mitady olona tsy foiko

21. sitlo ( 29/05/2009 15:19)

[center][/center]
22. mmmhh ( 30/05/2009 05:18)
Ka olona tsy foin'i Bobbies ohatran'ny ahoana moa i Malala e?

Ny tiako anontaniana de we tsy foy @ maha-namana, sa tsy foy @ fiarahan'olon-droa??

De rah le farany io, ahoana ny ataonao rah maheno we efa nanambady izy? ary mety efa manan-janaka,
Zany aloha sur e, eny e mety hanao farahana miafinafina nareo,

Ary ty koa azo eritreretina, ary rah izy ndray hono efa tsy tia anao??

Eritreritra daholo ny ahy zany, fa aza atao mampiasa loha

Malala zany ve tsy zanaky ny directeur ny JIRAMA taloha e? le sipa lavabe manjakely reny daholo izy mirahavavy isany?
23. xxx ( 30/05/2009 10:26)
mmmhh:

Malala zany ve tsy zanaky ny directeur ny JIRAMA taloha e? le sipa lavabe manjakely reny daholo izy mirahavavy isany?

Tmmmhh :tsy misy Malala ny anaran'ireny ankizy reny ry toi a ary tsy nipetraka tany Moramanga ry zareo fa tao Tana foana.
Fa ilay fanontanianao aloha marina daholo fa raha ny fahazoako ny zavatra lazainy te hanala nenina izy hahita azy fa raha efa manambady izy na tsy tia azy intsony dia zay zany. Ka tsy marina ve ny azy hoe aleo hialana nenina toy izay hieritreritra foana hoe ahoana raha? Fa toa misy antony hoe efa taty aoriana izy vao afaka nitady azy indray.
Mampisento ilay tantara...sa moa ny fitiavana zany?


24. Mirananirina ( 30/05/2009 11:51)
Efa hita ve malala e
25. bobies73 ( 06/06/2009 08:14)
bjr daholo, efa manana piste iray aho fa araka ny renseignement azoko dia manana chance ihany aho, ary raha ny nolazain'ny olona dia mbola miandry ahy izy,grave be fa lasa mitety faritra mihintsy sady mitsangatsangana no mitady azy, efa tany moramanga aho no nahazoako ny renseignement, merci daholo fa ny irariana dia ny mba hiarahanay e
26. tess ( 06/06/2009 08:39)
AHHHHH! tena nanana chance zany enao :P
27. Tazana ( 07/06/2009 03:29)
bobies73:

bjr daholo, efa manana piste iray aho fa araka ny renseignement azoko dia manana chance ihany aho, ary raha ny nolazain'ny olona dia mbola miandry ahy izy,grave be fa lasa mitety faritra mihintsy sady mitsangatsangana no mitady azy, efa tany moramanga aho no nahazoako ny renseignement, merci daholo fa ny irariana dia ny mba hiarahanay e

Za zany be questions f apetrako ihany fa rehefa tsy mety ve moa tsy hodianao tsy fantatra eo ihany fa tsy misy mangataka voa tahamaina hono...Fa nareo ve zany raha ny azoko efa niaraka - satria hoe mbola miandry anao izy...dia very contact? Raha efa nifanarahana ve ny hifampiandry, tsy efa ok ve zany....Raha tsy hoe ianao no nanapaka contact voalohany dia zay angamba no mety nahalasa azy fa raha tsy zany mbola miandry izy...Ny efa niainako indray somary hafa kely ary tsy nifampitoana fa samy nifampiandry amin'izao ,tsy nisy nety niaraka t@ olon kafa dia 3 taona taty aoriana tafaraka fa saingy ilay anay efa tsy anjara na izany aza dia zay vao tena nifampitsodrano fa ny anareo kosa hirariana ny soa indrindra!!!


28. mmmhh ( 08/06/2009 10:33)
bjr daholo, efa manana piste iray aho fa araka ny renseignement azoko dia manana chance ihany aho, ary raha ny nolazain'ny olona dia mbola miandry ahy izy,grave be fa lasa mitety faritra mihintsy sady mitsangatsangana no mitady azy, efa tany moramanga aho no nahazoako ny renseignement, merci daholo fa ny irariana dia ny mba hiarahanay e


Ka efa nisy contact aminy ndray ary ve enao e, satria mbola honohono ny resakao eto,

bonne chance e
29. bobies73 ( 08/06/2009 11:14)
[Za zany be questions f apetrako ihany fa rehefa tsy mety ve moa tsy hodianao tsy fantatra eo ihany fa tsy misy mangataka voa tahamaina hono...Fa nareo ve zany raha ny azoko efa niaraka - satria hoe mbola miandry anao izy...dia very contact? Raha efa nifanarahana ve ny hifampiandry, tsy efa ok ve zany....Raha tsy hoe ianao no nanapaka contact voalohany dia zay angamba no mety nahalasa azy fa raha tsy zany mbola miandry izy...Ny efa niainako indray somary hafa kely ary tsy nifampitoana fa samy nifampiandry amin'izao ,tsy nisy nety niaraka t@ olon kafa dia 3 taona taty aoriana tafaraka fa saingy ilay anay efa tsy anjara na izany aza dia zay vao tena nifampitsodrano fa ny anareo kosa hirariana ny soa indrindra!!!



bjr tazana,tena adinoko ny nitantara azy taminao fa mbola le fitiavan'ankizy tokoa tamin'izany, taty aoriana moa vao nisy ny portable teto mada dia zay no nahatapaka ny fiarahana satria za voatery nandao an'i dago ary nisy fotoana aho tena tapaka ny contact-ko taminy satria izaho tsy mahazo mivoaka,nanao voady izahay tamin'izany fotoana izany, ary tany toamasina efa amantaonany maro izay, hanao izay samy tafita fa aveo tontosaina ny fiarahana,izao aho izao vao tafaverina eto dago indray apres 10ans mahery, fa tena nanaja azy aho, tsy ho lazaiko eto ny fahoriako tamin'ny tsy nahazoako azy antelephone intsony satria tao moramanga dia mbola nisy fixe tao an-tranony ary tonga dia sy nandeha intsony io fixe io fa niantso foana aho,taratasy no fandefasana tamin'izany fotoana izany dia tsy nisy intsony koa,dia izao, efa nandefa sujet iray izay aho tamin'ny moov tao amin'ny avis d recherche fa tsy nahita valiny mihintsy.
dia izao efa azoko an-telephone izy, ary efa nifanao fotoana fa amin'ny lundi heriny izao aho no hihaona aminy satria lavitra eto antana no misy azy, any amin'ny province, ary izany no nitenenako hoe na izy aza niandry ahy, fa mbola ho porofoina hoe tena niandry sa tsia aloha fa raha ny souffrance-ko nahatafita ahy izany dia tena betsaka ary nataoko ho anazy izany.
izay sy izay ny ambangovangony aloha fa reraky ny voyage ko za de mifampita vaovao eto ihany, fa faly aho ary tena diboky ny hafaliana mihintsy fa tena depense be vao nahita ny trace-ny ary isaorako anareo betsaka mihintsy fa tena nisy torohevitra nomenareo narahiko raha tsy izany tsy toy izao.
merci et à bientot



30. Tazana ( 08/06/2009 11:23)
vaovao tsara zany bobies!
azo an tsaina ny hafalianao ka...Le tantara koa privé raha ny marina ka tsy hametraka fanontaniana intsony Tazana fa faly rehefa hoe nihoana nareo! Dia mirary soa zany fa ny vola aman-karena lany, aleo izay dia mandry ny saina e...Moa raha raikitra ny anareo dia adino daholo zany! Mampisento ilay tantaranareo :D Fa tiako lazaina hoe ndryyyy ndrooooo :lol:
De toute les couleurs ny fitiavana!
31. mmmhh ( 09/06/2009 05:33)
Sambatra nareo zany, mirary soa e,

de hinoak fa fitiavana matotra @zay zao e,

dryyyyyyyyyyyyyyyyy
32. Tazana ( 15/06/2009 01:52)
Androany Lundi 15 juin zany no tafahoana ry zareo an!
Asa raha hotsaroan'i Bobies ny hitantara amintsika ny fandehany tao?! Mamy ery angamba zany mihoana apres aman-taonany zany e?!
Ny hirariana hoe mandeha araka ny nirin dreo daholo!
33. xxx ( 22/06/2009 11:51)
Ary hono hoa: ao amin'ny profil i Bobies73 toa vehivavy ary efa manambady sady mipetraka ao Antananarivo?! Nampiesona teto fotsiny ve izy sa ahoana?!

Ary raha ilay profil fotsiny no diso (nodisoana moa zany) dia tafahoana ihany ve nareo tokoa e?
34. bobies73 ( 24/06/2009 08:34)
xxx:

Ary hono hoa: ao amin'ny profil i Bobies73 toa vehivavy ary efa manambady sady mipetraka ao Antananarivo?! Nampiesona teto fotsiny ve izy sa ahoana?!

Ary raha ilay profil fotsiny no diso (nodisoana moa zany) dia tafahoana ihany ve nareo tokoa e?



salut daholo nareo, tsy nodisoako izany io profil io fa efa no considereko mihintsy fa manana anazy aho mba tsy isian'ny hoe mbola mitady vady na mitady sipa,asa na azonao antsaina ny eritreritro, tsy vehivavy kosa no ao fa mety erreur raha izay fa ho confirmé-ko aloha.
tsy mampiesona aho, ary tsy nandany fotoana teto, teto aza no nahitako vahaolana sy nanome torohevitra ahy, efa taty tana za no nanao inscription tato de izay no nanaovako an'io hoe tana io.

Tena nihaona izahay, ary vao tonga tamin'ny sabotsy teo aho, 4 jours no nihaonanay, ary nanao voady indray teo amin'ny ranomasina, tena niandry ahy izy, hijery ny avenir nay amin'izay izahay manomboka izao, mety tsy ho eto dago no ipetrahanay fa mety andeha lavitra mintsy fa miankina amin'ny papier ihany io,.
nahafinaritra ny fihaonana, vita ny examen-ny dia hiakatra aty tana izy, za mbola hikarakara ny fahatongavan'ny entako any toamasina izay no tsy maintsy niakarako taty.
Ny azoko ambara de ohatra ny lasa maintimainty izy, fa izany tsy mahasakana ny fitiavana asa na le hafanana be angamba, nitsena ahy teo ampahatongavana izy ary tonga dia fantatro, ranomaso tsy nisy farany minitra maro,fahasambarana ny anay, dia misaotra erampo erantsaina ireo rehetra izay nanampy ahy , merci beaucoups
35. maeva74 ( 24/06/2009 08:55)
Eh! izany marina ilay atao hoe "GRAND AMOUR" aminy mampanonofy ilay tantaranareo, dia mirary soa ho anareo ny Tompo hitahy sy hiaaro ilay tonkatranonareo, dia mahareta hatramin' ny farany (l) (l) :-*
36. ni81 ( 24/06/2009 09:02)
hoy tess
zà kou zao mitady an'i rija kely zay efa ho 13 ans no tsy henoko tsony anefa namana tsy fohy raha mba mahalala azy de mba ampitao ny hafatra, nipetraka ampandrana ambanin'ny guilpin rasalama taloha.... hummmm anabaviny atsoina hoe anja
sao dia i Ranja no anaran'ny anabaviny ry tess?
37. Tazana ( 25/06/2009 16:01)
Tsara zany tafaray ny tia sy ny manina! @ Bobbies73
Mirary soa anareo! :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2317