Ny fiainampitiavako
41. Aandrianina1
(
15/06/2019 23:42)
Eny,ekeko ary tsy azoko lavina fa niainga t@ oe fanampiana no nampitafalatsaka b ahy taminy,tiko mb ho lasa olombanona izy dia mb hanana asa eo @fiainany nefa indrisy hay fitaka sy lainga nataony tamiko.
Tsy kivy aho ankehitrin f ty teny ty no ataoko masaka andoh:"izay namafy rivotra ts maintsy hijinja tadio"
Fitiavana tsy aiko faritana no nitiavako azy f tena mankadiry b nefa dia latsa ,eso,opa,teny ratsy no mba nasetriny ahy.
Mino aho f rah mbol Andtra koa misy dia ts ho afamaina ny mpanao ratsy

42. Aandrianina1
(
15/06/2019 23:43)

43. fanaiky72
(
16/06/2019 22:15)
[quote=mpisotrtoaka]
Nahoana ary ianao ry Aandrianina1 no tsy mba namako sur FB.
Ny ampiana manararaotra.
Ny mitady mpanampy tsy mahita.
Eny e, fa rah izao zava-misy izao tsy hanampy intsony ianareo any ivelany satria hoe mahita ilay tantara ny hafa d te hanararaotra.
Very elah ry Kevin
[/quote inona mahalina anao ifandray@Aandrianina par fb kay?
45. Aandrianina1
(
27/06/2024 15:00)
Fonengo:
Manakory Aandrianina!Tsy mamoha fotamandry fa vo avy niverina namaky ny tantaranao za io,de mba nanahoana ny tohin'ilay tantaram-pitiavanao amzao???Lehilahy aho fa mahaontsa anaha lay istoaranao!Cc de mirarisoa raha mbola ato ô!
Salut ,,oui mbola ato za,,, uhmm....tantara tokoa,,,ny debut juin 2018 no azo atw oe vita tanterak ny taminay f niseho t@fb s ny olona rehtr tokoa izy s Saya,,,ny oct 2018 teo d nisy compte fake ze nanoratra tamiko ary fantako avy hatrany t@fomba firesan f iKevin le izy ary avy d noteneniko ary niaiky,,teo izy d niteny f nisaraka oe izy s saya,,,ary iverina amiko izy f za irery iany no tena tia azy,,, jereo tsara fomba fiteniny t@ze oe "ianao iany no itako tena tia ahy",,ay v oa ,,d nangatak famelana teo d ok oa, f vo ok ny valiteniko oe mamela def ozy oe mb andefaso vola oe izy na 400 mille fmg fotsin aza f sairana be,,ts nanaiky za no ts nandà f narirarirako teo oe ef hody aho zw,,nga ozy ts 2025 injai,,non oa,, dia vao itany f ts hanome azy tsony aho d nofafany le compte fake ,, taona manarak ts nampiato ny avion noho ny corona d iny injai izy s ny tena compte -ny nanoratra d mody nandef sary bdb ,,everiny f ho taitra tsony nga za,,,d niteny oe modia @ze mints nw f ivady tsika, nampime b,,ef fantany oe ts misy avion tson vo mody oe ...
D za ef niova tompoko ka ts nanome tsony mints na 1ariary aza sd ef itako ts nitia azy tson ary za ,,,,d tss tohiny tson le fifanoratana,,,
@zw fotoana zw 27juin 2024 ,, isaya le sipany ef lasa nanambady Egyptien d lasa andafy kou,,,ikevin kosa injai itako en couple b anaty facebook ao,,
Izaho toujours tokatena ary atwko afo nandoro ny lambako ireny lasako ireny..
Mbol aty ivelany aho ary motivé b maeno le hiran'iTence mena oe "aleoko celibat".
Tsy ny "rôrô"na ireo rehtra antsoina oe "drogue"no atao oe "zava-mahadomelina" fa tsarovy fa io "FITIAVANA" io koa dia azo sokajiana ho "drogue mahery vaika"ZAVA-MAHADONDRONA sy MAHAKENTRINA ary MAHAVERY SAINA,,,,
Tena fay tanteraka oo,stop et stop
46. Aandrianina1
(
29/06/2024 15:04)
Fonengo:
Tena marina ny resakao,ny fahaizanao mandray decision koa tena tsara,zay mants no mahatonga ny fitiavana lasa mahadomelina,mibahana lay fahalemena noho ny herin'lay fitiavana anaty,na d'efa ahafaty aza ny ratrany de tsy sahy mandray decision fa otrany tratrany "tsy mahalala ratsy" zany,nefa fahalemena ratsy lay izy,zay no saika nahavoa anah teo @resaka fitiavana,diso nitia sy tsotra loatra aho ka nampiasa fandeferana lava,saika tara aty aoriana vo nahatsapa sy tonga saina fa otrany nanolo-tena ho gadraina zany sanatriavina,ny fandraisana decision iany no fahendrena ary tsy anenenana rehf ianao no nitia.Very olona nitia izy,f'enao nialan'olona tsy tia,tsarabe!
Misaotra anw nanopy maso ny tantara ratsiko,,ty message-n'olona ty d ts mb ho adinoiko "Plutôt de perdre ton temps à des gens qui n’ont valent pas la peine pense plutôt à ta vie, à te respecter et être heureuse enfin car tu t’es detachee d’un sangsu",,,
47. Aandrianina1
(
29/06/2024 15:17)
[quote=Manantsoarandria12]Tena mampalaelo be lay tantara, Maro ny lela sy vevavy eto Mada no manao anio ary tena misy olona mivelona amnio mintsy eto (mila mailo). Fa sarotra lay toerana eo a@lay izy fa le toetranao tiko sady mampalaelo fa nararaotiny sasany.
Ra @ko manoka alo lay toerana an: Nataony KEV MMS fotsiny enao ary Lay SAYA dia manaO PPS, zay fotsiny alo dia manamarika oe iraisana lay anizarao.
Azonao angamba ny toiny fa Ajaranao no mieritrertra, enao mamplaelo fa nitia tam fo nefa nararaotiny sasany.
Aza malaelo fa mbola oavy ny anjaranao dia courage amboary ny fo sy ny saina, sarotra zan tena sarotra fa mila miezaka be enao[/qute]
Mana!!maty t@avril2024 teo ilay PPS n'iSaya,,,iSaya ef miresaka be amiko @zw ary efa nialatsiny tamiko izy,, za aza anef nisaotra azy nanala ahy t@mpanataka iny,,

48. Aandrianina1
(
30/06/2024 08:57)
Fonengo:
Tsarabe zany ezaka nataonao zany,nandresy enao ary maivamaivana satria tsisy tsiny nitia sy nanome izay tsara ary namela heloka,izay ihany koa anie ny fiainana tena ilaina eto ambonin'ny tany e,de mlamn,fa asakasak'zay anararaotra fa ts esana saina,sa aona hoy enao?
Eny mou kou,, sd misy todiny ny ratsy atw rehtra satria Andriamanitra tsy mijery any ambony f mijery ny ety ambany, ,,famantarana iray oe olona itoeran'ny devoly ny olon manw toetran-demony d ts inon f ny toetra mandainga,mamitaka,mangalatra ary mamono olona ...zary anatra ho ahy ary ny miresaka @olona ,,za @zw nanidy ny fb-ko insta-eny ze rehtr mety ahitako olona,,sitrany sôlô,,,skyphone no ifandraisako @famille f io no vitsy mpaalala s mampiasa ,,aleoko mandositra ny monde feno ratsy
49. Aandrianina1
(
30/06/2024 09:04)
FA ENY TAPITRA TATERAKA MOU ZN TY TANTARA TY DIA MB MANGATAKA AMINAREO AHO HANORO AHY AONA FAMAFANA TY LAHATSORATRA TY,,,MBA VALIO
50. Aandrianina1
(
04/07/2024 06:51)
Fonengo:
Cc!Za kou anie ka tsy mahay mamafa an'io e,fa naona ho fafan'eee?
Mamenatrolona ny adalana sy hagegena vita...
Tena menatry ny tenako mintsy za...dondrona be
51. Aandrianina1
(
04/07/2024 13:52)
Fonengo:
Tsy nahavita nanoratra tato enao raha dondrona fa mbola tsy te hikaroka lay izy fotsiny hoe ka tsy izany!
Oatrany ngamb tanaty le deception amoureuse za t@zn d niteny teny fampiononana t@olona d ts nisaina kour oe mamenatra ity zavabitako kay kkkkkkkkk.fa zw vo tonga saina oe tena tss jery ty za ..manalabaraka tena
52. Aandrianina1
(
05/07/2024 16:16)
Fonengo:
Fiainana daolo zany e!Na ny ony sy ny ranomasina aza mitambatra mbola tsy mahafaty ny afon'ny fitiavana
A3 adalana tsotra zw ny ahy ...tena mila fafana ty lahatsoratra ty..please ze maay mamafa mb atoroy oooo....misaotra mialoha