ex-ko

1. henitsoamama ( 29/06/2017 19:01)
VAKIO AZAFADY
niten tamk iz we ndao ifamern, mbl nsala2 ia d teztr iz, hariva in amzai iz hitak napiarak sad mandrangtr ahy, f ia mod ts taitr ftsn, marihik f iz ni nsarak tamk f nhaino vavanolo, ia nf mbl tia az, inon n hataok? rah ianareo n teo am toerak. anai mbl mfandf mes, mfanao fton, mresak, msang, mfapantan sipa ka tsmanan hon iz, d hariv iz le hitak napiarak, meo solutio ho an izai mahita anti
2. Je-Suis-Charlie ( 30/06/2017 19:28)

[quote=henitsoamama

VAKIO AZAFADY

niten tamk iz we ndao ifamern, mbl nsala2 ia d teztr iz, hariva in amzai iz hitak napiarak sad mandrangtr ahy, f ia mod ts taitr ftsn, marihik f iz ni nsarak tamk f nhaino vavanolo, ia nf mbl tia az, inon n hataok? rah ianareo n teo am toerak. anai mbl mfandf mes, mfanao fton, mresak, msang, mfapantan sipa ka tsmanan hon iz, d hariv iz le hitak napiarak, meo solutio ho an izai mahita anti

[/quote]


Iza no hamaky izay lazainao eto ? Teny tsy misy fantatra , ataovy @ teny gasy tsara aloha raha tianao hamakysy hamaly anao ny mpisera.
3. rhaj0 ( 04/07/2017 13:21)
Ka raha ny fahazoako azy izany, dia tena nino ny "vavan"olona" Ilery, ary dia manao vengeance io ee... tena te-mba handratra anao izany Ilery, satria "naratra" izany izy teo eee..

Raha ny fahitako azy, dia efa TSY ao @ ilery intsony ny fahatokisana anao ee...

Mety diso anefa aho ho'a, fa io tokantranonareo, ary tsy haiko daholo izay resaka tsy voalazanao eto, ka raha mijabajabaka aho, nefa ianareo hiverina hiaraka, dia tena diso aho ee.. ka dia ianao ihany no erany.


Fa raha mitombona fa tena 'tia handratra" anao izy, ary "tsisy fahatokisana" anao (intsony?), dia tena, raha izaho aloha ianao, dia aleo mikisaka fa raha izay no taritaritina mandra-maty eo, dia TSY mahasalama eee...
4. rhaj0 ( 04/07/2017 13:24)
Entre-pa.. fa manahirana ary sarotsarotra tokoany ny fanoratanareo ee..

Fa io ho'a, ny komionikasio hono "two ways" hozy ny anglisy, ianao miezaka maneho ny hevitrao, izaho miezaka ny hahazo ny hevitrao, ka dia ...
5. Ajnal ( 13/07/2017 07:28)
Mifampresah tsara fotsn de asehoy anaz oe tia az enw ar ts de nampanin anw in indray hzriva in f lazao oe rz mvern ren de ts iz tsun enw
6. batsilana ( 04/09/2017 08:30)
slt!
miezah aloha miresaka aminy de anotanio azy tsara ny tena tiny hiaviana amle hoe hifamerina nefa izy mbola hitanao nampiaraka,
raha mbola tena tinao izy de asehoy azy izany nefa aoka kosa mba tsy aneho fahalemena eo anatrehany ena fa vĂ´ maika hanararaotany anao izany,
raha tena tampakevitra izy ny hifamerina amnao de tsy hampirafy anao ary hanonitra ny fandratrany anao,
ok!
7. mirananirina ( 16/09/2017 15:39)
Hoe vakio dia saika hamaky aho dia nihembotra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1629