1. Summer
(
15/12/2010 18:22)
Salama daolo,
Toy izao ny tantarako izay feheziko.Izaho dia nisaram-panambadiana efa 5 taona izay ary 2 ny zanako izay mipetraka miarka amiko.niaraka tamanol aho tarinanio nisaraka io.tena tiko tena tik io ol io, ary raha ny fiarahanay dia za ko mahatsapa fa tena tianay 3 mianaka izy.ny olanay nefa dia affecte taty amorontsiraka aho,Vao lasa aho de ny resakay oe hatao aingana ny soratra de hangataka affectation ko izy,zao loha za vo mahalala fa tsy nanao izy.1 volana teo zay de otrany tsapako mandingalainga zany izy de ref tratra de izy no kizintina voalohany. za moa amimilay alavitra dia tsy maka lagy mihitsy fa mandamina foana!lazainy fa tsy afaka miresak ela @ fone ono izy f tsy afaka chragena ny foneny fa simb ny chargeur ka ra low bat izy zany de sairana, zany oe ref tsy tratra antso izany izy de low bat!Fa t@ zoma teo kosa tena tsy zakako le laingany!lazainy fa voan'ny accident on izy de tapak ny deboite ny tongony ny maraina tsy niteny taiko izy fza sendra niantso fotsiny no niteny izy oe ty @ hopitaly za!niteny nzy mihitsy azany oe otrny ol tsy marary mihitsy ny fahenoko anao. hariva @ 5 z miatso azy efa mieritreritr oe any antrano izy, miandry depannage on izy nef ny ol tokony haka azy lazainy efa tonga any mo mpiara-miasa aminy be dia be ny any @ le fiara.tezitra b za de oza oe mil pause kely lo za oa!ny nahagaga ana de tena otrny oe efa niandry ny teniko ho latsaka fotsiny izy de tonga de notapahany de vita.za tsy iantso azy mihitsy satri fatako f nandaing izy nefa za tena malahelo b mil tsy ho zakako mihitsy.Rehefa miady ko zahay de za foana no manambitamby ary tsy maharitra 1 andro tsy mifampirsaka izany izahay f t@ ty tena efa ho 1 semaine zao de tena oe efa nandrasan v zan le adinay?ten malahelo b mihitsy a!
Otray tsisy azo atao intsony angamba!lasa aty amorontsirak tsy satry zahy 3 minaka tsy havan tsy namana, tena navelany mihitsy!izy zao any miaraka @ namany vaovao....
Misaotra mamaky fa tena tsy misy ol hitantaraina za de lasa aty no miesaka
mhereza daolo

novalian'i Summer ny 31/12/2010 03:23
2. sitlo
(
28/12/2010 09:07)
Rehefa mbola salama tsara sy miasa tsara aloha dia efa basy izany...
Ny ankizy atao izay hampahay azy tsara fa aza miroaroa saina amin'izay fitiavana izany intsony. Ny revy misy foana.

3. Summer
(
28/12/2010 17:52)
tena marina mihitsy izany ary tena ezahana mihitsy y ho salama fa henoko ihany le iz @le andro fety fa bon tsisy azo atao fa zay no lhatra, misoytra betsak
sitlo:
Rehefa mbola salama tsara sy miasa tsara aloha dia efa basy izany...
Ny ankizy atao izay hampahay azy tsara fa aza miroaroa saina amin'izay fitiavana izany intsony. Ny revy misy foana.
4. peta83
(
29/12/2010 11:48)
Zany ny toetran'lehilahy ky an!mety nahita sipa mbola tsy manana charge izy zay!nefa aza kivy am'zany fa ny fiainana mitohy, mivavaha tsara alo d mangataha amn'Atra fa omeny anao zany ra itany fa tena ilainao @ fiainanao zany.
5. fafane
(
29/12/2010 21:26)
Ka lay situation nao koa sarotra be de zay angamba no tsy zakany refa nijanonany ela niaraka taminao, fa sarotra ihany mantsy lay izy, fa zao e: mahereza enao de mivavaha ary misaora an'Atra fa nomeny asa ianao hamelomanao ny zanakao sy tsy ianteheranao @olona fa ny sasany aza tena fijaliana no hamelomany ny zanany, de mahereza, manaova fety feno fifaliana fa aza mieritreritra azy tsony, fa hain'Atra zay mahasoa anareo fa miankina Aminy kosa anefa fa aza mandeha @zao fotsiny, zay fa mahereza nareo 3 mianaka e
6. summer
(
30/12/2010 07:22)
Soa fa nisy Andriamanitra afaka manamaivana ny alahelo fa raha tsy izany de tena sairana hany ahoa e!ilay situation ko sarotra mihitsy nahatnga ahy nanapakevitra tsy hiaraka amanolona intsony aloha,satria tsapako oe mavesatra ihany ilay zaza 2 no teo ary olona tena nahatokisako be tena otrany tampoka b de nijanona tampoka!nefa ny nahagaga ahy anie taminy tena tsy niseho mihitsy izay zavatra izay e!Ny ankizy tena tia b azy, misangy aminy ...
mandeha amireny filalaovana jeu video ireny zareo de mialalao, tena otrany tsy nampoiziko e!ny situation nay ko zan raha ny fidirambola tsy de nisy bleme sati za mbola mampidibola betsaka noho izy mo raha vo misy depenses nenkizy de za foana no manao mo zahay efa n iffararaka fa ana anazy fa tsy arako oe taiza no nisy tsy nety e! niezaka ny namadibadika za fa tena tsy hitako mihitsy!efa tsy anjara e! zay ngamba sisa no azo lazaina de araka ny nolazain'ny namana teo aloha oe aleo ny zaza amizay no tezaina tsara!
misaotra betsaka

fafane:
Ka lay situation nao koa sarotra be de zay angamba no tsy zakany refa nijanonany ela niaraka taminao, fa sarotra ihany mantsy lay izy, fa zao e: mahereza enao de mivavaha ary misaora an'Atra fa nomeny asa ianao hamelomanao ny zanakao sy tsy ianteheranao @olona fa ny sasany aza tena fijaliana no hamelomany ny zanany, de mahereza, manaova fety feno fifaliana fa aza mieritreritra azy tsony, fa hain'Atra zay mahasoa anareo fa miankina Aminy kosa anefa fa aza mandeha @zao fotsiny, zay fa mahereza nareo 3 mianaka e
7. summer
(
30/12/2010 07:26)
Misaotra betsaka an'i peta
peta83:
Zany ny toetran'lehilahy ky an!mety nahita sipa mbola tsy manana charge izy zay!nefa aza kivy am'zany fa ny fiainana mitohy, mivavaha tsara alo d mangataha amn'Atra fa omeny anao zany ra itany fa tena ilainao @ fiainanao zany.
8. fafane
(
30/12/2010 10:30)
Mahazo zay vady tsara na mety hitovy situation amnao fona enao fa apetraho eo @Tompo ny fiainanareo e, fantany zay mahasoa anao, aza kivy zany, fa izay mivadika fona no ho menatra e
9. Summer
(
31/12/2010 03:23)