Tia tokoa ve?

1. rafilantsoar ( 19/01/2017 16:08)
Tena tia tokoa ve ny vehivavy manaiky atrany izay atao aminy!
2. rhaj0 ( 24/01/2017 13:10)
mampieritreritra tokoany an..

1- ka io ve ilay "amour inconditionnel", ka n'inon'inona mipoitra eo dia tiany foana?

2- sa ve hoe, tena pacifiste be, na koa tolerante be ny anao, ka dia tsy misy confrontation mihintsy fa mety foana io?

3- na hoe, ianao koa kay mba tsara fanahy tao, dia manome famerim-bola be dia be foana izy

4- sa kosa, io ilay "insecure" (dependence emotionnelle na materielle), ka matahotra ny ho very izy dia miaritra ny maimbo?

5- na koa, ao ambadika ao anie ka misy "bullying" (intimidation) comme un boeuf (ataonao), ka dia (tsy maintsy) docile be ao foana izany k'lou izy 'ngo dia mahazo eo

6- sao kosa, vontom-pinoana na (ratsy) fitaizana, na Kristianisma io na hoe "fomban-tany", ka hoe ny vehivavy dia "manompo" ny lehilahy, ka dia io manaiky hatrany io

7- sa indray "manipulative" izy, dia ianao no lasa mino (satria nampinoany), fa hoe, ny "sitra-ponao" no ataony, nefa ... indrisy ry tava-tsosisy hozy ny fiteny, fa kay ianao no marrionette-ny ao?

8- ... isan-karazany io eee... rahefa tsy tsotra (franche et ouverte) ny fifandraisana, dia lasa asarotina toa izany.. Fiainana efa sarotra ity ve dia mbola asarotina indray eee...

Fa dia hanontanio izy eee...
3. Mirananirina ( 28/01/2017 18:26)

rafilantsoar:

Tena tia tokoa ve ny vehivavy manaiky atrany izay atao aminy!

Tena tia tokoa matoa manaiky n'y rehetra atao, kanefa koa mety antery ihany koa no atao dia manaiky tsy fidiny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.353