Mbola hifamerina ve sa havelako any!
1. RAJOTIANA
(
14/05/2010 08:33)
Nanambady aho t@ Octobre 2005,dia niteraka vavy kely 1 izahay.Nony teraka anefa ilay zanakay dia niova filamatra ilay vadiko,miseho tsy horefesi-mandidy tao an-tokatrano sady mangala-tety grave be kiala.Lasa izaho bandy indray no naka ny toerany tao an-trano,mahandro kaly,manadio trano sady manasa lamba.Nihenjana aho ny farany dia rehefa tsy manaraka ny sitra-pony dia miainga @izay daroka,totondry sy daka arahana ompa isan-karazany;Zah sany kôpy hoe tsy ho zakany raha asiako sady ny Ray aman-dreniny tsy maintsy hitory ahy dia naleoko tsy namaly mihitsy!
Nisarahako t@ Avril 2008 vao nibaba nitomany naerina ahy sy nifona,nitomany foana miantso @téléphone nandritra ny 1volana fa tsy nahoako mihitsy,miantoka ny zanako fotsiny aho dia uzay.Izahay aloha tsy légitime e!
niala tany Tanà aho t@ janvier 2010 teo,izy aloha @izao hitako efa niova.h@izao dia mbola mnambitamby ahy foana.
Haveriko ve hoentiko miaraka amiko aty @region sud aty ry zareo ?ilay zanako mampalahelo ahy,izy koa milaza fa vonona ny hiova,izy milaza mbola tia ahy,izaho koa tia azy sy ny zanako fa ny nataony no tsy zakako!Inona no tokony hataoko?misaotra mialoha

novalian'i tinaharenay ny 03/12/2017 12:45
2. 3188
(
14/05/2010 12:47)
raha @ko alou tsisy blem raha vonona hiova marina izy.fa raha sanatria ka mamerina ilay taloha indray no ratsy kou le aza a!
3. ravatorano
(
15/05/2010 14:19)
efa nova izy zany ry rajotiana ah
efa nandefitra ihany taloha ka ataoko fa tsy hampaninona anao ny handray azy indray amin'izao ùmaha olombaovao azy izao !
mahareta hatramin'ny farany e !
courage d asio tsiky d ampy
efa nandefitra ihany taloha ka ataoko fa tsy hampaninona anao ny handray azy indray amin'izao ùmaha olombaovao azy izao !
mahareta hatramin'ny farany e !
courage d asio tsiky d ampy
5. xxx
(
16/05/2010 01:15)
aloha tsy légitime e!vadio ara-dalana aloha izy raha tena mifankatia tokoa ianareo
6. Mirananirina
(
17/05/2010 08:46)
Voalaza teo :zay mihitsy aloha no tokony hatao satria efa misy zaza.
aloha tsy légitime e!
vadio ara-dalana aloha izy raha tena mifankatia tokoa ianareo
7. Djhamhal
(
17/05/2010 08:57)
manamafy ny tenin'reo namana teo aloha za oe: vadio ara-dalana na farafaharatsiny aloha soratra ! satria na ny hoavin'ilay zaza ara-panjakana aza dia efa tsy mety fa karakarao io ! faharoa; inona moa ny olana raha mifamerina ianareo ?? tsy tsara ary ve zany ??? fa tokony hiresaka tsara ianareo mivady oe inona moa no nahatonga ny fisarahana teo aloha ary ny tsy hamerenana ireny intsony ?? dia mirary soa é!
8. RAJOTIANA
(
17/05/2010 18:03)
misaotra betsaka anareo izay nandray anjara fa hodinihiko akaiky ny momba anay telo mianaka ary mampanatena fa hampafantatra ny vokatra eto tsy ho ela
9. nilex
(
18/05/2010 08:52)
Ny tena marina dia izao,fotory tsara aloha izy raha tena niova tokoa sao be fika fotsiny.Rehefa izay dia vadio araka ny lalàna izy dia atsangano ny zaza.
Ny tena marina mantsy dia izao,mety ho an'ny hoavin'ilay zaza ny fiarahanareo ,hafa ihany mantsy izany zaza beazina eo anivon'ny Ray sy reny izany ,kanefa koa raha tsy hiova ilay vadinao dia mety hanimba be ny sain'ilay zaza indra ny mahita anareo hiady lava ao ka tsy mety,ny tena tsara koa dia ny mametraka ny fiainana amin'Atra e,zay fa mahereza dia mandiniha tsara mihintsy

10. Mirananirina
(
18/05/2010 10:47)
Tsy misy tsara ohatra ny mifamerina raha azo atao,jerevo ny zanakao.
11. ikaretsaka
(
18/05/2010 13:42)
miombon-kevitra @ Nilex...
Mirana> tsy fonja kosa io ary tsy zanaka no contrat fa rehefa tsy mety kosa de tsy mety e aleo miala toy izay miditra @ kilaoty tsy antonina intsony... rahamomba ilay hoe le zanaka no atao chantage... alaivo manaraka anao any na iadio any @ tribonaly mihitsy

12. Mirananirina
(
18/05/2010 14:05)
Mirana> tsy fonja kosa io ary tsy zanaka no contrat fa rehefa tsy mety kosa de tsy mety e aleo miala toy izay miditra @ kilaoty tsy antonina intsony... rahamomba ilay hoe le zanaka no atao chantage... alaivo manaraka anao any na iadio any @ tribonaly mihitsytsy resaka zaza atao chantage mihitsy,fa resaka zaza mila RAY sy RENY.Firy ny olombelona misaram-banambadiana????Manao ahoana ny zanak'izy ireo????Mampalahelo,fa raha mbola azo atao ihany ny hiverenana dia miverina fa efa niova ramatoa.Raha sendra ny tsy mety kosa aloha dia tsy omena tsiny raha misaraka.
13. ikaretsaka
(
18/05/2010 15:50)
tsy voatery hoe mampalahelo mihitsy ny fiainan'ilay zaza ka.. noho le zaza efa miha lehibe de efa mahalala fa misy tsy mety ny fiainan-dray amandreniny nefa mifampi trefla eo foana
14. Hinagasy
(
19/05/2010 02:18)
Izaho koa manao hoe ny zaza mila ray sy reny, kanefa raha ray sy reny miady lava, mifamono, sy mifanompa, dia tsara tena tsara kokoa ho an'ny zaza raha misaraka ilay ray sy reny satria tena enfer no hiainan'ilay zanaka isan''andro. Rehefa tojo an'izay dia aleo misaraka tsara, tsy mifampigidragidra fa mijery an'ilay zaza.
Mahafantatra olona maro aty ivelany aloha aho nisaraka, fa tena equilibré tsara ny zanany satria mahay mifanaja ny ray sy reny na dia misaraka aza. Ny olona tsy mahay misaraka fa manao chantage amin'ny zaza matetika no manimba zaza.
Izaho indray tsy mamporisika hoe ataovy aloha ny mariazy légale fa raha tena niova izy, mifanaraka fa hiaraka indray ary rehefa tena mety vao atao ny raharaha. Kanefa kosa aza sao io ianareo tsy vita inon'inona io no mahatonga ilay vaiavy ho instable? mila miresaka ianareo e!

16. vale
(
27/05/2010 21:37)
tsy voatery hoe mampalahelo mihitsy ny fiainan'ilay zaza ka.. noho le zaza efa miha lehibe de efa mahalala fa misy tsy mety ny fiainan-dray amandreniny nefa mifampi trefla eo foana
Miombon-kevitra amin'i Ika zah! betsaka ny cas efa hitako tahaka izany fa rehefa hain'ny Ray aman-dreniny ny mampita aminy ny antony, tsy misy ny olana. Raha sendra ray aman-dReny tia tena angaha dia tsy hanao an'izany izy, fa raha olombelona mba misaina ihany fa hoe Isika no tsy Mifanaraka fa kosa ny ankizy tsy maintsy atao izay tsy hampijaly azy, tsy misy ny olana. Aleo aza ny ankizy taizan'ny ray na ny reniny na izay olona mety ho lasa vadin'nizy ireo avy eo, kanefa voataiza ao anatin'ny tokantrano milamina sy feno fitiavana azy toy izay voataiza anaty tokantrano mikorontana, vao mainka manimba ny sain'ny ankizy io.
17. vale
(
27/05/2010 21:39)
RAJOTIANA > ataoko angamba fe nahafay azy ny nisarahanao taminy, fa tsy dia resaka hoe matériel fotsiny (mety izay angamba no mampisalasala anao satria oe mangalatety izany izy) fa mino zah fa efa fantany ny tsy nety nataony matoa izy mitady anao foana h@ izay. Tsy misy ohatry ny R&R mifankatia ka inona indray moa no hisalasalàna! :wink:
18. katiaa
(
04/06/2010 07:54)
Hoy ny Ntaolo we miloloha lanitra hono tsy maintsy lena ary mandia tany tsy maintsy solafaka.
Mety diso daholo na iza na iza, samy manao ny tsy mety daholo. Raha ny eritreritro dia mendrika 2e chance izy na dia tsy nety arany ny nataony rehefa vonona ny hiova izy.
Hialao nenina ihany fa renin-janakao sady izy anie zany efa vonona ny hiova e?
good luck :-)

19. ikaretsaka
(
04/06/2010 17:10)
ny alika no miverrina @ nalohany na renin-janaka na inona
hoy koa ny ntaolo hoe ny zanaka zanaka foana fa ny vady afaka ovaina sy isaorana
hoy koa ny ntaolo hoe ny zanaka zanaka foana fa ny vady afaka ovaina sy isaorana
20. kotobekibo
(
25/06/2010 22:41)
Za tsy tia midaroka vhv izany ary fady ahy izany , fa kosa raha za no andramana darohina izany d asiako koa, matoa mamely dia mahasahy no dikan'izany.