MILA torohevitra maika reto an!

1. xxx ( 20/06/2009 06:40)
manaona daoly!
za zany zazavavy 23 ans d le oul miarakmiko 25ans.efa ho telo taona zao no niarahanay d zahay samy mbola mpianatra, izaho mipetraka ato @ ray amndreniko d izy mipetra-drery sady mianto-tena. izahay alou zany vao niaraka kelikely d efa samy nanana projet oe ivady fa tsy oe iarakaraka fotsiny @zao. d zahay zany manana projet oe ifindra monina any france afaka volana vitsivitsy, satria mety tsy hanana probleme sejour izy raha mijanona eto maurice zany (ny antony d tsy ho lazaina), moa za koa efa te ho indépendante vis à vis ny ray amandreniko. d izao no tena olana, fa refa miresaka ono izy sy ny zokiny vavy zany d hoy fona izy oe, "fianarana alou atao fa tandremo manambady alou anizay". d vao omaly le zokiny no nitafatafa t@ko momba izay probleme sejour zay d zao no nataony t@ko oe, "zao akia no nolazain'i .......oe , @ le mety hisy pblm sejour izy d ndry ono niproposé azy oe anambady fa izy oun mboola tsy vonona @zany", d gaga tokoa za satria efa talou ela b zahay no nanana projet ivady ,fa tsy hoe vao nisy anzay pblm na sejour zay izy,ary tsy resaka tsy fananana sejour mintsy no antony nanaovanay izay projet izay, d nanotany azy za noho ny tonga avy @zay nalehako oe, niteny anzao sy zao t@ zokinao nga enao? D hoy izy oe, tsy niteny azy anzany za ouz izy, d teo d efa natsoiny ny zokiny d nandà le zokiny fa oe "za ono no tsy mahazo resaka fa tsy niteny anzany ono izy" nefa ny sofiko zao no nahaino oe "ndry oun niproposé anazy anambady fa izy oun mbola tsy vonona anambady zany", d zay mints no napalaelo ahy, nefa aveo izy nandà atramfaran yfa tsy niteny anizany oun izy.le oul miarakamiko kou ts nahasahy nitraotra be t@ zokiny satria le vadinio zokiny io no "mpiantoka" azy ara taratasy aty maurice, d matahotra izy oe, sao d tsy hety hiantoka azy tsony le vadinjokiny aveo nefa izahay ts mhalala oul hafa afaka iantoka azy ara _taratasy. d inona reto no ataoko @zay zavatra zany? Fa izy anefa nanaiky oe ts mety le ataony zokiny, moa za kou nitany azy oe , manendrikendrika kosa oa ny zokinao sady manfintohana, @ zavatra ts nataoko. d inona reto no mety ataoko?
novalian'i soanja ny 30/06/2009 14:39
2. tess ( 20/06/2009 07:14)
d inona reto no ataoko @zay zavatra zany? Fa izy anefa nanaiky oe ts mety le ataony zokiny, moa za kou nitany azy oe , manendrikendrika kosa oa ny zokinao sady manfintohana, @ zavatra ts nataoko. d inona reto no mety ataoko?

tsy misy olona tonga lafatra e! rehefa nilaza ny fiancé ndry hoe tsy niteny izany dia aza hitarina intsony ny resaka sao mihitatra lava be eo ka hivadika zvtr hafa... he izany izy hoe mbola ao aminy ianareo no mipetraka...
ataovy ny demarche mande france aloha fa raha lasa somanatsara france ianareo dia tsy hisy afaka hanelingelina ny fiarahanareo intsony....
FA REFA TONGA France, dia mivonona am courage fa na mianatra aza tsy maitsy mitady asa an! pas facile la vie :^) :^)
3. tess ( 20/06/2009 07:23)
fa hono oà! ny Ray amandreninao izany manana taratasy matoa afaka mijanona maurice, maza ho azy indry kou manana taratasy matoa afaka mijanona ao maindry zareo?????
ka raha tsy tafa ilay mande frande de mivadia ianareo raha manana taratasy indry dia hilam kokoa ny taratasin'ilay fiancé avy eo....
TSY manakana azy tsy hanohy ny fiaanarany akory ny fanambadiana....

za koa efa te ho indépendante vis à vis ny ray amandreniko

Tsara ny indépendant(e) ka raha te ho tonga amzany dia ataovy ny fianarana dia mitady asa avy eo.....
4. maeva74 ( 20/06/2009 07:25)
Rehefa novakiako tsara ilay tantaranareo roa kely dia hitako fa mbola sehatra be no ho lalovanareo, ary ilay tovolahy mety tsy dia mbola mazoto amin' ilay fanambadiana izy satria mbola tsy stable tsara ny fiainanareo no mitsinjo ny ho aviny sy ny anao koa izy hoe : ahoana sy ahoana ny fipetrany raha toa ka izao sy izao, ianao tena vonona be ny hiroso( nofinofin' ny tovovavy rehetra izany hoe:"te haleo tena" nefa tsy moramora ny manantanteraka izany ambava fotsiny fa mila sacrifice be eo amin' ny fiainana, tsy fantatra koa na tsy te hivaky aminao ilay olon- tinao fa mbola tsy te hiroso amin' ilay fanambadiana noho izao olana izao ka vaky koa ny sainy, ka ny hany toro- hevitro aloha dia izao, (nefa tsy voatery ianao handray azy) hanontanio tsara ny hevitr' ilay fofom-badinao, tereo izy hilaza izay ao am- pony ny marina rehetra fa lasa misy misangojy ilay resaka, menatra anao izy dia milaza hoe " tsy niteny an' izany aho fa mampiresaka ilay zokinay ohatra na arak' ilay filazanao hoe" ny vadiny no miantoka azy sy ny sisa, matoa izy misalasala toy izany dia ao raha; ka dia mirary soa ho anareo roa ny tenako :-* Mahereza
5. maeva74 ( 20/06/2009 07:30)
Ho any " France" dia courage be , Pas facile la vie hoy i Tess
Andriamanitra hitahy anareo roa kely amin' ny fanampahankevitra raisina fa toa mbola sarotra ilay izy
6. endrika01 ( 20/06/2009 09:56)
Lay fiankinana aman olona io anie zareo ka grave e,hitroatra ianao mety hanapaka ny fifandraisana,hanaiky be eo,mahatsiaro tena toa voageja tanteraka izany! Tsy misy afa-tsy ny firesahana malalaka eo amnareo roa ,mba hahalalana ny marina no vahaolana,fa raha mbola misy mpanelanelana ao!De tsy misy resaka hazava! :P
7. vale ( 20/06/2009 11:31)
Fa izy anefa nanaiky oe ts mety le ataony zokiny, moa za kou nitany azy oe , manendrikendrika kosa oa ny zokinao sady manfintohana, @ zavatra ts nataoko. d inona reto no mety ataoko?

Tsy dia azoko lotra ny tian'i xxx holazaina eto amin'ilay hoe "manendrikendrika ny zokin'ilay lhl..." satria raha namaky ilay tantara aho dia ilay zoky vavy no nandainga t@ oe niteny an'izao sy izao le bandy anadahiny, very aho alou hatreo.
Fa ny tiko tenenina an'i xxx izany dia hoe: raha resaka foronin'ilay anabaviny dia tsy hitako izay ametrahana olana eo amin'ny fiarahanareo ny amin'izany, efa hita porofo anie izany fa TSY niteny izany ilay fiancé-nao e, rehefa tsy izy fotsiny dia tsy hitako ny tokony ho problème.^ ^ '
8. xxx ( 20/06/2009 21:07)
ho an'i maeva74/ vao nisy alou le probleme d niconfirmé avy atrany izy oe, ts niteny izany izy fa ny ao atsainy ono d oe za no ho vadiny, ka ra contre anizay ono le anabaviny d azy zany fa tsy anay.nefa tsy ratsy mintsy zay evitrao zay oe anotaniko izy oe tena vonona marina ve sa tsia, nefa matetika hoy izy hoe, ny hoe hanambady d tena vonona izy, fa ny moyen financier anovana izany sy ny vola ivelomanay no olana , satria mpianatra miasa mi_temps zahay 2 fa tsy hoe à temps plein, d le resaka pblm financier zany ny azy oun no sakana ts mahavonona azy.nefa aleo izy averiko anotanina iany sao d tena ts vonona tokou fa sao d prétexte fotsiny le oe "pblm financier".
d misaotra anareo rehetra namaly ny antsoko.
makasitraka tompoko!
9. xxx ( 20/06/2009 21:14)
ho ani vale:
le dikanlé oe manendrikendrika d oe" za ono no miteny @ anadahiny oe ndao anambady"(hoy ilay zoky vavy) nefa tsi niteny zany tany @ anadahiny akory za.
eny eh, refa ts niteny izany alou izy d zay iany no important, fa le zoky vavy alou tena nanita_dresaka kosa, @ zavatra tsy noteneniko ny anadahiny akory.
d tokony iataka @ny v za sa ijanona @zao?
Misaotra mialoha.
10. simplex ( 20/06/2009 21:19)

Ity fotsiny tenenina anazy:

Miresaha tsara @ zokinao ary aravony izay tsy fifankazahoana mety misy. Zokinao izy ary tokony manaja anazy enao. Ho eo anilanao foana izy ra misy manjo anao ka aza tsinontsinoavina...
Ataovy izay hitanao fa mety. Efa fantatrao fa izaho hanohana anao @ izay ataonao rehetra ary eto foana aho raha misy ilanao ahy...
:-*
11. vale ( 21/06/2009 15:03)
HOY i xxx:
ho ani vale:
le dikanlé oe manendrikendrika d oe" za ono no miteny @ anadahiny oe ndao anambady"(hoy ilay zoky vavy) nefa tsi niteny zany tany @ anadahiny akory za.
eny eh, refa ts niteny izany alou izy d zay iany no important, fa le zoky vavy alou tena nanita_dresaka kosa, @ zavatra tsy noteneniko ny anadahiny akory.
d tokony iataka @ny v za sa ijanona @zao?
Misaotra mialoha.
___________________________________________
xxx: merci t@ fanazavàna fa izay vao azoko. tena mpanita-dresaka be ilay zokiny vavy raha azoko tsara ny rehetraretra!! raha zaho manokana alou dia mijanona miaraka @ anadahiny ihany satria tsy izy tsinona no hovadiako koh!! fa ataovy fotsiny izay hialànareo tao aminy dia milamina io, courage!! :wink: :-* :D

12. soanja ( 24/06/2009 16:08)
xxx:

manaona daoly!
za zany zazavavy 23 ans d le oul miarakmiko 25ans.efa ho telo taona zao no niarahanay d zahay samy mbola mpianatra, izaho mipetraka ato @ ray amndreniko d izy mipetra-drery sady mianto-tena. izahay alou zany vao niaraka kelikely d efa samy nanana projet oe ivady fa tsy oe iarakaraka fotsiny @zao. d zahay zany manana projet oe ifindra monina any france afaka volana vitsivitsy, satria mety tsy hanana probleme sejour izy raha mijanona eto maurice zany (ny antony d tsy ho lazaina), moa za koa efa te ho indépendante vis à vis ny ray amandreniko. d izao no tena olana, fa refa miresaka ono izy sy ny zokiny vavy zany d hoy fona izy oe, "fianarana alou atao fa tandremo manambady alou anizay". d vao omaly le zokiny no nitafatafa t@ko momba izay probleme sejour zay d zao no nataony t@ko oe, "zao akia no nolazain'i .......oe , @ le mety hisy pblm sejour izy d ndry ono niproposé azy oe anambady fa izy oun mboola tsy vonona @zany", d gaga tokoa za satria efa talou ela b zahay no nanana projet ivady ,fa tsy hoe vao nisy anzay pblm na sejour zay izy,ary tsy resaka tsy fananana sejour mintsy no antony nanaovanay izay projet izay, d nanotany azy za noho ny tonga avy @zay nalehako oe, niteny anzao sy zao t@ zokinao nga enao? D hoy izy oe, tsy niteny azy anzany za ouz izy, d teo d efa natsoiny ny zokiny d nandà le zokiny fa oe "za ono no tsy mahazo resaka fa tsy niteny anzany ono izy" nefa ny sofiko zao no nahaino oe "ndry oun niproposé anazy anambady fa izy oun mbola tsy vonona anambady zany", d zay mints no napalaelo ahy, nefa aveo izy nandà atramfaran yfa tsy niteny anizany oun izy.le oul miarakamiko kou ts nahasahy nitraotra be t@ zokiny satria le vadinio zokiny io no "mpiantoka" azy ara taratasy aty maurice, d matahotra izy oe, sao d tsy hety hiantoka azy tsony le vadinjokiny aveo nefa izahay ts mhalala oul hafa afaka iantoka azy ara _taratasy. d inona reto no ataoko @zay zavatra zany? Fa izy anefa nanaiky oe ts mety le ataony zokiny, moa za kou nitany azy oe , manendrikendrika kosa oa ny zokinao sady manfintohana, @ zavatra ts nataoko. d inona reto no mety ataoko?

Tsy haiko aloha fa raha zah no mandefa ny zandriko handeha hanohy fianarana nefa nivadika resaka fanambadiana sns... no atao any dia mazava fa ho tezitra aho satria matoa aho mandany vola amin'olona iray dia misy tanjona tiako hita any aminy fa tsy very an-javony ny ezaka natao taminy.

Fa raha toa ka mahita fitiavana any izy dia mila mitsotra amiko ary miteny hoe " averiko ny volanao/rehefa manana aho/ fa ndeha hanambady aho satria ianao efa nisahirana nefa zah nivily lalana. Ka anjarako indray ny mandray an-tanana ny fianako manomboka eto. "

Zah zoky koa amin'izay fotoana izay dia hiteny hoe faly aho fa afaka mahita lalan-kafa ianao hahatafita anao koa dia mirary soa anareo amin'ny safidy izay atao.

Mila manana tanjona amin'ny fiainana ary tsy tsara ny mivadibadika amin'ny izany loatra fa mifikitra hatrany. Izany resaka fitiavana izany amiko afaka miandry izay mitia saingy izay tsy mahandry kosa akory atao fa dia hijinja koa izany safidiny izany.

Tsy tokony hijabajabaka amin'ny fiainan-jandriko raha resaka fitiavana aho. Fa matoa aho manao izany dia fantatro fa misy olana ilay zandriko mety tsy ampy hazon-damosina ary mety tsy hahavita tena aza ka matahotra aho sao araraotin'ny hafa noho ny fitiavako azy aby izany. Na izaho no control loatra. Iza anefa no manaiky ho kolonian'ny hafa????

Tahotra no manjaka raha ny fahitako ny zavamisy.

Fantaro izay hovadiana! Raha vao mihazohazo tsy mazava ny position dia ao raha!
13. xxx ( 26/06/2009 19:32)
ho ani soanja/

misaotra namaly ny hafatra alou fa ny tiko marihina @nao ftsny d oe:

ny zokiny tsy miantoka azy ara_bola mihitsy alou voalohany indrindra, fa mianto_tena izy. resaka "tuteur" fotsiny zany (oe ara_ttsy) ihany no iatohan'ny vadin_jokiny azy fa tsis resa_bola velively mitsy, ary mbola le fiancé ako iany kou no niatoka ny frais any nafahany nande taty maurice fa tsy ny volan_jokiny.ka ny zokiny d tsy nandany mitsy alou na ny ariary aza ra ny momba ny fianarany.

faharoa manaraka izay marina mintsy ny teninao oe, tsy tokony tahotra mihitsy no antony ivadina.fa ny fikasanay ivady alou , d izahay vao fony niaraka kelikely, mbola tsy nisy probleme mihitsy ny sejour any t@zany, fa io problem sejour io vao resaka vao aingana.

fahatelo manaraka izay,marina fa oe, ra tsis ytanjona @ fiainana d tsy handroso mihitsy fa ijanona eo foana, izany no nahatonga anay anana tanjona ivady satria izahay te handroso, ary tsy mbola nisy fiovan_kevitra mitsy t@nay ra ny momba izay resaak izay, ka tsy azoko ny tinao tenenina @ le oe, "matou miovaova hevitra d ao raha"
14. fijo ( 26/06/2009 20:51)
soanja an,aza atao takalo toa izany kosa,fa ny fitiavan atsy azo terena sy tsy voarara,ka rehefa tonga sy tojo azy dia izay.ny mandamina sy mandrindra azy tsy hanimba ny fiainana no tsara sy vahaolana,fa tsy hoe misaraha,na hoe terena hanao izao sy izao.samy efa nitia ka aleo mba hitia koa ny hafa fa tsy torahana vato;
15. xxx ( 27/06/2009 20:34)
fijo:

marina mitsy ny anao ry fijo! ny fitiavana dia tsy azo fidiana ny fotoana ihaviany, fa refa babon'olona iray ianao d tsy afa_manoatra, na hitomany na itsiky, refa tia dia tia fa tsisy fanazavana! amny atsoin'ny fiteny vazha oe" on ne planifie pas le moment ou on tombe amoureux, on ne calcule pas de qui doit_on tomber amoureux", ny fanambadiana koa lalana tsy maintsy lalovana @ fiainana fa tsy azo evitena, fa refa tsy manimba ny fiainana lay izy d tsara!(akotra ny oul tena nisafidy tsy anambady angamba)fa refa matsiaro vonona @zany fotsiny ny andaniny sy ny akilany d tsitako zay olana,fa refa mifakatia d aleo ivelatra,aleo androso @ lalindalina ra vonona , fa firyfiry moa ny olona no mifandany hatanorana eny fotsiny fa tsy manaiky hiroso @ zavatra tena matotra????? ka refa misy olona mitia sy miroso, d aleo tsy arahina bla bla! mifakatia anie matou te iroso, ary marina mitsy ny ani fijo oe, tsy tokony ho torahimbato, fa inona moa no mahadiso @zany ra efa vonona hanambady izahay ka maita solution ahavitanay ny tenanay? Marihana fa efa majeurs mahatsapa ny tokony ataonay izahay fa tsy zazakely ts mahalala izay sens de responsabilité akory! ary rahoviana mitsy vao ho afaka @tsika lé toe-tsaina mitady takalony foana refa manampy olona e!!!? indrindra fa oe mpiray tampo ve? tsy aiko alou fa otrany afahafa iany zany ry soanja! enao anie zany tokony mipetraka @ maha zoky, fa tsy tokony mipetraka @ place na banque de pret e!! amaranako azy d indramiko lay hirany mahaleo oe" fa vonon_kanampy, satria tia, tsy mitady valiny sanatria!" ary ilay hirany henri ratsimbazafy oe" izay tsy nitia taminareo, no aoka itoraka azy ireo"
16. soanja ( 30/06/2009 14:28)

Misaotra an'i xxx nanazava kokoa ny tianao hambara ery ambony sady nanitsy ny heveriko fa zavamisy.

Tsotra ny tiako hambara. Ny lehilahy rehefa vonona hanambady dia mijoro amin'ny heviny. Te hanambady anao izy dia tsy misalasala miresaka amin'ny RAD sy ny zoky sns... hoe "manana faniriana hivady izahay sy ranona ary vonona hiroso amin'ny lalindalina dia ny fifindrana any Frantsa satria any mety hahaleo tena kokoa izahay." N'iza n'iza mahita hokianina amin'io na mahita safary dia mijoro tsara izay hitondra tokatrano hoe "Rehefa nandinika izahay dia io no mahatsara anay, koa ny hangataka tso-drano aminareo no fanirianay." Dia izay.
Amiko raha mbola misy kiampitampita ny resaka dia misy "tahotra" ao ary io tahotra io dia midika zavatra be dia be tokoa.

Fijo> Ny fitiliana ny ho fivoatry ny tokatrano any aoriana dia ny fandinihana ny zavamisy amin'izao fotoana izao sy ny fandraisana andraikitra amin'izany. Tsy misy torabato velively io fa sikajy atolotro ho an'ireo izay mbola tanora.

Ilaina lalandava mipetraka amin'ny toeran'ny rehetra rehefa hamaha olana. Matoa i Zoky miteny eo dia asesiky ny fitiavan-jandry koa ny azy. Ilay zandry zany mila mahay mampita ny tiany atao amin'ilay zokiny sy hentitra indrindra raha mitady hijabajabaka Razoky. Mila fifanjana ny fiainana. Afaka atao tsara ny mananatra ny zoky tsy dia afaka mandinika loatra. Fitiavana daholo izany.

Tsy vitan'ny ahiahy sy sentosento ny fiainana fa mila miatriaka mazava hoe:" zah sipa ho vady, ireto koa no mba tiako azoko omena anao ara-kevitra hamahanao izany olana izany. Isika sy ianao , ndao hiantso an'i zoky dia ianao hilaza mazava ny position-nao ampitiavana aminy." dia hita eo raha matahotra an-joky izy. Raha matahotra izy dia ahoana hozy ianao no ataonao.....

17. soanja ( 30/06/2009 14:39)
xxx:

fijo:

soanja an,aza atao takalo toa izany kosa,fa ny fitiavan atsy azo terena sy tsy voarara,ka rehefa tonga sy tojo azy dia izay.ny mandamina sy mandrindra azy tsy hanimba ny fiainana no tsara sy vahaolana,fa tsy hoe misaraha,na hoe terena hanao izao sy izao.samy efa nitia ka aleo mba hitia koa ny hafa fa tsy torahana vato;

marina mitsy ny anao ry fijo! ny fitiavana dia tsy azo fidiana ny fotoana ihaviany, fa refa babon'olona iray ianao d tsy afa_manoatra, na hitomany na itsiky, refa tia dia tia fa tsisy fanazavana! amny atsoin'ny fiteny vazha oe" on ne planifie pas le moment ou on tombe amoureux, on ne calcule pas de qui doit_on tomber amoureux", ny fanambadiana koa lalana tsy maintsy lalovana @ fiainana fa tsy azo evitena, fa refa tsy manimba ny fiainana lay izy d tsara!(akotra ny oul tena nisafidy tsy anambady angamba)fa refa matsiaro vonona @zany fotsiny ny andaniny sy ny akilany d tsitako zay olana,fa refa mifakatia d aleo ivelatra,aleo androso @ lalindalina ra vonona , fa firyfiry moa ny olona no mifandany hatanorana eny fotsiny fa tsy manaiky hiroso @ zavatra tena matotra????? ka refa misy olona mitia sy miroso, d aleo tsy arahina bla bla! mifakatia anie matou te iroso, ary marina mitsy ny ani fijo oe, tsy tokony ho torahimbato, fa inona moa no mahadiso @zany ra efa vonona hanambady izahay ka maita solution ahavitanay ny tenanay? Marihana fa efa majeurs mahatsapa ny tokony ataonay izahay fa tsy zazakely ts mahalala izay sens de responsabilité akory! ary rahoviana mitsy vao ho afaka @tsika lé toe-tsaina mitady takalony foana refa manampy olona e!!!? indrindra fa oe mpiray tampo ve? tsy aiko alou fa otrany afahafa iany zany ry soanja! enao anie zany tokony mipetraka @ maha zoky, fa tsy tokony mipetraka @ place na banque de pret e!! amaranako azy d indramiko lay hirany mahaleo oe" fa vonon_kanampy, satria tia, tsy mitady valiny sanatria!" ary ilay hirany henri ratsimbazafy oe" izay tsy nitia taminareo, no aoka itoraka azy ireo"

Raha misy mitia tsy misy takalo angamba dia isany ny tenako. Nefa hiteny aminao aho satria mbola tanora tokoa ianao raha ny fahitako azy dia tsy izay aby ny olombelona fa ao ny tia tena, ao ny be planina mihoatra ny tokony ho izy, ao ny fehezin'ny fitiavana ny fianakaviana be loatra ka zary mahita ny tokatrano ho laharam-pahamehana, ary ao ny malemy anatrehan'ny hafa.

Tsy fantatro fa zah, Soanja, amin'ny mahaSoanja ahy dia mitaky tokoa ny lehilahy hanana options efa ho 4 farafaharatsiny manoloana olana iray, alohan'ny handrosoany olana amiko. Ireto ny olana , dia ireto avy ny hitako fa solutions ary ahoana ny mety solution hitanao dia jerentsika izay mahiratra mifandraika mety hahavaha na tsia. Raha tsy mahavaha atao akory fa isika sy ianao efa niezaka ihany ka afapo.

Ny olana zany eto dia ilay zoky mijabajabaka nefa ny tena mbola mety manantena fanampiana avy aminy.

Nomeko io ny fomba mety ho fisain'ilay zoky avy any matoa izy mijabajabaka sy mahita hevitra amin'ny fiainan-jandriny ary mitady hampiady anareo.

Iza no hamaha olana amin'izany, tsy iza fa ilay zandry ihany. Ianao manohana azy ao ambadika.

Tsara ny mifankatia. Faly aho fa mifankatia ianareo. Ary tsy milaza velively aho fa saraho ny zanakolona saingy kosa hiteny aho hoe ajoroy amin'ny mahalehilahy azy izy fa izy no hitondra ny baolina refa izay, asa anefa tsy voatery ho izay ny zavamisy.....

Mirary ny soa indrindra!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0436