olana

1. alf ( 14/08/2017 06:29)
Niaraka tamina vehivavy efa manana vady fa tsy mbola ôfisialy aho. Taty aoriana nefa dia fantatr'io vadibeny io ny nataonay rehetra ka lasa nisitaka taminy io.
Izaho aloha diso niaraka taminy
ka mitady vahaolana aho hoe inona no ataoko mba hiverenan'io vadibeny io aminy.
Ilaiko maika ny vahaolana.
Misaotra mialoha anareo
2. Felantsoa14 ( 15/08/2017 03:09)
misy fanontaniana maromaro tiako hovalianao hahafahako manome vahaolana aminao :
- ny fiarahanao sy io vehivavy io ve nifototra t@ resaka fitiavana sa resaka ara-nofo (sexe) fotsiny ihany ?
- tena mbola tia an'io vadiny (mbola tsy officiel) io ve ilay vehivavy ?
- ianao ve tena tia azy ke mety ho vonona handray azy ho vadinao ? raha tsia, inona no sakana tsy hahafahanao manao izany.

Arakaraka ny valiteninao eto no hahafahako manome sosokevitra :

Raha resaka ara-nofo ihany dia sarotsarotra ny fandidiana raha toa ka tsy zakan'ilay ranamana ny nataonareo; raha tena fitiavana dia mety ho tsara kokoa ny hiarahanareo saingy miankina @ hoe mbola tia ve sa tsy tia intsony ilay vadiny ilay vehivavy ?

Izahay vehivavy manko manahirana ihany, mbetika tia, mbetika hafahafa, indraindray rehefa ilaozana vao tena tia, sns....

Mila fantarinareo lehilahy izany.

Mahereza fa tsy moramora
3. mirananirina ( 16/09/2017 15:33)
Raha azoko tsara izany dia izy manana vady no itiavanao azy? ????????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2223