Oroka voalohany

1. henitsoamama ( 07/04/2017 16:11)
Ianarana ve ny oroka voalohany
novalian'i lemanga ny 04/09/2017 10:14
2. hery ( 08/04/2017 08:48)
Raha samy mbola tsy nisy nanao dia mandeha ho azy eo. Gagagaga fotsiny hoe ahoana izy izany.

Raha efa mba nanoroka taloha ilay iray dia izy no manao azy ao dia manaranaraka fotsiny ianao.

3. mickanomenjanahary ( 20/04/2017 19:18)
otran mand waz fa ts d mila enaran b aotran mand waz fa ts d mila enaran b a

4. heriy ( 21/05/2017 18:55)
mandeh hoaz zan ka!
5. ajnal ( 25/05/2017 10:22)
rah ho anah manokan d mande oaz io f ts mil enarn a
6. heriy ( 28/08/2017 04:12)
mil enaran ihan k?
7. batsilana ( 04/09/2017 08:33)
ts mila ianaran io fa samy manana ny endrika anehoany azy fotsiny
8. lemanga ( 04/09/2017 10:14)
raha amiko aloha dia mbola ianarana e,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2045