Fitiavana

alexandra32 ( 08/02/2018 11:23)
URGENT – RECHERCHE COMPTEUR ELECTRIQUE Nous recherchons un compteur qui puisse supporter le fonctionnement simultané d’appareils électriques de 4000 voire 5000 watts. Dans le cas échéant, nous... tohiny
novalian'i andc646 ny 18/04/2018 22:28
Hear me! ( 16/11/2017 10:33)
Ny ah aloh ny tiko de zay manaik ny fangatahako . Satria hoy ny mpanankanto iray izay hoe:"Ny fitiavn tsy met kos rah tsy mifmal ts aleo ve mampiononten rah sanatria hijaly"; eny tiko iz ary zah manaw... tohiny
willychan410 ( 11/10/2017 08:06)
Slt, inona azafady mahatonga ahy saropiara.... tohiny
KELIMANATSAINA ( 09/10/2017 09:22)
Miarahaba ny mpiserasera jiaby!saiky mba hanontany aho hoe misy lanjany ve ny fitiavana raha misara_toerana ilay ol 2 m'fakatia ???... tohiny
novalian'i rosekely ny 11/10/2017 12:43
Dreamlover14 ( 16/08/2017 04:08)
Te-hifandray @ rhaj0 aho satria toa monina aty Canada izy. Monina eto aho ary manana olana kanefa tsy tiako haseho eto ilay olana satria somary personnel ary samy hava ny vahaolana aty Canada sy any M... tohiny
alf ( 14/08/2017 06:29)
Niaraka tamina vehivavy efa manana vady fa tsy mbola ôfisialy aho. Taty aoriana nefa dia fantatr'io vadibeny io ny nataonay rehetra ka lasa nisitaka taminy io. Izaho aloha diso niaraka taminy ka mita... tohiny
alexandra32 ( 22/07/2017 19:56)
Ry namana Malagasy rehetra, Ny tenako moa Malagasy tia tanindrazana ary efa ela no nipetrahako tany Dago ary teo no nahitako fa mbola maro ihany ny zavatra mbola azo atao any. Ireto misy proposition ... tohiny
novalian'i rosekely ny 11/10/2017 12:46
Topher ( 16/07/2017 12:03)
Manahoana daholo tompoko!Tsy zakako ny mahazo ahy ka mba mila torohevitra avy aminareo rehetra! Mis anabavin'ny namako izay ten tiko indrindr.Ts misy zavatra vitako mihints fa any amin foana ny saiko.... tohiny
novalian'i SINCER7 ny 08/02/2018 06:55
henitsoamama ( 29/06/2017 19:01)
VAKIO AZAFADY niten tamk iz we ndao ifamern, mbl nsala2 ia d teztr iz, hariva in amzai iz hitak napiarak sad mandrangtr ahy, f ia mod ts taitr ftsn, marihik f iz ni nsarak tamk f nhaino vavanolo, ia ... tohiny
Tijhanny ( 19/06/2017 13:31)
za vevav 22taon ar miark @ol 27taon,izi mo d ef mati dad ar mananjandri 2lah f le rai ef manambad.d izi nmamelon le mamani si le zndrin 1,ef o3taon zao zai niarak f toi zw nfiainan niainak tanatin'zan... tohiny
novalian'i sahia ny 27/07/2017 09:25
Lesakely ( 27/05/2017 17:16)
Salama daholo tompoko.. Lehilahy 27 zaho no manoratra!!! Manana olontiana aho ary tsy avelan'ny ray amandreniko miaraka izahay satria dia irony olona mainty ireny no renin'io sakaizako io ary ngita vo... tohiny
ajnal ( 12/05/2017 20:24)
Cc doly!!! Mety ve ra oe misy mpinamana tsy mifankafoy de enao lo tam voloan miaraka am ray de nef aveo le naman mtad fitiavana amla de anaiky iaraka aminy ko ela Ra za lo ny interea-ko mety ho prio... tohiny
novalian'i Ajnal ny 01/09/2017 16:45
henitsoamama ( 07/04/2017 16:11)
Ianarana ve ny oroka voalohany... tohiny
novalian'i lemanga ny 04/09/2017 10:14
jayil12 ( 16/03/2017 09:44)
Ahoana ny hevitrareo momba ity teny iray ity? "Mariky ny fitiavana lalim-paka ny lehilahy iray ny ranomasony mirotsaka manoloana ny fisarahana @olo-tiana..." Misy vehivavy mahatsapa an'izany ve ato?... tohiny
Anni ( 16/03/2017 08:06)
Salama daholo, Ny vadiko saro-piaro be t@ko teo aloha teo. Izao izy anefa milaza fa tsy saro-piaro @ko intsony. Mety ho marina ve izany? Dia inona no mety ho antony? Misaotra @ hevitra... tohiny
Anni ( 15/03/2017 13:53)
Salama daholo, Misaotra mialoha@ faharetana mamaky. dia miala tsiny fa somary lavalava ilay tantara. Vehivavy mananbady aho ary niteraka 1 izahay, misedra olana ny tokantranonay… Ra fehezina dia e... tohiny
novalian'i SINCER7 ny 13/05/2020 13:56
domoina17 ( 21/02/2017 12:31)
Salama daholo, Saika mba hanontany oe iza kay no tokony hampilaza ny fianakaviana rehefa hanao vodiondry? Ny ray aman-dreny sa ianao lah sy vavy voakasika @zany? Misaotra ô.... tohiny
rafilantsoar ( 19/01/2017 16:08)
Tena tia tokoa ve ny vehivavy manaiky atrany izay atao aminy!... tohiny
Mika.el ( 20/12/2016 12:39)
miarahaba O! nis namako mba nanontany ny hevitro mikasika iti resaka iti ka mba atodiko eto ny fanontaniana fa tsy itako izay valiny azo lazaina azy. eto mada antananarivo no misy anay, 14 ans ny zana... tohiny
novalian'i Onjarliva ny 01/02/2019 16:02
BANDBGS ( 12/10/2016 07:04)
Salama daholo! za d bandy nanambady ary manan janaka roa vavy.Nisy vanim potoana naditra rehefa niteraka izahay mivady toy ny 85% NY LHL rehetra ihany.Taty aoriana enaf dia vonon hiova ary efa hanoma... tohiny
novalian'i lhomme ny 20/04/2018 10:01
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2844