Ampidiro aloha ny tenimiafina
Lesom-pitiavana
1. rnjaka
(
17/11/2009 08:26)
Ary toa tsy mba misy lesom-pitiavana eto amin'ny serasera e? Vonona ny hanome lesona maromaro aho fa efa nahita experiences maromaro ihany raha tinareo. Sady ianareo koa mba mizarà amiko.
novalian'i maryline ny 25/11/2009 13:26
2. xxx
(
17/11/2009 10:20)
raha ny fitiavana no resahana razoky dia tsy misy lesona tsoahina fa manao samy manao izay reviny izany hoe ny fo no mitondra io dia samy maka lesona ho azy any rehefa avy eo .
Tsy toa izay koa va ny anao ????????? raha tsy categorie n'ny bonaika be ianao vavy io na lahy ??? amen

5. manelatra
(
17/11/2009 10:23)
sa efa nanao be tranainy zao no hoe hanome lesona ????????? zà koa afaka manome
7. hery
(
17/11/2009 10:47)
1. Mpandefa : xxx [ Valio ] (manelatra)
3. Mpandefa : xxx [ Valio ] (manelatra)
5. Mpandefa : xxx [ Valio ] (manelatra)
lolll. Maninona ary raha atambatr'i manelatra amin'ny hafatra iray ihany ny valiteny?
rnjaka> Tonga dia tairo e. Samy mba mandalo eo ihany :-)

9. tywa68
(
17/11/2009 12:00)
:lol: raha te hanao xxx zany d gain fa tonga d soraty mivandravandra eto ny lesona ry rnjaka sy manelatra a :-D :-D
10. xxx
(
17/11/2009 12:38)
tsy voatery ho tonga ao an-tsaina eo no ho eo ny hevitra tiana havoaka rehetra dia atao inona fotsiny ny choix xxx ?
11. xxx
(
17/11/2009 22:20)
Za zao ny lesona azoko nitsoahana vao vetivety de ity.
Za tia mamilafila zay ihany, de tena hoe reny sadique reny mitsy anie zany e, tena azahoako fahafinaretana mitsy le mampifila. Hany ka na niresaka tamiko le olon-tiako taloha matetika hoe mba oviana no tianao atao ny raharahan-tsika,izy moa somary efa lehibe ihany, de mody tsy rototra aho de asiako indray hoe za mbola tsy vonona ny @zany,efa mahafantatra ana daholo @io ny fianakaviany na any dago na aty, izy anefa tsy ampahafantariko ny ana mitsy, za koa moa tsy de manana fianakaviana aty @ misy anay, taty aoriana kay efa ho roa taona niarahana an, niaraka t@olon-kafa lery, ela ny ela de tratrako, de refa niresaka de hoy izy hoe ka anao olona tsy misy tanjona, za otran' lany fotoana foana aminao.Niala moa za nentin'ny hatezerana sy ny ambompoko de mbola nampifila ihany refa nitambazana.@zao de mbola malahelo be anazy satria mbola tia.Fa tsy manana eritreritra ny hiverina aminy tsony kosa aloha e

12. arialy
(
19/11/2009 08:22)
xxx :-D :-D :-D :-D
tsara kosa refa miaiky ny fadisoana na dia tsy manenina aza , zay de efa hapandroso zavatra bdb am fiainana.
Resaka fitiavana izany alo sarotra be ny miresaka azy satria samy manana ny principe-ny ; raha tsy oe misy mi exposer ny olany ka ze manana traikefa mitovitovy no manome conseils.

13. xxx
(
19/11/2009 17:26)
arialy:
xxx :-D :-D :-D :-D
tsara kosa refa miaiky ny fadisoana na dia tsy manenina aza , zay de efa hapandroso zavatra bdb am fiainana.
Ka nanenina be anie @zao e! Fa ny eritreritra koa aloha tsy mety raha ny andefitra
Fa lesona ho am manaraka kosa
15. xxx
(
20/11/2009 11:27)
Tsotra ihany ny zavatra azo atao lesona amin'ny fitiavana raha toa ka tovolahy enao: araraoty lé vao miaraka amin'ny voalohany iny fa rehefa avy eo amin'izay..... :evil: aoka fotsiny. Mahereza ry tovolahy isany.