ratsy tarehy

21. zandry01 ( 05/08/2012 14:09)

sitlo:

Misy ka. Mampanofy ratsy
Sao dia mba ianao no mampanonofy ratsy, sarotiny ery ianao zany; na tsara na ratsy dia samy olombelona avokoa, samy maibo daholo rehefa afaka ny aina.
22. antsolia ( 23/09/2012 13:13)

zandry01:


sitlo:

Misy ka. Mampanofy ratsy
Sao dia mba ianao no mampanonofy ratsy, sarotiny ery ianao zany; na tsara na ratsy dia samy olombelona avokoa, samy maibo daholo rehefa afaka ny aina.


huhuhu marina ny anao ry zandry01, olombelona samy nataon'Andriamanitra tsy misy tsara na ratsy zany, ny mason'ny olombelona no mahatsara sy maharatsy zay jereny ^^
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0904