Possible ny mitia olona 100 ,saingy ny fitiavana azy no tsy mitovy na oviana na oviana,ao ny tena tianao fa manam-bola,tianao izy fa tsara fanahy,tianao izy fa tsara tarehy sns...tianao izy fa anadahinao,RAD ,zanaka sns......
Matoa ianao mampirafy dia samy misy itiavanao ilay olona iarahanao,tsy maintsy misy foana mampiavaka azy