ratsy tarehy

1. sitlo ( 28/01/2012 16:13)
Za mahita hoe ny mahatonga ny olona tsy manambady ratsy tarehy na dia tsara toetra tahaka ny inona aza, dia lasa ratsy tarehy koa ny zanany. Dia lasa feno ratsy tarehy ao an-trano.
Mahita an'ireny gasy manambady komorianina ireny aho, dia mahita an'ilay ankizy kely. Dia hoy aho hoe, soa dia tsy rariny kosa.
novalian'i antsolia ny 23/09/2012 13:13
2. papoose ( 28/01/2012 17:58)
LOL
3. jesuisla ( 29/01/2012 14:01)
Tsy misy olona ratsy, ary tsy misy olona ratsy tarehy.

Ny olona ratsy dia dahalo.

Izay tiana no mitombo tarehy.

Tsy tiany lay olona satria namitaka azy, na nangalatra ny vadiny. Tsara tarehy v lay olona nangalatra sa ratsy tarehy?
4. mirananirina ( 29/01/2012 17:54)
Za aloha ry sitlo dia tsy dakôro mht hoe tsara tarehy ratsy toetra ary ny ratsy tarehy tsara toetra!!Io arakaraka ny olona(tsy nolazainao io an)fanamarihana fotsiny.
Mahagaga mht aloha ireny manambady ratsy be ireny eh!tena ny taranaka mht no ratsy tarehy be avy eo!aleo ihany gasy ô lol
5. jesuisla ( 30/01/2012 16:56)
ny olona d mitovy tarehy @ andriamanitra. Koa nahoan no misy milaza f misy ny ratsy tarehy? Zo sy fahefana avy aiza no ahafahana miteny izany?

Manana zo hitsara ny asan' hafa sy ny fiainany v isika? Mba manamboara àry ho jerena. Moa ve mahavita manamboatra olona lay olon milaza fa misy olona ratsy?

Tsara avokoa ny olona nataon'andriamanitra. Fa ny toetrany no tsy mitovy, noho ny antony maro.

Ary na ny akoho az, d tsy misy ratsy tarehy, f mitovy avokoa, na inona lokony. Toy zany koa ny omby, sns
6. sitlo ( 02/02/2012 10:56)
Misy ny ratsy tarehy ka.

Mamy koa izany ny taretra satria raha mahay mamboatra?
7. jesuisla ( 03/02/2012 18:10)
Azafady àry é. Raha toa ka zay no hevitrareo, d tsy maninona. Zao no angatahiko, ndao àry isika hiresaka, hifanazava zay fantany, tsy misy mahazo miady na miteny ratsy.

Zany hoe, samy milaza zay heveriny f marina.

Tarehy manao ahoana no atao hoe, ratsy? Tarehy mitovy @ volavo v, sa mitovy @ iza? Ny ratsy rehetra, toy ny nify ratsy d sady maloto, no misy fofona, ary marary. Lay olona ratsy tarehy v mbola ratsy noho ny alika? Adala v andriamanitra nanao azy?

Potika sy simba ny tarehuny, ary nivadika ratsy, satria mitondra cancer ho azy.

Raha azoko zany d, ndry zany tafiditra @ tsara tarehy. Ary tena sahy manaratsy ny hafa.

Ny tsy mahay mikolo tarehy aloha no hekeko f misy é.

8. mirananirina ( 06/02/2012 14:00)
Gasy ka manja,tsy misy ratsy izany???Sa rhf tsy gasy de tsy manja zany ko
9. milamm ( 12/02/2012 15:18)
sali dolidoly matoa kalo misy ny tsara tsy maintsy misy ny ratsy (tarehy io an), tsy afaka ifampitaha zv 2 raha mitovy fa tsy maintsy mifanohatra foana fa za aleoko misafidy ny tsara (amiko), sady ozy ny ohabolandrazana oe ny vady jerijery...
10. mirananirina ( 12/02/2012 15:34)
Sitlo;milamm
11. milamm ( 14/02/2012 11:42)
mirana, lol
12. mirananirina ( 15/02/2012 10:42)
milamm,normalement nisy soratra nosoratako ao fa asa hoe naninona no tsy naseho????Tsy misy inona akory anefa ilay izy mahagaga
13. milamm ( 17/02/2012 12:40)
ok tsy olana zany mirana a
14. jesuisla ( 25/02/2012 14:12)
ny ratsy d tsy avy amin'andriamanitra. andriamanitra no nanao ny tarehy rehetra. ny ratsy d mitondra loza, aretina, fahatrana, fahavoazana. moa misy tarehy mitondra loza ve?
15. sitlo ( 02/03/2012 20:00)
Misy ka. Mampanofy ratsy
16. jesuisla ( 10/03/2012 11:27)
inona re no ho azavaina @ndry e? olona manao ahona kay no atao hoe, ratsy tarehy? olona lava volo v, sa olona fohy kely, sa ahona?
17. fafane ( 10/03/2012 11:29)
ilaina ihany ry reto ny mijery ny tarehy , fa ny tena important amiko de ny toetra a, ataonao aona moa no hiaraka mandritra ny andronao ohatra lehilahy mpijanga2 be, na dia bogosy aza izy, ny ahy aleoko tsy misy aloha e, fa misy ny lahilahy tsy azo antoka sy tsy mapa-trankil miaraka aminy fa mieritrertra fona ianao hoe manao zvtr any iny zay satria tsy mba azo antoka zany e, isaorana an'atra aloha fa ny ahy sady bogosy no tena manam-pitiavana no azoko antoka, tena matsiaro miadana ny saiko manana azy, fa le izy koa avy amin'Andriamanitra lay vady tsara
18. lova26 ( 10/04/2012 07:14)
resabe zan f rehefa tinao io dia tsara foana amiko
19. ded.kitty ( 14/05/2012 02:06)
Mba ratsy fanahy nama ianao izany.

sitlo:

Za mahita hoe ny mahatonga ny olona tsy manambady ratsy tarehy na dia tsara toetra tahaka ny inona aza, dia lasa ratsy tarehy koa ny zanany. Dia lasa feno ratsy tarehy ao an-trano.
Mahita an'ireny gasy manambady komorianina ireny aho, dia mahita an'ilay ankizy kely. Dia hoy aho hoe, soa dia tsy rariny kosa.
20. hanjaris ( 01/06/2012 13:34)

Ny ratsy tarehy sy ny tsara dia misy saingy relatif.ny tsara amiko tsy voatery tsra aminao.Izany hoe miakina amin ny gout an ny tsirairay ny maha tsara na maha ratsy tarehy ny olona iray.Mety misy tia fohifohy botabota sady fotsy dia rehefa maita olona otrizay izy dia tsara tarehy be aminy iny olona iny fa ny olona hafa tsy dia tsara...sns relatif e!kozy e!!!!! lol
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.173