Tia vehivavy Bota
1. dibbah
(
08/12/2011 15:57)
Izaho dia tia vehivavy bota,atao namana fotsiny dia efa milay,miaraka mandehandeha,misakafo ...
2. labouche
(
26/01/2012 09:56)
za vehivavy botakely fa somary fohy,
3. jesuisla
(
25/02/2012 14:27)
d zay ihany v no lafi-tsarany s misy hafa? B teni-ratsy, ohatra? tia adiady ohatra? tsy manahirana v rehefa mandeha taxiB?
D inona zany no azoko atao ho andry?
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.1857