salama dhl!za de lehilahy,arytafasaraka t@vadyaman...

1. Lemann
(
08/03/2012 12:51)
salama dhl!za de lehilahy,arytafasaraka t@vadyamanjanako za noho nyasako.Efa herintaona zayno nisarahanayde tsynanao firaisana ara-nofy,nefa za tsyte hanitsaka nyvadiko@vehivavyhafa.Toroyhevitra za inona no ataoko.Manantena valiny@nare namana eto@serasera.Misaotra mialoha
novalian'i hadji ny 06/09/2012 05:14

2. mirananirina
(
10/03/2012 09:11)
Inona moa no hevitra atoro anao araka ny hevitrao?Deraina ianao fa nanaja ny tokontranonao ara-dalana!Izaho kosa aloha tsy anoro hevitra anao hoe andana maka vhv hafa satria tsy mety izany fa io anao de anjaranao no mieritreritra na ampirafy azy enao na tsia.Fa izao fotsiny masina ny fanambadiana ,ary indrindra2 ny zanaka.

3. moi
(
12/03/2012 11:17)
sarotra inoana klo e ! ary raha tsy mino izany dia hanebaka indray ! Misy kanefa ny toy izany saingy mangina, satria heverina ho tsy norme ! Raisiko ho tsy mampiresaka i Lemann ka mba atoroko hoe antsoy ny vadinao amin'ilay fotoana tena mahamay anao, na raha tsy azo dia ny zanakao (Phone, webcam ...) ça vaut le prix ! Fa alaviro ny vehivavy fa mahalatsaka, na dia fatim-behivavy aza amin'ny fotoana sasany ; sa hifantoka amin-javatra hafa : boky, TV, mivazo, asa aman-draharaha ... ? Ny masturbation koa mampitony filàna. Fa manahirana ahy nefa tsaroako ny ampahatsiahy hoe mivavaha, satria angamba tsy andrasanao izay vahaolana izay, sady tsy fantatro raha mpino ianao na tsia.
fafane : tsy fantatro io olona haratsianao io, nefa heveriko fa hors-sujet ny fanaratsianao azy, satria ny théorie mety hananan'ny olon-drehetra ; toro-hevitra no nangatahan'olona dia omeo raha misy, na tsy mamaly rehefa tsisy !

4. jesuisla
(
14/03/2012 01:02)
HAFATRA AVY AMIN’NY MASINA MARIA VIRIJINY
Voaray avy amin’ny Taranak’I Herzgovine ny 14/08/94
Ry zanako Malalako,
Misaotra anao aho androany amin’ny vavaka ataonareo; satria izany hampitsahatra ny ady mandatsa-drà izay mahafaty olona an’arivony sy fahasimban-javatra maro. Eo akaikinareo mandrakariva aho, amin’ny lanitra hanapotika sy handringana ny ratsy eto an-tany ary koa manafaka olona amin’ny loza tahaka ny ady. Mitory ny fitiavako, ary mivavaka ho anareo amin’Andriamanitra izay mahery indrindra aho.
Mivavaha in-3: ARAHABA RY MARIA, sy in-3 RAINAY IZAY ANY ANIDANITRA. Ity hafatra ity avy any Brésil dia tokony hanenika izao totolo izao. Adika in-21 ity hafatra ity. Alefa amin’olompantatra, fianakaviana, alohan’ny 8 andro, fa ahita fahagagana ianao. Aza heverina ho zava-poana ity hafatra ity.
I CHRISTIEN, naharay ity hafatra ity, novakiany ary nivavaka sy nangataka izy, avy eo nandika azy in-21 isa, valo andro taty aoriana dia nahazo ny Million de Dollard izy.
LAVIA, naharay ity hafatra ity, novakianay ary norovitiny. Nahita fahasahiranana isan’andro teo amin’ny fianakaviany, ary maty no niafarany.
MPIASA BIRAO, nahray ity, adinony izy io. Valo andro taty aoriana dia voaroaka tamin’y asany izy, tadidiny izany taty aoriana, ary najainy ny hafatra. Lasa mpanakarena sy anisan’ny olona malaza indrindra teto an-tany izy. Noho izany aza tsiratsiraina ity hafatra ity raha tsy te hahita fahasahiranana ianao. Nalefa tamiko ity araka ny fiangaviana tamiko dia notohizako ny fampielezana azy. Avy any VENEZUELA ny niaavian’ity hafatra ity.
Atoa BRANAIVO, naharay ity hafatra ity tamin’ny taona 1993, nanohy araka ny fangatahana taminy, sivy andro taty aoriana dia nahazo 55tapitrisa tamin’ny loterie iraisam-pirenena izy.
Atoa GETERE ihany koa, saingy nanadino ny fisian’ity hafatra ity. Indrisy voaroaka tamin’ny asany izy. Kanefa andro vitsivitsy taty aoriana dia sendra nahita ity taratasy nalefa taminy izy, dia nandika in-29. Sivy andro taty aoriana dia nahita asa tsara sy ambony noho ilay teo aloha izy.
Atoa BORI naharay ny hafatra, nandika in-29 ary nanely. Sivy andro taty aoriana dia nisondro-boninahitra teo amin’ny asany izy.
MADAMA izay nahazo ny azy, dia nodorany ka may ny tranony, simba tanteraka, maty ny ray aman-dreniny, ary niditra amponja ny vadiny.
Atoa BUCHILBAN dia nahazo, niangavy ny mpitan-tsoratrany izy handika azy in-29 ary nanely izany. Andro vitsivitsy taty aoriana dia vola 10 tapitrisa de dollard no azony. NOho izany, na inona na inona antony dia tokony hajaina ny hampielezana ity hafatra ity, ary adika in-29, ary alefa amin’ny olona. Afaka sivy andro dia hisy fahagagana hitranga amin’ny fiainanao.
Tsara ary ho tsara vintana ianao, ka ahita fitia avy amin’Andriamanitra sy ny olona. Tsy mila mandefa vola. Ny zavatra hiangaviako anao, aza mitahiry ity taratasy ity na dia ilay dikan-teny nataonao aza dia tokony hiala ao an-tranonao. Ity taratasy ity dia, tsy nataotao foana na dia tsy isan’ireo minmino foana aza, ka dia ezaho hitohy ity taratasy ity.
Misionera iray no nitrangan’ity hafatra sy vavaka avy any Saint Augustin. Afaka sivy andro dia ahita fahagagana lehibe ianao.
VAVAKA
Andriamanitra no nahary ahy, nisy aho satria nisy Andriamanitra. Tsy misy tsy azo aminy. Nomeny ahy ny aina, fitiavana, fifaliana. Izy no namonjy ny fiainako ka tiako hamonjy ny fiainanao koa. Manampy ny olona rehetra izy, tsy manadino ao amiko izy. Saingy izaho no minia tsy mandray azy. Ary mamela ahy izy amin’ny fahotako rehetra. Mihaino izay rehetra mivavaka izy saingy izaho no tsy manampaharetana. Andriamanotra ô! Manomboka izao aho dia hezaka ny hanara-dia Anao. Henoy ny fitarainako. Mitalaho Aminao aho. Haparitako izao vavaka izao mba ho fantatr’izay hadalovany. Nofafanao ny ranomasoko. Ampio aho Andriamaitra o ! Nahary ahy Ianao. Amen !

5. moi
(
14/03/2012 05:29)
ny an'i jesuisla ity no tsy hitako zay ifandraisany amin'ny lohahevitra, nefa efa nataony tato izy ity dia mba hararaotiko ny mijoro vavolombelona fa anisan'ny mpanapaka ny hafatra toy ireny aho. Mbola inty aho e ! Tsy sambany no nahazoako toy ireny, fa manana maro aho, fa izay chaine nandalo teo amiko dia nifarana teo. Aza matahotra na manahy e !

6. pulm
(
14/03/2012 05:30)
Efa imbediabe za nahita ireny hafatra ireny, nisy nandefa t@adiresiko indray andro dia novakiako ilay izy dia nitovy t@voalazanao io, dia hoe raha tsy mandefa @olokafa in-20 enao dia ahita loza eo @fiainanao? fa maninona no asiana "fepetra ohatrizany e" ??????? za zao tsy nandefa akory, naninona za zao? io miankina @finoanao io fa aza terena lay olona itovy finoana aminao, za zao tsy mivavaka @ Masin'i Marianareo dia aza terena. Zay no mahavoa antsika gasy forisena tsimaintsy mitovy ny any ivelany foana,
Sady zay diso ange ny sujeanao e! sao dia any @hafa enao no mametraka io lohahevitra io fa tsy aty!

7. Lemann
(
14/03/2012 13:51)
Miarahaba antsika.Misaotra an'Mirana sy moi nanome torohevitra.Ny an'i jesuisla indray de efa imbetsaka koa za nahita hafatra hoatr'ireny.Marina nyan'i moi sypulm,tokonytsyasiana fepetra izany.Ekeko fa hafatry Masina Maria io,aryA/tra manome safidy malalaka hoanao na hino ianao na tsia.Raha manimbazimba fivavahana symaniratsira an'A/tra no metyahita loza.Za katolika,manaja an'iM Maria za fa tsymivavaka aminy,aoka tsindriako eto fa tsyivavahana iM Maria fa hajaina.Ka nyttsynyjesuisla de nyfinoanao ihany.ok

8. Lemann
(
14/03/2012 14:08)
Momba nyttsy nyjesuisla ihany.Nahoana moa no asiana fampitahorana toyireny.Raha nyamiko aloha de nyfinoan'nytsirairayno mitondra an'io,ka na ampielyan'io hafatra io na tsia de nyfinoana no mitondra azy.A/tra mbl tsynitenyhoe:omeko volabe izaymazoto mivavaka,fa nyampanantenanyantsika de fiainana syfahasambarana aryfiadanana anyandanitra.Koa mahereza mivavaka rymanana.Misaotra an'ijesuisla fa voaraiko nyhafatra.Mirary soa hoantsika rehetra.

9. Lemann
(
14/03/2012 14:10)

10. hanjaris
(
22/05/2012 12:09)
masturbation no solution hitako fa mety nefa tsy manitsaka.aza manitsaka vady fa tsy zaka ny valin izany!!!

11. zoheri
(
23/05/2012 13:10)
Lemann:
salama dhl!za de lehilahy,arytafasaraka t@vadyamanjanako za noho nyasako.Efa herintaona zayno nisarahanayde tsynanao firaisana ara-nofy,nefa za tsyte hanitsaka nyvadiko@vehivavyhafa.Toroyhevitra za inona no ataoko.Manantena valiny@nare namana eto@serasera.Misaotra mialoha
Azo antoka fa manotra tena(masturbation) fôna zany enao ann!!
Sa maka makôssah par silaka.

12. vale
(
04/09/2012 15:31)
hanjaris:
masturbation no solution hitako fa mety nefa tsy manitsaka.aza manitsaka vady fa tsy zaka ny valin izany!!!
Rehefa tena tsy zakanao dia io conseiln'i hanjaris io atao e, voahaja ny tokantranonao amin'izay, mety hisy hitsara ahy izao oe inona koa ity conseils ity, fa angah tsy azonao atao ny miresaka @ sur internet par webcam, azonareo atao koa anie ny manao izany eo @ webcam e, mpivady nareo fa tsy hoe manao ratsy akory, mahereza.