Site de rencontre

1. sipakoely
(
15/02/2012 08:19)
ahoan nd1 ty site de rencontre www.madainlove.com ty?
ef itanareo v?
mbl ts dé azoko tsara ny fandeany, fa zé maay dé valio eto e!
Msaotra!!
ef itanareo v?
mbl ts dé azoko tsara ny fandeany, fa zé maay dé valio eto e!
Msaotra!!
novalian'i zoheri ny 21/03/2012 13:51

2. Tanjaka
(
18/02/2012 21:40)
sipakoely:...Sady fitadiavam-bola be izy io no fitadiavam-boly ihany koa (raha ohatran'ny meetic sns...) Mifameno izy ireo é ! Ny "fitiavana fividy" koa arakaraky ny ny hatevin'ny vola eo am-pelan-tanana ihany koa ny sandan'ny olona "mety" hohita na "hety" tsy dia haharitra aza ny varotra ! ! !
ahoan nd1 ty site de rencontre www.madainlove.com ty?
ef itanareo v?
mbl ts dé azoko tsara ny fandeany, fa zé maay dé valio eto e!
Msaotra!!
Ny lehilahy no tena andairan'izany satria ny vehivavy dia manao fitsapatsapana fotsiny ! ! Hatramin'ny firaisana aza lasa "simulation"...satria tsy tena vokatry ny fo ! ! !
Tsara ny manandrana fa aoka tsy halaky kivy ary ataovy misimisy ny fananana vao tena miroso !

3. mirananirina
(
21/02/2012 09:28)
...Sady fitadiavam-bola be izy io no fitadiavam-boly ihany koa (raha ohatran'ny meetic sns...) Mifameno izy ireo é ! Ny "fitiavana fividy" koa arakaraky ny ny hatevin'ny vola eo am-pelan-tanana ihany koa ny sandan'ny olona "mety" hohita na "hety" tsy dia haharitra aza ny varotra ! !
lol be!!!kay site ratsy izany io raha ny lazainao !!aza miditra any ianao ry sipakoely an,aleo lhl ihany no makany