Ahoana ny hataoko

1. IVero
(
20/01/2012 02:31)
Manahoana!
Somary miasa saina kely ara-pitiavana aho ka mba te hahazo toro hevitra raha mety
Miaraka amin'ny olona aho mifanalavitra fa samy te hanantateraka izany ho mafy kokoa izany @raharaha aza. Hifanantona toerana sy hikasa ny hivady
Tsy miafina taminy ny lasako rehetra. Fantany fa nisy olona talohany fa fiarahana tsy ho vanona mihitsy ny taminay noho ny antony t@ asany ka dia efa napetrany ny azy hoe tsy afaka mis'engage fa miala tsiny. Saingy ny niatombohan'io fiarahana io dia idylle be fa niova niandalana ny fihetsiny ary diso fanantenana tanteraka aho satria notapahany tanteraka izany anefa nanamarika ahy ilay fitiavana nisy taminay .ary tsy maheno momba azy intsony ny tenako hatramin'izay. Fantatr'ito faharoa daholo ireo ary fantany fa taorian'izay tsy tafaraka t@olona intsony aho satria niezaka nanadino azy aza.
Tao anatin'ny fiarahanay izao anefa dia hay efa bevohoka an'ilay iray voalohany fa tsy nahalala nandritra izay raha tsy vao haingana. Tonga dia nampahafantariko azy ny zava-nisy fa tsy tiko ny manafina mba ho fanajako azy raha any aoriana entre anay roa tsy hisy zavatra miafinafina.
Ny réactions any aloha teo no ho eo faly ho ahy izy satria efa nitsiriritra hanan-janaka foana teo amin'ny lasany sy hanoron—tokan-trano ara-dalàna. Anefa izaho natahotra mafy ny navaliny ahy saingy tsy nisy méchancetés mihitsy izy fa niteny aza hoe tsy voatery ho ratsy izany fa ny sainao no tsy mety (amiko olona telo no eo raha misy zaza miaraka amin'ny rainy f'izaho izany lasa izahay mianaka tsy fidiny satria ny rainy tsy heno intsony, tsy re maty tsy re velona any fa miaramila tsinona, ary na velona aza heno vao2 sarotra amiko ny hino fa handray andraikitra satria efa resany hoe tsy mila famille izy rehefa tena tafiaraka ela2 kely vao nivaky an'izay izy dia t sy ela taorian'izay dia tsy reko intsony ny taminy fa voahiraka an'ady).
Ny olako izany izao dia ity faharoa- niteny aloha izy fa tia ahy ary ho eo foana na inona mitranga amiko ary hiaraka amiko foana. Fa ny olany dia ilay zaza satria efa nanana olana tamin'ny RAD ny izy fa nanery ny sipany tany aloha be tany tsy nitazona ny zanany ka nanjary ady be teo @fianakaviany izany taminy nohon'ny fihetsiny. Izao izany tsy nanenina mafy izy na taona maro taty aoriana aza nanao an'izay, ka nnafatra ahy mafy izy tsy hanaonao foana fa sarobidy hoy izy. Ary izany mahatonga azy maniry zaza mafy @zao angamba, izy rahateo koa tia ankizy be mihitsy.
Fa matahotra izy eo @présentation ako @fianakaviany izany tsy te hampalahelo azy ireo satria ny tena zafikeliny tsy notazominy dia izao «faux» no homeny azy ireo tahaka ny mirattraper azy ny fahadisoany taloha. Izay no antony lasa mampisy distance kely ny relation nay @zao satria tsy tehoteren'ny fotoana izy, ary tiany hoe ny fotoana ho avy no mamatotra anay sy ny fitiavana ra ha ilaina mitohy izany. Lasa tsisy resaka izany ilay fanambadiana. Ny fihaonana mbola namafisiny fa tiany haka rivotraany aminy aho fahasalamako izany. Saingy nanjary.nisy froideur kely izy eo @ fréquence sy rapidité anay miresaka an-tariby sns tsapako.
Ny tahotro dia sao miova hevitra tsikelikely izy nefa efa nifanaraka fa hifankatia sy hifanohana @fiainana ary tena azoko lazaina fa misy ny fitiavany fa matahotra ny fiovany tsikelikely aho.
Ahoana ny fiheveranareo ny issue n'ny tantaranay? Moa va tokony hanamboatra saina aho dieny izao sao misafidy ny fianakaviany izy finalement fa te hanome azy ireo «tena vinanto sy zafikely» ho azy ireo fa tsy izahay mianaka?
azafady fa lava ny soratro.

novalian'i mirananirina ny 23/01/2012 16:40

2. Ratoa
(
20/01/2012 15:32)
Asa firy volana ny kibonao.
Fanomezana avy amin'Andriamanitra ny zaza, ninoninona ny toerana misy antsika vehivavy. Ny fahasalaman'io zaza ho avy io aloha imasoana. Dia ny fahasalamanao ny manaraka.
Raha izaho no eo amin'ny toeranao, dia tohizako koa ny fiarahana aminy satria izy efa nanaiky io zaza io na dia nihanahalana aza ny fiaviny. Tsy olana aminao izany fa izy kosa mba vaka ihany ny sainy ary malahelo ilay zanany nalàna izy. Mbola eo ampieritretana izay fomba hanehoana izany amin'ny RAD- ny izy. Aza mamporisika na manatsatso fa avelaho izy hanolotra izay hevitra everiny ho mety. Diniho tsara izay hevitra omeny ary aza maika haome valiny fa makà fotoana hieritreretana, avadiho impito ny lela vao miteny hoy ny fitenenana.
Aza misy ovana ny fietsikao. Avelao izy hisafidy ary omeo fahalalahana izy . Aza manery azy mihitsy fa andraso izay fietsiny. Ka na sanatria aza ka mandao izy, ny zanakao hanome fifaliana lehibe ho anao na dia tsy hitanao intsony aza rainy.
Dia mahereza fa aza kivy ary aza miantehitra aminy momba io zazaio fa zakao irery satria fanomezana lehibe. Aza esorina sao hanenenana. izay tena tia mahita vaha olana foana!

3. IVero
(
20/01/2012 17:46)
Misaotra Ratoa namaly a
Ny kiboko efa mihangeza ihany izao fa asa na ahoana fa tsy ren'ny vatako tao mihitsy ny fisiany hany ka tonga tao anatin'ny fotoana tena nampilamina tsara ny resakay roa rehetra,
Du jour au lendemain nahenoany izay, niova kely izy fa izany hoe tsapako koa fa tsy mampiseho te hihemotra tanteraka na manapaka telephone sy mail . Asa koa na misy resaka tombony ny azy (enga anie tsy ho izay) satria sao te hivoaka aty ivelany. Ny hi seretrouver mère célib fanindroany sanatria tsy ho sitrako izany , fa dia mijery ilay natioran'ny resakay hatreto aloha aho dia misy azoko tsapain-tanana ny fifankatiavana madio izay tadiaviko.
ka lasa nampangatsiaka sy nampihemotra kely azy ilay situation, tsy dia maneho mots be intsony avy aminy aho. Na dia izany aza azoko tsara ny toerany sy ny antony rehetra holazainy amiko eo. Efa vonona ny saiko na ho eo izy na tsia.
Resaka normal ambiny sisa fa navaloko tanteraka koa ny nifanarahana teo aloha mba tsy hanereko be azy loatra.
Fa fotsiny hoe dommage raha vita satria tena mba mifanaraka tsara hatreto moa sady hitako taratra ihany fa misy ny fitiavana fa tsy hoe tsisy.

Ratoa:
Asa firy volana ny kibonao.
Fanomezana avy amin'Andriamanitra ny zaza, ninoninona ny toerana misy antsika vehivavy. Ny fahasalaman'io zaza ho avy io aloha imasoana. Dia ny fahasalamanao ny manaraka.
Raha izaho no eo amin'ny toeranao, dia tohizako koa ny fiarahana aminy satria izy efa nanaiky io zaza io na dia nihanahalana aza ny fiaviny. Tsy olana aminao izany fa izy kosa mba vaka ihany ny sainy ary malahelo ilay zanany nalàna izy. Mbola eo ampieritretana izay fomba hanehoana izany amin'ny RAD- ny izy. Aza mamporisika na manatsatso fa avelaho izy hanolotra izay hevitra everiny ho mety. Diniho tsara izay hevitra omeny ary aza maika haome valiny fa makà fotoana hieritreretana, avadiho impito ny lela vao miteny hoy ny fitenenana.
Aza misy ovana ny fietsikao. Avelao izy hisafidy ary omeo fahalalahana izy . Aza manery azy mihitsy fa andraso izay fietsiny. Ka na sanatria aza ka mandao izy, ny zanakao hanome fifaliana lehibe ho anao na dia tsy hitanao intsony aza rainy.
Dia mahereza fa aza kivy ary aza miantehitra aminy momba io zazaio fa zakao irery satria fanomezana lehibe. Aza esorina sao hanenenana. izay tena tia mahita vaha olana foana!

4. Ratoa
(
21/01/2012 21:24)
Ny hi seretrouver mère célib fanindroany sanatria tsy ho sitrako izany ,
Tsy problème izany, avy amin'Andriamanitra hoy aho ny zaza. Ateraho dia tezaho. Andriamanitra tsy manokatra vava tsy hisy ho hanininy.
Ny atahorako dia so ataony filàna hivoahana an'i Dago fotsiny ianao?
Ny tenako moa tsy mahalala azy ka fanahiana fotsiny ny ahy fa ianao no tena mahatsapa azy.
fa izao: ianao irery no tompon'ny tenanao sy ny ho avinao. Noho izany dia rovy ny tenanao fa aza variana amin'ny fitiavana irery. Aiza ny ho avinao sy ireo zaza ireo? Izay hatrehana.
Izay tia hoy aho koa, mahita vaha olana foana.
Ka ankino amin'Andriamanitra ny zava-drehetra fa hainy foana ny mitsimbina anao sy manao izay mety ho anao.
Raha mitohy moa ny tantara, arahaba soa, arahaba tsara. .. Raha sanatria kosa, ianao efa novona ka tsy ho lalina loatra ny ratra

5. IVero
(
21/01/2012 21:54)
Ieny ary e ! Tsara foana ny mandray torohevitra hafa indraindray misy hakana décision tsara.
ampy tsara ireo lazainao fa hoarahiko dia misaotra betsaka!

7. mirananirina
(
23/01/2012 16:40)
Aza miantehatra loatra aminy enao fa Aleo izy hanana n'y safidiny Mary aminy koa anie n'y mieritreritra fa tsy zanany nô ao ankibonao fa an olona hafa eh!indrindra raha lhl tsy momba izy!ilazao izy fa mbola hiteraka koa ianareo de hanana n'y tena azy izy