Mbola hifamerina ve sa havelako any!

21. zigzag ( 01/07/2010 22:32)
aza misaraka zany fa ny zaza jerena!tsy misy mahasolo ny RENIN'iny zaza iny na sipa 152 aza asesin lah eo!
ary ts isy hasolo ny rain'ny zaza na bandy 5555000 aza misesy eo!
raha nifona iz ka hiverina d avereno fa MANOME ZARA hoan'ny sasany fotsiny !
aza miaino z taimbavan'ny sasany hoe MISARAHA zany!ny tsy manambady aza sairana vo maita!
ok??zay ny hevitra avy aty amiko fa soa lavo ahay amindra soa kenda ahay itsako!raha tratranao nampirafy iz zay vao manana droit isarak aminy enao!fa raha toetra mbola afak ahitsy! d misy miteny amiko ato wé Mifotora am vavak am hono!ataovy ny fanamasinana !ok??
22. Miharena ( 21/07/2010 12:40)
Asivo Mpananatra iraisana dia Andriamanitra eo aminareo dia afaka izany olana rehetra izany.
23. soanja ( 23/07/2010 15:10)

RAJOTIANA:

Nanambady aho t@ Octobre 2005,dia niteraka vavy kely 1 izahay.Nony teraka anefa ilay zanakay dia niova filamatra ilay vadiko,miseho tsy horefesi-mandidy tao an-tokatrano sady mangala-tety grave be kiala.Lasa izaho bandy indray no naka ny toerany tao an-trano,mahandro kaly,manadio trano sady manasa lamba.Nihenjana aho ny farany dia rehefa tsy manaraka ny sitra-pony dia miainga @izay daroka,totondry sy daka arahana ompa isan-karazany;Zah sany kôpy hoe tsy ho zakany raha asiako sady ny Ray aman-dreniny tsy maintsy hitory ahy dia naleoko tsy namaly mihitsy!
Nisarahako t@ Avril 2008 vao nibaba nitomany naerina ahy sy nifona,nitomany foana miantso @téléphone nandritra ny 1volana fa tsy nahoako mihitsy,miantoka ny zanako fotsiny aho dia uzay.Izahay aloha tsy légitime e!
niala tany Tanà aho t@ janvier 2010 teo,izy aloha @izao hitako efa niova.h@izao dia mbola mnambitamby ahy foana.
Haveriko ve hoentiko miaraka amiko aty @region sud aty ry zareo ?ilay zanako mampalahelo ahy,izy koa milaza fa vonona ny hiova,izy milaza mbola tia ahy,izaho koa tia azy sy ny zanako fa ny nataony no tsy zakako!Inona no tokony hataoko?misaotra mialoha


Misy an'izay aretina antsoina hoe Post Traumatic Stress Disorder After Childbirth izay mahazo ny vehivavy sasantsany. Amin'io dia betsaka ny reny voany mankahala ny zanany na mankahala ny vadiny ary betsaka ny toetra hita miseho aminy tsy mahazatra. Mety izay no nahazo ny vadinao raha tampoka taminao ny zavatra nataony rehetra rehefa avy niteraka izy. Elaela ihany io vao sitrana nefa sitrana ihany rehefa misy manampy izy amin'ny fikarakara ny zanaka sy ny tokatrano satria matetika dia tsy mahavita n'inona n'inona ilay vehivavy fa ny fijetsem-po disotafahoatra no manjaka ao aminy.

Betsaka ny lehilahy tsy mahalala ny fisian'io aretina io ka zary misaraka amin'ny vadiny koa aty aoriana. Mila manazava ny fisian'io ny dokotera.

Amiko raha niova ny vadinao taty aoriana dia izay no nanjo azy. Mila faharetana ny fitiavana ary tsy ny tsara ihany no iarahana fa ny mangidy koa. Raha mbola tia azy ianao ka te hanana ny zanakao ho faramandimby dia hoy aho hoe inona no misakana ny fitiavana tsy hitohy indray. Ny fiainana anie tsinona tsy ronona sy tantely foana!
24. xxxy ( 13/08/2010 17:43)

RAJOTIANA:

Nanambady aho t@ Octobre 2005,dia niteraka vavy kely 1 izahay.Nony teraka anefa ilay zanakay dia niova filamatra ilay vadiko,miseho tsy horefesi-mandidy tao an-tokatrano sady mangala-tety grave be kiala.Lasa izaho bandy indray no naka ny toerany tao an-trano,mahandro kaly,manadio trano sady manasa lamba.Nihenjana aho ny farany dia rehefa tsy manaraka ny sitra-pony dia miainga @izay daroka,totondry sy daka arahana ompa isan-karazany;Zah sany kôpy hoe tsy ho zakany raha asiako sady ny Ray aman-dreniny tsy maintsy hitory ahy dia naleoko tsy namaly mihitsy!
Nisarahako t@ Avril 2008 vao nibaba nitomany naerina ahy sy nifona,nitomany foana miantso @téléphone nandritra ny 1volana fa tsy nahoako mihitsy,miantoka ny zanako fotsiny aho dia uzay.Izahay aloha tsy légitime e!
niala tany Tanà aho t@ janvier 2010 teo,izy aloha @izao hitako efa niova.h@izao dia mbola mnambitamby ahy foana.
Haveriko ve hoentiko miaraka amiko aty @region sud aty ry zareo ?ilay zanako mampalahelo ahy,izy koa milaza fa vonona ny hiova,izy milaza mbola tia ahy,izaho koa tia azy sy ny zanako fa ny nataony no tsy zakako!Inona no tokony hataoko?misaotra mialoha

asio contrat écrit dia valideo any @ fanjakana ny zavatra tsy tianao hataony fa mety izay
25. tinaharenay ( 03/12/2017 12:45)
Mila mandefitra fa zaza nojerena
26. tinaharenay ( 03/12/2017 12:45)
Mila mandefitra fa zaza nojerena
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1222