko, de ref voalazan'ilay namanya ny rehetra vo niresaka tamin y aho nanontany azy de niteny iz oe marina izany ozizy fa efa separation du corps zay!nef izy tsy meety miesak @ alina mihitsy fa de tsy maintsy maraina ihany na hariva avant 16h, efa tsy mresaka aminy intsony aho fa lany foton b fotsiny o tonga de halako izy.Tsy ny resaka na torohevitra omenareo ana eto akory fa marina daholo le oe lhl @ voloany ihany...sns rehetra, mialatsiny @reo lehiehy namaly fa otrany izay fon no mhaz ahy de lasa tonga de impression ilay izy.
Misaota betsak e....
jesuisla:

aleo handeha ny fotoana hijerena sy hitsarana ary hamaritany rehetra vo niresaka ny marina. nefa mba hialana @ olana isankarazany any aoriana, sy ny fotoana lany d tsory aminy. Teneno izy hoe hivad ve isika sa mody hiaraka fotsiny. satria mandeha ny fotoana.

raha manaiky ny hanambady anao izy, d tia anao izy, ary tokony mba hijery sy hinandrandra (miala tsy fa tsy hitako ny voambolana mahasolo ny miandrandra) azy ianao. misy zavatr tokony ho leferina, ary ampanajana no hanaovana azy ao antokatrano.

isan' lehilahy nanao io zavatr teneninao io aho, f sendra ny v ratsy saina d lany ny volako. tsy manenina aho satria ts very ny fahaizako. ny vola moa hita fona.

ny oloana matetika eo amitsika olombelona, d tsy mahatoky tena, tia manao tsapatsapa, ary manao velampandrika ahafantarana ny marina.toy ny afo mirehitra anefa ireo rehetra ireo.

omeo fahatokisana izy, ataovy ny projet ny tokatrano toy ny hoe tena mpivady, ary aza mieritreritra zavatra ratsy. teneno hoe tena mahatoky azy ianao, f tsy hamitaka anao izy

ny hendry na ny fetsy d mamatotra mba ahazoany zavatra 1 na tombotsoa. mba hiaro azy tsy ho very. tadiavo hoe inona avy no mety ho olana raha mamitaka izy. d tadiavo ny tady tokony hamatorana azy, satria tia ianao. ohatra, aza avela miasa fa mitadiava vola d omeo asa izy.

ny olana eo @ lehilahy fehezin' vehivavy. teny sy heso ary latsan' mpiaramonina, ary ny fianakaviavana. rehefa eo anatrehan' maro d anontanio fona zay tiany, ary zay teniny no ataovy nad tsy mety aza mba ho fanohitra ny lehilahy eo ambaninny vehivavy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0999