Tokony ho saropiaro @ olona tiany ve ny olona iray...

1. labouche ( 26/01/2012 09:55)
Tokony ho saropiaro @ olona tiany ve ny olona iray?@lafiny rehetra io a!
novalian'i jesuisla ny 10/03/2012 11:29
2. kiriah ( 26/01/2012 12:49)
Mialoha ny hamaliako dia tokony ho fantatra aloha hoe : INONA NY ATAO HOE SARO-PIARO ?
Ny fahasarotam-piaro dia fitiavana diso tafahoatra, MIARO :miambina , miahy, mikarakara, mitia, misakana, manara-maso...., tahaka ny RENY amin ny ZANAKA, tahaka ny FANAFODY amin ny VATANA , tahaka NY TIA amin ny TINY ,.... ny fanotaniana tokony hipetraka dia tsy hoe " tokony ho saro-piaro ve ? "fa kosa hoe: " ara-dalàna ve raha sao-piaro zay tia".
NY valiny kosa dia ARAKARAKINY ( ça dépend) , mahazo SARO-PIARO zay tia saingy tsy manana fahefàna kosa ny hamatotra ilay tiany tsy hahazo hiana malalaka , tsy atao tafahoatra.
3. vale ( 26/01/2012 15:50)
Labouche: rehefa tia tsy maintsy saro-piaro @ azy daholo kosa e, misy mikitikitika ve ny anao dia ho avelanao hanampatra izay tiany ilay mpikitika ohatra? na koa manaiky ilay anao dia tsy ho tezitra ve enao? fahasarotapiaro dol izany. lol
4. jesuisla ( 29/01/2012 14:05)
Lay vehivavy fantatro d tena saropiaro satria mampirafy izy. Mbola eny ambaravarana rangah d fanontaniana no mitsena azy. Kizitina lava ao antrano. Be fanontaniana tsy fantam-piaviana. Sorena lava. Be fanaraha-maso.

Eto ny hasarota-piaro d hanafenana ny ratsy atao. Toy ny hoe tena lafatra tokoa fa tena tia angaba ity matoa saropiaro.

5. 7777777 ( 22/02/2012 04:51)
Amiko aloha ny olona rehetra saro-piaro fa ny heriny (Dégré-ny) no tsy mitovy e!
olona miaraka aminao ve no miaraka sy kitikitihan'ny olona tsy ho saro-piaro ianao.
6. jesuisla ( 10/03/2012 11:29)
ilaina ny zavtra rehetra, toy ny afo. Miisy asany avokoa. Saingy raha toa ka diso tafahoatra no ratsy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5608