Lesom-pitiavana
21. pikatti
(
24/11/2009 17:38)
raha resaka mampifialafy io ndray aloha ny tary de malalaka ny lalàna , nisy kôfy zay niaraka namonjy soirée t@ nay tena @ bateau mouche ,telo lahy izahay de samy nampiresaka sipa ary izaho sy ilay akamako iray moa dia tao ambany tao sady mi-dance no misotro kely juste mba hanaovana téte à téte fotsiny,dia avy eo mandihy dia eny am-padihizany eny miresaka ihany no mitositosy,dia ny anah moa le sipa vazah hanao vacances any mada, de vao maika nahita sujet betsaka, ny an'ilay akamako iray hotrany tsy nandeha firy de taty amiko foan lery no mitsiriritra, de navelako, kanjo nidina ary le sipa nampiresahan'ilay akamanay fatelo tao ambony de nanontaniako fa aiza hoa lery , de hoe misotro ao ambony ao ,tonga de le tary faharoa tsy nahomby firy iny no nampiresaka an'ilay sipa de novidianany jus tao de tsy navelany niakatra ntsony , de lasa ary aho hiakatra sady hipista kely ,de hoy aho t@ lay bandy akama fahatelo , inona leity no atan'elah eto fa ny akaman'elah atsy ambany atsy vitan-dry zalahy eo fa midina any, ka izy anie nividy jus fotsiny e, ozy izy , jus anelah inona hoa , taraiky ao ambany ao ny anelah fa haingana
Fehiny marina mitavozavoza resin'ny kingalahy foana raha hampiresaka,k'inona fa le bandy fahatelo nody gona
Kahoy aho hoe misy fetrany ihany le mampifilafila ,na enao doublen'ny tary hafa na raha sipa de eo koa enao no miahaka,ny tary koa mantsy samy manomé morsa hoe sipa miavonavo leity io a, hany ka tsisy mpangataka handihy akory aza
Tsy haiko ny ao anatin'ny lohan'ny sipa @ reny fa heveriny fa raha miresaka de hoe angah ny hiara hatory foana :idea:
Mbola be ny sahala zany fa hatreo aloha ny @ iny , ho ataoa tantara ve izy ty Rahery lol

22. maryline
(
24/11/2009 17:47)
pikatti:

Mahafinaritra koa ny mamaky nytantaran'i Pikatti koa . ary enao nanao ahoana t@ io e! mba tantarao moa e! :lol: :lol:
23. pikatti
(
25/11/2009 10:50)
zah ndray tsy misnoby sipa zany Mary ka,zà ndray nandamina an-dry zalahy nody aza ,fa nimenomenona be le akama iray fa ozy le tary nahabata hoe tsy mbola nisy tompony lesy izy teo a, samy nanao izay nataony ny teto fa tsy nisy ny anaran'elah teo @ handriny >>>>aza mba miraikiraiky ihany ry zalahy a
Hoay ny anah ve Mary ,zà nahazo num de notehiriziko fa tsy tiako aheno ny fifamalian-dry zalahy tao anaty vam tao >>>>>te nitohy ny fifandraisany fa lasa namako be io olona io satria zà tsy nandainga fa tonga dia notsoriko fa zà hoa efa manambady,fa ilay bandy tsy napezy aloha nolazaina ahy fa nikôty be azy sady nandainga be hoe selibany kanjo traingo ....nandé resto zay de zamy handoa vola ha ha ha, dia tazan'ilay sipa ny sarin'ny vadiny tao anaty portefeuille >>>ianao ozy tsy tena namana
Tandremo ny "namana" , fa betsaka ihany no tena namanamana fa tsy tena namana

24. maryline
(
25/11/2009 11:28)
hihihihi Aleo milaza ny marina ihany sao votsi-droa eo e! Mety ny anao ry Pikatti
Tonon-kira ho an'ireo mpilalao fitia
Dia nakisakisakao ny foko
Hitanilanila, hihafihafy
E an-tsisin'ny fonao
Mpilalao fitia
Tsy vonona hiara-dia
Zatra loatra mankafy
Lalao fitia.
Na dia tsy ho zakako aza izany
Dia nekeko ny ho kilalao
Hifantohan'ny sainao
Mpilalao fitia
Dia tafara-dia
Dia nandramantsika
Ny lalao fitia
Kanjo ela ny ela
Ritra teo fa tsy nisy tavela
Ilay fitia nokasaiko ho anao
Hataonao kilalao
Ianao, ilay mpialalo fitia
Indray no tsy very dia
Nanjary tia dia tia
Dia nakisakisako ny fonao
Hitanilanila, hihafihafy
Eo an-tsisin'ny foko
Mpilalao fitia
Tsy vonona hiara-dia
Zatra loatra mankafy
Lalao fitia.
Tonon-kira ho an'ireo mpilalao fitia
Dia nakisakisakao ny foko
Hitanilanila, hihafihafy
E an-tsisin'ny fonao
Mpilalao fitia
Tsy vonona hiara-dia
Zatra loatra mankafy
Lalao fitia.
Na dia tsy ho zakako aza izany
Dia nekeko ny ho kilalao
Hifantohan'ny sainao
Mpilalao fitia
Dia tafara-dia
Dia nandramantsika
Ny lalao fitia
Kanjo ela ny ela
Ritra teo fa tsy nisy tavela
Ilay fitia nokasaiko ho anao
Hataonao kilalao
Ianao, ilay mpialalo fitia
Indray no tsy very dia
Nanjary tia dia tia
Dia nakisakisako ny fonao
Hitanilanila, hihafihafy
Eo an-tsisin'ny foko
Mpilalao fitia
Tsy vonona hiara-dia
Zatra loatra mankafy
Lalao fitia.
25. Mirananirina
(
25/11/2009 12:11)
Fehiny marina mitavozavoza resin'ny kingalahy foana raha hampiresaka,k'inona fa le bandy fahatelo nody gonavariana indray aho tamin'iny tantara iny.Ary tena marina mihitsy io,fa ianareo koa anie ny loza dia ity e:mifaninana hoe iza no mahazaka io sipa io.Raha zaka ilay sipa...sipa tena tss....mola be mora zaka.Raha miavona indray..sipa miavona be makatsy makaroa...bon samy manana ny tiany moa ny tsirairay,ka tsy ratsy ilay fampitahana narosonao.
Kahoy aho hoe misy fetrany ihany le mampifilafila ,na enao doublen'ny tary hafa na raha sipa de eo koa enao no miahaka,ny tary koa mantsy samy manomé morsa hoe sipa miavonavo leity io a, hany ka tsisy mpangataka handihy akory aza
Tsy haiko ny ao anatin'ny lohan'ny sipa @ reny fa heveriny fa raha miresaka de hoe angah ny hiara hatory foana
Mbola be ny sahala zany fa hatreo aloha ny @ iny , ho ataoa tantara ve izy ty Rahery lol
hihihihi Aleo milaza ny marina ihany sao votsi-droa eo e! Mety ny anao ry PikattiMisaotra amin'ilay hira ry maryline fa dia tena tsara tokoa moa izany.Ary rehefa vakiana anie ireny hira ireny ,vao tena hita tokoa ny hamaminy.Tsara be.
Tonon-kira ho an'ireo mpilalao fitia
tsy tiako aheno ny fifamalian-dry zalahy tao anaty vam tao >>>>>tAry resaka sipa ihany io famaliana tao anty vam io, :-D :-D mahery ihany ny sipa indraindray an,mampiady bandy hihihi,aza voany ihany.Soa aloha fa ny namanay Pikatti..tena hendry sy mahafinaritra foana.
26. maryline
(
25/11/2009 12:50)
Mirananirina:
Fehiny marina mitavozavoza resin'ny kingalahy foana raha hampiresaka,k'inona fa le bandy fahatelo nody gonavariana indray aho tamin'iny tantara iny.Ary tena marina mihitsy io,fa ianareo koa anie ny loza dia ity e:mifaninana hoe iza no mahazaka io sipa io.Raha zaka ilay sipa...sipa tena tss....mola be mora zaka.Raha miavona indray..sipa miavona be makatsy makaroa...bon samy manana ny tiany moa ny tsirairay,ka tsy ratsy ilay fampitahana narosonao.
Kahoy aho hoe misy fetrany ihany le mampifilafila ,na enao doublen'ny tary hafa na raha sipa de eo koa enao no miahaka,ny tary koa mantsy samy manomé morsa hoe sipa miavonavo leity io a, hany ka tsisy mpangataka handihy akory aza
Tsy haiko ny ao anatin'ny lohan'ny sipa @ reny fa heveriny fa raha miresaka de hoe angah ny hiara hatory foana
Mbola be ny sahala zany fa hatreo aloha ny @ iny , ho ataoa tantara ve izy ty Rahery lolhihihihi Aleo milaza ny marina ihany sao votsi-droa eo e! Mety ny anao ry PikattiMisaotra amin'ilay hira ry maryline fa dia tena tsara tokoa moa izany.Ary rehefa vakiana anie ireny hira ireny ,vao tena hita tokoa ny hamaminy.Tsara be.
Tonon-kira ho an'ireo mpilalao fitiatsy tiako aheno ny fifamalian-dry zalahy tao anaty vam tao >>>>>tAry resaka sipa ihany io famaliana tao anty vam io, :-D :-D mahery ihany ny sipa indraindray an,mampiady bandy hihihi,aza voany ihany.Soa aloha fa ny namanay Pikatti..tena hendry sy mahafinaritra foana.
Eny woa ry Mirana Hendry be ny akamantsika koa tsy ohatran'i wuwui milaza hoe celibat hono hihihi
27. Mirananirina
(
25/11/2009 13:02)
Eny woa ry Mirana Hendry be ny akamantsika koa tsy ohatran'i wuwui milaza hoe celibat hono hihihiMaryline,hay ve tsy celibat izy iny eh,hihihi..
28. maryline
(
25/11/2009 13:26)
Mirananirina:
Eny woa ry Mirana Hendry be ny akamantsika koa tsy ohatran'i wuwui milaza hoe celibat hono hihihiMaryline,hay ve tsy celibat izy iny eh,hihihi..
Ie hitako nitondra ny zanany nanao vaksiny i wuiwui de hoe zanak'anabaviny hono e! nefa i madama teo ihany hihihi