Fitiavana lehilahy samy lehilahy
1. milamina2012
(
17/10/2012 11:36)
Tsy misy akiafina intsony ity a! misy tranokala iray ity mba hafahantsika manovo, mizara, mahafantatra ny amin'ny tontolon'ny "dossier": www.dognat.mg ilay izy! miaiky an'izay tsy hitsidika koa aho ko!
novalian'i abidia ny 09/12/2012 18:32
2. hery
(
17/10/2012 12:13)
zahay dia efa tototra ao amin'ny http://karajia.org miresaka mivantana ao.
Ilay izy tsy dia mampaninona ahy loatra fa ilay tonga dia manontany lehilahy hafa no mandreraka. Izaho izao hétero kanefa zah tsy tonga de manontany an'zao vehivavy rehetra hitako izao hoe ndao hiaraka.

3. sitlo
(
17/10/2012 19:50)
Any koa misy site ho an'izay mirevy alika raha misy mitady. Somary maharikoriko noho ny pédé aloha ka mahavahotra ihany ny mandefa azy eto.
4. Lainf
(
06/11/2012 13:32)
Lehilahy aho,ka tiako ny manoro hevitra izay miantoka @ ho avy ho @ lehilahy mitovy amiko.
Rehefa manao zavatra mifanohitra @ natoraly ny olona iray dia ho potika,na dia tsy izao aza no mitranga ny vokany de na tina na tsy tiana de hitranga eo @ olona iray ny nataony izay mifanohitra @ natoraly indray andro any,na eo @ vatany na ny sainy na ny fanahiny.
Tiako lesy ialahy isany ka raiso fa avy @ namana malagasy tia ny hafatra.

5. abidia
(
09/12/2012 11:16)
mifanohitra amin'ny natoraly? mba fantatrao moa hoe aiza ny nametrahan'ny natiora ny point G ao amin'ny vatan'ny lehilahy dia ahoana ny hahatratrarana azy? ;-)
Lainf:
Lehilahy aho,ka tiako ny manoro hevitra izay miantoka @ ho avy ho @ lehilahy mitovy amiko.
Rehefa manao zavatra mifanohitra @ natoraly ny olona iray dia ho potika,na dia tsy izao aza no mitranga ny vokany de na tina na tsy tiana de hitranga eo @ olona iray ny nataony izay mifanohitra @ natoraly indray andro any,na eo @ vatany na ny sainy na ny fanahiny.
Tiako lesy ialahy isany ka raiso fa avy @ namana malagasy tia ny hafatra.
6. hery
(
09/12/2012 11:58)
Aza tohina amin'ity resako ity. Raha toa ve izany ka voaporofo hoe misy point G koa ny alika na saka dia natoraly koa ny fanenjehana sy fahatratrarana ny point G-n'ny alika na saka?
7. abidia
(
09/12/2012 18:32)
Tsy tohina kah. Fa maninona ny lehilahy no ampitahaina amin'ny alika sy saka??
hery: