Possesif angamba no azo ilazana ny oul ohatr'izany na koa manao jalousie maladive, lol, ny zavatra rehefa mihoatra ny antonony dia efa tsy normal intsony izay mila fandanjalanjana dol ny zava-drehetra tsy diso ambany be na diso tafahoatra fa tsy mety.
Raha izy no diso saropiaro ve tsy hamono izy @ farany,tofiriny basy na tsatohany ny antsy lol.Tia aloha matoa saropiaro ny ol 1!raha ol tsy tiana izany toa tsy rarahiana na ina ataony na ina.Tsy maintsy misy ilay fahasarotapiaro ,fa ny trop no tsy atao ,oh vao mijery lhl ianao de andana raha hanaraka an iny sns..,nefa sendra tafajery fotsiny.
na inona na inona diso, diso tia, diso may, diso tsara, diso milamina, dia samy diso avokoa, na tsy mety. tsara ny saropiaro, f aza diso kosa é. f tsy mety. f mamono.
ny diso d hilazana zavatra tsy mety, sy ratsy, tsy mitondra soa, mamono.
ra diso saropiaro ny lehilahy d mahavita mamono izy. ary tsy matahotra.