ts mande am laoniny ny fiainako ara pitiavana !! kivy be ah

21. xxx ( 03/02/2010 04:40)
xxx:

...sns de nihaona avy eo !! pafff ts otran le tam le sary izy.



:lol: :lol: :lol: :-D :-D :-D :-D :-D
22. xxx ( 03/02/2010 19:52)
2. Mpandefa : ANARIM [ Valio ] 20-01-2010 09:05:29
Lohateny : Re : ts mande am laoniny ny fiainako ara pitiavana !! kivy be ah
an an an tsy maninona mitsy nji fa fiainana doly zany!!! ho avy eo iany izy fa aza mora tetetsa!!! d aza be calcul lotra koa fa manjary diso fanantenana!!! araraoty ny fahatanorana!!! aleo lavitra niaina sy nandalo sedra maromaro vao miditra amin'ny tena "serieux" kozy e!
zay fa bonne chance nji!
(pssssssss : ra tena tsy maita bandy nji d anjamo njay ny sipa, zà oatra!!! fa ataoko sambatra b nji
;-) ;-) ;-) d'efa zay aki zany fa na ny jaoba aza efa vonona ny hanome fahasàmbarana hoandry e! :-D :-D
23. Seeno ( 07/02/2010 12:05)
ts azoko mits ry reto a : ts ambinina mits ah am fitiavana !! inn no tokony hataoko fa kivy ah ! ts marisika hanomboka tantaram pitiavana ah nefa za te hiaraka amin'olona !! fa maninn ary ah e !!

Mampalahelo be le tantaranao, ka tsy namaky ny tany aloha rehetra aho fa tonga de hamaly anao, ny ho lazaiko anao de izao, ny fitiavana tsy tadiaviana fa tonga ho azy ka tsy tokony ho maika @zany enao, tsarovy tsara fa matoa a l'age de 22ans voatazonao ny maha virijiny anao de tsara fitondra-tena sy madio enao ka aza matahotra fa efa nomany A/tra ao ny vady tsara ho anao ka aza maika fa tsy maintsy mbola hiaona ianareo, ho ento ambavaka ny fiainanao.
@bola maha virijiny anao de mitandrema fa betraka ny lehilahy ratsy saina faly hanapoaka vhv virj fotsiny de hiala, ka mitandrema tsara fa sao dia sendran'ireny ka zay vao tena hamoy fo tanteraka eo ianao.
Ho ento ambavaka akih ny fiainana, fa tsy azo irotorotona ny fitiavana fa tonga ho azy io, refa tokony ho tonga ny fotoana, mahareta.
24. fanasina7 ( 11/02/2010 09:45)
Ts pblem b akia zany a !
Tonga oazy io !
Raha ts we anga rats be ts de manja ndry de vits no mikôty.
Nefa na izany aza aza kiv zany e, samy manana ny anjarany ny tsi1-1
Bdb ny conseils azo omena fa ts manam-potoana za anio.
fanasina7@gmail.com ny mail ko raha ilaindry, de am mail za manazava bb kooa e

Mahereza !
25. bazylou ( 11/02/2010 18:16)
o ry fanasina7 a, ianao angah apretty woman :-D :-D :-D :-D
26. voux ( 14/09/2010 17:18)
tsisy mahakivy ny amizany, tohizo ny toetranao fa tsara, tsy misy mahamaika
27. MitovyB ( 02/06/2011 20:09)
Sao D mba tokony hiaona amiko enao ry 3x a!,otrany malaelo anao za!,afaka mamerina @lohany ny fiainanao ara-pitiavana za, fa enao v eto tana sa aiza?,mba antsoy za @ ty num ty ra mety @nao tsatoy na 32,na 33,na 34 fa io no toiny 01.963.44.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0901