mitady olona tsy foiko
1. bobies73
(
28/05/2009 12:48)
nipetraka tao moramanga aveo tao andraisoro aveo teny ambohitrakely de tsy fantatro intsony aveo, iza no mahalala an'i malala, lavabe iny izy zanak'i maire tao moramanga (maire taloha), izay mba mahalala ny momba azy sy ny fiainany taloha de mba omeo sopapa fa mba tiako be mantsy izy izay. misaotra mialoha
novalian'i Tazana ny 25/06/2009 16:01
2. ari.malala
(
28/05/2009 12:55)
moramanga taiza hoaiza kle! moramanga zany nge vaste b e! tsarahonenana sa tsaramandroso sa betambako sa tsrafasina sa tsaralalàna sa taiza:^)
4. bobies73
(
28/05/2009 13:03)
toa teo am jirama teo akaikin'ny hazo be ravina teo angamba fa tsy haiko tsara lo fa efa elaela ihany izay
5. bobies73
(
28/05/2009 13:09)
toa teo am jirama teo akaikin'ny hazo be ravina teo angamba fa tsy haiko tsara lo fa efa elaela ihany izay mpanao basket izy ary lavabe mintsy fa mbola zaza nee 85
7. bobies73
(
28/05/2009 13:19)
tsy haiko fa izay no nahafatarako anazy taloha fa za ko vao tonga eto ndray izao de izay no itadiavako an'io sipa io fa tiako izy io
8. Djhamhal
(
28/05/2009 13:22)
Efa nojeren'gah t@ filazana manjo klou ve fa tsy tao ? zay vao mitady azy zay !
10. ni81
(
28/05/2009 13:22)
Torohevitra matotra: mandehana any Moramanga dia mankanesa ao @ FKT misy azy dia ho fantatrao hoe aiza izy no mipetraka @ zao fotoana izao. Dia efa tsofin-drano dieny izao hoe: SOAVA DIA O :)
12. Djhamhal
(
28/05/2009 14:34)
aza mora lagy zany lesy ry bobies â! fa mitady viavy zany anie kara mitsikaraka volamena é! ary refa ita izy dia tena tsy foy isarahana miitsy ! de courage letsy â!
mankanesa ao @ FKT misy azy dia ho fantatrao hoe aiza izy no mipetraka @ zao fotoana izao; ka raha tsy naka taratasy fifindra-monina izy ? de mbola anisan'ny mponina ao ihany! betsaka ny olona no manao an'zany !
13. tess
(
28/05/2009 14:55)
bobies73:
nipetraka tao moramanga aveo tao andraisoro aveo teny ambohitrakely de tsy fantatro intsony aveo, iza no mahalala an'i malala, lavabe iny izy zanak'i maire tao moramanga (maire taloha), izay mba mahalala ny momba azy sy ny fiainany taloha de mba omeo sopapa fa mba tiako be mantsy izy izay. misaotra mialoha
zà kou zao mitady an'i rija kely zay efa ho 13 ans no tsy henoko tsony anefa namana tsy fohy raha mba mahalala azy de mba ampitao ny hafatra, nipetraka ampandrana ambanin'ny guilpin rasalama taloha.... hummmm anabaviny atsoina hoe anja
:P
15. RATOVOARY
(
29/05/2009 06:20)
moramanga taiza hoaiza kle! moramanga zany nge vaste b e! tsarahonenana sa tsaramandroso sa betambako sa tsrafasina sa tsaralalàna sa taizaEfa taitra i ari.malala fa misy mitady malala io :-D :-D
bobies73> tsy tadidinao angah ny fofony :lol:
Aza kivy fa raha anjaranareo ny hiaraka ataon'ny vintana mifanena ho azy eny foana.
Mahereza
16. bobies73
(
29/05/2009 07:44)
merci am fampaherezana ry zareo fa tsy kivy koa aho fa mety handeha hoany moramanga mintsy alo ngamba fa mety izay no solution
18. ari.malala
(
29/05/2009 13:56)
Ratovoary, ountsssssssss :-D :-D :-D za na tany Moramanga aza mpanao vacances foana fts ko! sad za ts lava be za ts zanaka maire (tsy zanaka paire iany ko :lol: :))
19. tess
(
29/05/2009 14:01)
ari.malala:
Tess :-D :-D
Ilay hazo be ravina efa tsy eo intsony :P tena JIRAMA ve no teo? :^)
KA MBA MANARARAOTRA mametraka annonce kou ky ah!
:-D sao mba fatatr'i indry :-P