Hasarotam-piaro

1. Anni ( 16/03/2017 08:06)
Salama daholo,

Ny vadiko saro-piaro be t@ko teo aloha teo.
Izao izy anefa milaza fa tsy saro-piaro @ko intsony.
Mety ho marina ve izany? Dia inona no mety ho antony?

Misaotra @ hevitra
2. rhaj0 ( 03/04/2017 17:30)
Dia tsy hay izay ao amina(re)o ao, fa isan-karazany ny azo eritreretina eee...
- mety tena @ fo sy saina madio izy, ary dia tsy saro-piaro intosny fa niha-matotra, ka mahatoky anao sy izay ataonao any
- sa ve, nihen-danja ilay fitia, ary dia toa ny hoe, izay ataonao dia ataovy any, fa hanao ny ataoko koa aho
- sa koa, toa izay no "tianao ho re", na "tianao ho ataony", ary dia lazainy aminao (mba tsy hifandirana), fa ao anatiny ao, mbola tena marary fo ao izy, fa dia koboniny ao (ambara-pipoakany)
- isan-karazany...

Fa tsisy afa-tsy ny mifampiresaka ao ianareo roaroa ee... ataovy any @ ilay transparent n ycommunication.. samy olon-dehibe, tsisy an-tery tsisy vozonana, samy miaro ny rambony tsy ho tapaka, fa dia m(fi)ampatokisa eee...
3. ajnal ( 25/05/2017 10:25)
misaora an-janahary fa matetk io hasarotam-piar io mapiad e
4. heriy ( 28/08/2017 04:18)
ny hasarotam-piaro mis foan f mil mitandrin foan?ts tia iz matoa ts sarom-piaro n olotian!
5. Aandrianina1 ( 14/05/2018 04:47)
Ye, tsy tia intsony izy matoa tsy saropiaro tsony
6. nalsonrazakariasa2015 ( 12/06/2018 10:19)
Salama daholo eee

Marina izany, tsy tia intsony izy matoa tsy sarom-piaro amin'ny tiany izany.
Na koa mety hoe mitsapa anao koa izy,
na koa mety misy olona miaraka aminy any am-badika any ka feno any daholo ny fitiavany,
Na hoe nihena ny fitiavany anao ka tsy dia miraharaha sy tsy dia mivaki-loha aminao izy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2481