mitady tovolahy 30-35 ans ho vady

1. anja91
(
23/11/2011 11:50)
salama daolo nareo !
za reto mba mitady namana lehilahy iarahana an ! eo anelanelan ny 30-35 taona , marihina alou fa mbola tsy manambady io olona tadiaviko io e
oay saika adinoko ! za vehivavy 30taona mbola tsy manambady mazava ho azy fa efa miasa
zay fa manantena valiny avy aminareo e

novalian'i as2pika ny 06/06/2018 13:41

4. rafaely77
(
24/11/2011 12:04)
ka zaho mitady fa tsy maintsy miresaka tsara de mifankalala bebekokoa fa enao aiza io azafady?
0348035904 na rapha_danie@hotmail.com
0348035904 na rapha_danie@hotmail.com

7. Tefigasy
(
25/11/2011 09:15)
Hahahahaha, izay tia adala marina, sa moa tsy adala fa adalaina. hihihi

8. nilex
(
16/12/2011 06:08)
Tena resaka matotra ve izany ataon'i Anja91 izany sa fitiavana te hampiresaka eto fotsiny.
Aza mitady izany eto fa be ny olona hanararaotra anao eto fa amin'Atra ihany mangataka dia homeny izay sahaza ho azy ianao fa mino aho.Ny vady hendry mantsy dia fanomezana avy amin'Atra ka ny tena tsara dia ny mangataka aminy.
Aza mihevitra hoe tara ianao sao mantsy izay no mahatonga anao hitady vady.
Izao no mba hatoroko anao androany.Raha toa ka tsy avy amin'ny fitiavana no ahazoanao ny vadiano fa hoe hatolotra eto fotsiny dia misy zavatra handringa be ao ka mety hanimba ny ho avinao iray manontolo mihintsy izany raha tsy mitandrina an.
Be ny vehivavy no mitondra faisana ao anaty tokatrano noho ny vady ratsy safidy ka dia manenina fotsiny.
Midira fikambanana ireny dia mifanerasera aman'olona maro e,izay koa hevitra tsara.
Izay fa dia mirary soa ho anao ny tenako.Afaka manoro hevitra anao foana aho raha misy ilanao ahy.

10. jesuisla
(
22/01/2012 04:48)
samy haf ny fitiavana, sy ny adidy saingy mifandray sy mifameno.ary manome zavatra 1, ohatra ny tokatrano.
ny mahagaga ahy, d zay tsy tia ahy no tiko, fa zay tia ahy tsy tiako. iza zany no tokony ho tiaviko? sadasada manatody. tsy ny lehilahy no tsy misy, ary tsy ny vehivavy no vitsy, nef d tsy mahita zay ho vadiko aho? tena mikorontana marina ny tany sy ny fiainana. maizina mandeha mazava aho. tsy fantako zay ho avikoo
mba miteny aho, mba manambara zay ato ampoko, d misy mananihany. raha zah aloh d aleoko mangina tsy mananihany f tsy hay zay ampitso. MORA NY MITENY, F SAROTRA KOS NY MITADY E.
tsy sarotra ny mitady, fa maizina ny andro. tsy mahita aho fa maizina b. aiza kay lay izy teo re olon รด?
Tandremo f lavaka io. Aiz kay.
Aleo mifandamina, mifanoro, mifanitsy, mifanampy, sao ianao no tratran' ny aizina. AMEN

11. mahery27
(
20/10/2015 08:25)
salu, zaho mitady vehivavy mba iara-dia amiko hanatrika ny fiainana, 20 - 28 ans no tadiaviko, zaho 29 ans, na valio amin'ny mail : rollandruiand1@gmail.com