azan tena azo atao any dago

1. alexandra32 ( 22/07/2017 19:56)
Ry namana Malagasy rehetra,

Ny tenako moa Malagasy tia tanindrazana ary efa ela no nipetrahako tany Dago ary teo no nahitako fa mbola maro ihany ny zavatra mbola azo atao any. Ireto misy proposition vitsi2 na bizna mety mandeha any Dago any.
resaka friperie: maro ny manao an'io zavatra io fa mbola azo atao hoe malalaka ny kianja no sady ny Gasy mbola tia manao la mode
pièce fiarakodia na koa pièces fiara vaventy ireny (camions, semi-remorques), mbola azo atao hoe malalaka; marina fa hoe be investissement fa tena mbola mandeha sady mampidi-bola maro
sakafo ho an'ireo manak'atao, izany hoe karazan-tsakafo maro, very sy laoka ireny,no sady misy livraison, kanefa tsy gaboraraka
manao jus natoraly, fromage blanc
manao sakafo en boite na sous-vide ireny na manao sakafo efa pret, na moitié pret, sous forme congelé
resaka tour mécanique; betsaka ny vola ilaina fa izay aloha une fois vita, dia saosy eeee
manao boissons moderne,a otran'ireny milk sake ireny, frappés, smoothies, mbola tena vitsy ny manao azy nefa betsaka ny marché

Izay aloha ny hevitro fa izay manana hevitra dia afaka mametraka koa. mehereza daholo eeeeee!
novalian'i rosekely ny 11/10/2017 12:46
2. rosekely ( 11/10/2017 12:46)
Zà zao intéréssée @zany resaka frip zany fa tsy haiko hoe aiza mba fakana an'ireny, indrindra lé mba tsara d mba tafavoka lafolafo e, sao mba mahita ianao ry alexandra32?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0817