ts mande am laoniny ny fiainako ara pitiavana !! kivy be ah

1. xxx ( 20/01/2010 07:48)
efa tanjoko hatram zay no hoe à partir ny 20ans vô manao sipa !!rah nande mou ny ftona de 22ans ah vô tena tapa kevitra :
1-de niaraka tam zay bandy 1 zay: 5volana monja zahay no niaraka de nisaraka taminy ah fa tena manao tsinotsinona ahy izy sady te hi devierge ana ftsony.

2-de afaka 4 mois za niaraka tam bandy 1 hafa ndray: de niaraka teny !! de refa hiteny hoe vierge ah de hoy izy tamiko:"aleo tsika misaraka fa za ts te hanimba an-dry fa aleo ndry miandry an ze bandy ho vady ndry"" paff de nisaraka zahay: refa niaraka nandritra ny 3volana.

3-afaka 5volana de niaraka tam zay bandy 1 zay ndray ah : tato am net zahay no nifandray ! tato no nahitako azy !! hitako ny sariny ary tena mety amiko mits izy !! ny toetrany kou tiko!! de nande ny appel sy sms !! mail ...sns de nihaona avy eo !! pafff ts otran le tam le sary izy. :( kay olona efa antitra be! de nisaraka taminy ah fa ts tiko le izy !! tena ts mety amiko !! ts mijery endrika ivelany ze tena tia fa tam zay ah tena ts afaka nanao an zany! lol.

4-de afaka 1semaine ah niaraka tam bandy 1 hafa tao akaikinay !! 1volana zahay zay no niaraka de iny izy fa lasa any am provinces ande hianatra any am Faculté any !

ts azoko mits ry reto a : ts ambinina mits ah am fitiavana !! inn no tokony hataoko fa kivy ah ! ts marisika hanomboka tantaram pitiavana ah nefa za te hiaraka amin'olona !! fa maninn ary ah e !! :( :( :(
novalian'i MitovyB ny 02/06/2011 20:09
2. Mirananirina ( 20/01/2010 08:02)
Aza kivy,izay ilay atao hoe fitiavana :) zara aza aloha ianao tsy voan-dry zalahy ..fa ny matetika miseho manko dia mahavoa foana ry zalahy vao mipitsika.Aza matahotra aky fa ho avy eny foana ny anjaran-dry.Mbola tanora kely io ve dia ho kivy sahady.Ampahafiriny ny nahazo ahy ny nahazo andry?Izaho aho nanambady ,niteraka ihany.
3. ANARIM ( 20/01/2010 08:05)
an an an tsy maninona mitsy nji fa fiainana doly zany!!! ho avy eo iany izy fa aza mora tetetsa!!! d aza be calcul lotra koa fa manjary diso fanantenana!!! araraoty ny fahatanorana!!! aleo lavitra niaina sy nandalo sedra maromaro vao miditra amin'ny tena "serieux" kozy e!
zay fa bonne chance nji!
(pssssssss : ra tena tsy maita bandy nji d anjamo njay ny sipa, zà oatra!!! fa ataoko sambatra b nji 8O :) :D :*
4. ainaheri ( 20/01/2010 13:18)
Tsy mandatsa anao aho sanatria fa manahirana ihany ilay manao sipa tara ireny,zany oe vao novisy enao nefa sarotra @ leh sasany zany oe vao miaraka d hivady,manahirana ny sasany iany kou ilay oe;enao mbola vierge,hafa ny eritreriny ,nefa enao mieritreritra fitiavana maharitra sy matotra!!Mahereza fa misy anjaranao fona any ho any
5. rakapy ( 20/01/2010 14:27)
Ilay fomba fisainan-tsika olombelona mihintsy no efa voa hatrany amboalohany. Inona ary ny olana raha vierge ianao na tsia? tsy maintsy handalo ny fi-deverge-vana ianao na ho ela na ho haingana. Hanambady no tanjona fa tsy hoe hanao masera (masera aza maro no tsy vierge).
Ny fanambadiana dia fitiavana sy fifanampiana fa tsy sexe fotsiny, rehefa mifankatia ianareo dia izay no zava-dehibe.
Sao ianao mihevitra fa vierge daholo ny vhv na lhl manam-bady io?
6. xxx ( 20/01/2010 18:33)
ka raha izany indray ary! maninona raha mitady bandy virj koa e.de @ zay refa tonga lay jourG! dia mba champagne 2 no miaravaky.sa aona? :lol: :lol:
7. Ratoa ( 21/01/2010 00:06)
aza kivy fa vao 23 ans izany ianao na 24 ans. Tanora kely izany. Tsara daholo ny sedra nihatra taminao satria fianarana daholo ireny. Fantaro fa izay miala aminao satria virjiny ianao dia tsy tia anao izy izany fa sexe no tadiaviny. Fa raha tia anao izy dia hidera anao satria manaja tena ianao. Tohizo. Rehefa hidona ilay fitiavana dia tsy misy antony mihitsy na virjiny ianao na tsy. Ilay tia anao tsy hanontany mihitsy hoe "mbola virjiny ve ianao?"
Fa ny fomba fisainanao , ny toetranao , izay afahanareo iaraka no jereny; Hoy i Erick Manana hoe: Misy fjtery mamatotra
Misy fiteny tena mamiko hoa
misy ny toetra mambabo fanahy
Aminao izay maha rendrika ahy;
Tena marina ireo teny ireo fa tsy tonon-kira fotsiny
Madio anefa ianao ka tohizo izany
8. xxx ( 21/01/2010 06:35)
ratoa> misaotra betsaka anao fa mampitombo ny fierté kou am tenako ny mamaky ny zavatra nosoratanao !! :D
feno 24ans am ty taona ty ah! za mahita fa na le ftona tokony mba hahitako bandy hafa hiaraka amiko aza de ts misy satria de lany am fianarana sy asa ny ftona ko isan'andro de alina vô mody !! :(
9. ANARIM ( 21/01/2010 07:26)
ao nji alaiko any ampiasana na any ampianarana d entiko mampiaraka kely aza e! :D 8O
10. ANARIM ( 21/01/2010 07:40)
ao nji alaiko any ampiasana na any ampianarana d entiko mampiaraka kely aza e! :D 8O
11. Mirananirina ( 21/01/2010 08:51)
ao nji alaiko any ampiasana na any ampianarana d entiko mampiaraka kely aza e!
:-D :-D :-D :-D
12. sitlo ( 21/01/2010 16:31)
lesbo koa ato tsy manaiky mihitsy :-D

xxx> tsy blem izany fa ohatra an'izany daholo. Izao no fika amin'io sipasipa io: ampiadano fotsiny ny tenanao fa manantona hoe azy eo daholo ireo. Ampiadanina tiako tenenina tsy hoe sex an, fa fiadanana amongadiny. Ohatra hoe: mividy akanjo milay hafa, na mandeha mijery art, etc bobaka be. Tampotampoka eo mahita olona milay be. Tena mahagaga ilay izy fa raha voa io fitiavana io no tadiavina dia misy olana foana.
13. xxx ( 22/01/2010 06:36)
sitlo>marina mits zan : refa tadiavina le izy ts mety hita !!! tena kivy mits ah ndraindray e !!

14. arialy ( 23/01/2010 09:30)
marina zany é, tonga foana io, refa lay enao tsy mitady iny !!
za aloha mi féliciter anao amzany fahadiovana maharitra be izany é, izà aloha efa lehibe efa 22ans vao nanao sipa fa tsy nanenenako mihitsy é, aza taitra am ny resaky ny oul oe tara sns, oavy foana io ary samy manana ny anjarany, mivoaha dia manaova izay mahafinaritra anao fa tsy resaka sex foana ny fiainana, betsaka koa ny mahafinaritra é !! mazotoa é
15. xxx ( 23/01/2010 10:03)
xxx:

ratoa> misaotra betsaka anao fa mampitombo ny fierté kou am tenako ny mamaky ny zavatra nosoratanao !! :D
feno 24ans am ty taona ty ah! za mahita fa na le ftona tokony mba hahitako bandy hafa hiaraka amiko aza de ts misy satria de lany am fianarana sy asa ny ftona ko isan'andro de alina vô mody !! :(


mety amiko mihitsy ndry ty ,za bandy 30ans ahoana

16. Ratoa ( 23/01/2010 22:25)
feno 24ans am ty taona ty ah! za mahita fa na le ftona tokony mba hahitako bandy hafa hiaraka amiko aza de ts misy satria de lany am fianarana sy asa ny fotona ko isan'andro de alina vô mody !!


Normal mihitsy izany. Taratara ny vehivavy mianatra vao mifanojo amin'ny fitiavana sy ny tokatrano ary zanaka.

Aza kivy fa tohizo ny fianarana. Mialà sasatra rehefa week-end. Ataovy miramirana ny saina sy ny endrika ary aza eritreretina ny sipasipa fa rehefa mahita anao mirana sy madio (fantatra foana ny zazavavy mbola madio, miavaka tahaka ny masoandro mibaliaka) ilay olona tena mitady namana itokiana dia ho tonga saina izy ary hanantona anao.

mivoaha. Ianao angaha tsy mba manana namana? cousins sy cousines? tsidio ireny.

Aza miavona fa normale fotsiny. Mivaha ho azy io rehefa tonga ny fotoana.
17. ANARIM ( 26/01/2010 09:03)
sitlo:

lesbo koa ato tsy manaiky mihitsy :-D


alaiko elà refa tsy andé i xxx; rekitsa???????
18. Djhamhal ( 26/01/2010 11:04)
aza kivy amin'zany fa mbola ao anatin'ny vao hiditra @ fitavana enao zany ! raha azoko tsara mantsy dia teo @ 14 mois teo zany no nidiranao tao !! ka zay no ilazako anao we aza kivy fa mbola fanazaran-tsaina sy fo ho anao reo ! ary avy amin'reo sy izay mbola ho avy no hakanao lesona hiatrehanao ny tontolon'ny fitiavana izay hidiranao lalindalina kokoa atsy ho atsy !! dia mahereza ary é!!
19. soanja ( 01/02/2010 01:55)
xxx:


4-de afaka 1semaine ah niaraka tam bandy 1 hafa tao akaikinay !! 1volana zahay zay no niaraka de iny izy fa lasa any am provinces ande hianatra any am Faculté any !

ts azoko mits ry reto a : ts ambinina mits ah am fitiavana !! inn no tokony hataoko fa kivy ah ! ts marisika hanomboka tantaram pitiavana ah nefa za te hiaraka amin'olona !! fa maninn ary ah e !! :( :( :(


Raha alaina maimaika fotsiny fa tsy namaky ny hafa aho dia tsy azoko hoe inona zany ny olana raha lasa nianatra any am province ilay bandy??? Tsy fitiavana ihany moa izany na dia lavitra aza izy. Sa ve tsy heno intsony ny momba azy. Raha izay no zavamisy dia mila mijery akaiky ianao hoe inona ny olana mahatonga ny olona iray hitia anao nefa tsy tafajanona eo nefa dia elanelan-tany fotsiny fa tsy hoe nisy olana taminareo. Asa anefa samy manana ny anjarany ny olona. Matoa mbola tsy misy fipetrahana ny fitiavana dia mbola tsy tojo azy izay. Rehefa tojo azy ianao dia ahita fa tsy misy resaka lava fa tonga dia maharitra mandrakizay.

Ario ny hakiviana fa vao maika manimba ny ho avy tokony hamirapiratra.

Izay tsy azo androany, sarihako rahampitso no tokony ho filamatra!


20. vale ( 01/02/2010 16:09)
Rakapy>
Sao ianao mihevitra fa vierge daholo ny vhv na lhl manam-bady io?
:lol: :lol: :lol: :oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3381