Fitiavana

zaytinao ( 08/07/2009 18:41)
ny fitiavana dia émotion, tsy hita maso nefa tsapa avy ao anaty. Izany hoe hery iray mivoaka avy ao, ary izy io dia azo Havitana zavatra tsy takatrin'ny saina heritreretina. Manarak'izay, dia ny f... tohiny
novalian'i Veloo ny 16/07/2009 17:00
xxx ( 08/07/2009 14:37)
aho de vevav 24ans! nichatt tam site 1 zay fona ah de farany lasa niresaka fôna tam zay bandy ray 27 ans zay! de lasa mpinamana be zah sy izy: zah mou tsy nanana sipa de izy niteny tamiko hoe efa man... tohiny
novalian'i xxx ny 10/07/2009 12:17
Onjakeli ( 07/07/2009 16:25)
Misy namana, manana olana mba mila toro-hevitra. Misy namako niditra tato am sersera. Nisy olona nifanoratra taminy tao. Izy eto Dago fa ilay tovolahy any an-dafy. Raikitra fa hifankalala bebe kokoa.... tohiny
novalian'i Onjakeli ny 27/07/2009 14:58
pisolahy ( 03/07/2009 18:34)
salut daoly, zao ny tantarako: taminy erintaona dia nisy sipa iray zay (gasy) nifampiresaka tamko tamny internet,zany hoe tamny chat. ka zay io mou zany bola ts nifankalala ka de natao ny presentati... tohiny
novalian'i ni81 ny 18/07/2009 09:20
maeva74 ( 30/06/2009 21:25)
Rado ilay fitiavako fahiny(tohiny) Teo antratran’i Rado no nitsenaiko ny alahady maraina toa nahatsiaro ny tenako ho hafahafa aho lasand-Rado ilay voalimanifin’ilay fahadiovako, toa nahatsiaro te... tohiny
novalian'i endrika01 ny 10/07/2009 05:32
endrika01 ( 24/06/2009 21:19)
Akory Aby o ! Tranga nianjady tamina namana iray izany ity e.Nifanoratsoratra tamina namana iray izy,nilaza io namany io [b] fa lehilahy[/b] dia nifampiantso an-taroby de lhl tokou lay feo tao,de nito... tohiny
novalian'i endrika01 ny 01/07/2009 01:32
xxx ( 22/06/2009 10:29)
Rehefa mbola mince mince iny ny sipatsika na vadintsika dia faly ery isika miaraka aminy, fier. :) Fa rehefa avy niteraka iny matetika, zany hoe lasa matavy be izy dia iny isika no sosotra. Aoka i... tohiny
novalian'i ni81 ny 07/07/2009 17:55
xxx ( 20/06/2009 06:40)
manaona daoly! za zany zazavavy 23 ans d le oul miarakmiko 25ans.efa ho telo taona zao no niarahanay d zahay samy mbola mpianatra, izaho mipetraka ato @ ray amndreniko d izy mipetra-drery sady mianto... tohiny
novalian'i soanja ny 30/06/2009 14:39
xxx ( 19/06/2009 04:42)
Mahavariana, asa dia nahoana loatra fa ny tiana, tsy tia. Ny tsy tiana indray no tia. Ny nandrasana, tsy tonga fa nandao. Ny laozana nefa tamy foana. Ny efa adino mipoitra lava, fa ny halahelovana tsy... tohiny
novalian'i xxx ny 20/06/2009 14:57
xxx ( 18/06/2009 10:43)
P…….. !! Je t’aime, je crois que je suis tombée amoureuse de toi sans vraiment m’en rendre compte. C’est que je n’arréte pas de penser à toi ces jours ci, trop souvent à mon g... tohiny
novalian'i xxx ny 19/06/2009 18:33
xxx ( 16/06/2009 07:43)
slt daoly za dia tovovavy 21 taona miaraka aminoul 23 taona,efa 3 ans zao. ny olana kely de mba te hiroso am étape manaraka otrany oul rehera iany zay saingy tsy misy vola mihitsy satria izy miova Ã... tohiny
xxx ( 11/06/2009 11:38)
Mbola i XXX ihany no mitantara aminareo ity tantara ity , mialatsiny raha tsy milaza ny anarako aho fa mino aho fa ho fantatrareo tsy ho ela aho. Tulear ilay faritanin' ny atsimon' ny Nosy, tany no n... tohiny
novalian'i lilyrose ny 03/07/2009 08:28
xxx ( 11/06/2009 09:17)
Za mo vao haingana iany no niditra teto @ ty site ty. Mba mangataka toro-hevitrareo tapaka s namana, izarana ny alahelo s n hafaliana. Mis bandy zay, tena tiako iz fa iz ts aiko oe tia ahy ve sa ef m... tohiny
novalian'i bhen ny 12/08/2009 00:33
mahatsepa ( 06/06/2009 17:02)
Slt taholo e! Ra Mahatsepa ihany ty e! Namanareo vaovao ato aminy serasera.org e. Mba mila vonjy e!. Misy olona iray ato ampiasana izay tsy aritro loatra ny mahita azy, fa dia izay ataony rehetra dia ... tohiny
novalian'i soanja ny 09/06/2009 23:45
sakaymena ( 05/06/2009 19:38)
ny fitiavana tsy azo atao tonga de tobaka be refa hitia olona hianao; nahoana satria mihena izy rah zay no itondranao azy,fa ampitomboy tsimoramora de ho hitanao fa ho finaritra ny tokatranonao... tohiny
novalian'i Djhamhal ny 08/06/2009 14:31
sitlo ( 03/06/2009 18:03)
Taloha izany dia nisy sipa niara-nianatra taminay izay nanana lasa ratsy. Tsy ho teneniko eto ilay izy fa "ratsy" amin'ny maro. Mety ho tsara amin'ny sasany. Dia indray andro izay izahay nanao beloty... tohiny
novalian'i ni81 ny 15/07/2009 19:23
soanja ( 01/06/2009 09:46)
Mahavarina ahy fa isika olombelona rehefa hanao ny zavatra mahasarika ny fontsika sy ny saintsika dia roboka tokoa matetika tsy ampiheverana na ampiheverana manao izany satria izay no mahaolombelona a... tohiny
novalian'i ni81 ny 04/06/2009 05:46
bobies73 ( 28/05/2009 12:48)
nipetraka tao moramanga aveo tao andraisoro aveo teny ambohitrakely de tsy fantatro intsony aveo, iza no mahalala an'i malala, lavabe iny izy zanak'i maire tao moramanga (maire taloha), izay mba mahal... tohiny
novalian'i Tazana ny 25/06/2009 16:01
bibidia ( 28/05/2009 10:15)
misy olana ara-pitivana aho ka hoany dago spt na oct ka mitady vehivavy matodra aho hilazako ny tsiambarateloko ary mba afaka hanampy ahy tsiferana ny tohiny..... ... tohiny
novalian'i xxx ny 28/07/2009 05:59
bounany ( 25/05/2009 11:50)
Za de vevavy 23ans! in-1 mande nanao sipa za de amzao mande seule. Fa ao an-tananay oa misy bandy zay : matetika zahay talo mihaona de otran mifampijerijery.Lery mou tode hita be hoe tara aminà fa t... tohiny
novalian'i xxx ny 30/06/2009 13:56
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1339