fanadinoana olontiana mahomby

1. xxx ( 28/09/2009 12:43)
Inona reto ny atao ra te hanadino ny olontiana talouh, izany oe niaraka efa ho 7 ans d nisaraka nefa samy mbola tia, dia @ zao efa samy nanambady dia zao nihaona dia niverina niaraka b indray dia nefan za te hisaraka na dia malaelo aza dia izy kou tsy met fa samy malahelo (le lhl io), tena miaraka be zay @ zao, dia inona ny atao, mila fanampiana avy @ namana e
novalian'i cutie ny 07/10/2009 20:19
2. Mirananirina ( 28/09/2009 13:06)
Mahomby aloha angamba tsy dia misy loatra.Fa raha ny ahy aloha dia ataoko ao andohako foana ny ratsy nataony ahy dia hadinoko tsikelikely ny fisiany avy eo.
3. nathie86 ( 28/09/2009 13:19)
enao no vahaolana, misaraha @, ny ho avy banjinina refa tsy raikitra d efa tsy anjara. Ny fitiavana zany oa safidy. Ianao no misafidy ho tia na tsy ho tia. D enao zany no vahaolana.
4. cutie ( 28/09/2009 13:27)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 28-09-2009 14:43:47
Lohateny : fanadinoana olontiana mahomby
Inona reto ny atao ra te hanadino ny olontiana talouh, izany oe niaraka efa ho 7 ans d nisaraka nefa samy mbola tia, dia @ zao efa samy nanambady dia zao nihaona dia niverina niaraka b indray dia nefan za te hisaraka na dia malaelo aza dia izy kou tsy met fa samy malahelo (le lhl io), tena miaraka be zay @ zao, dia inona ny atao, mila fanampiana avy @ namana e

fa in ny antony nisarahana nefa mbola samy tia???
5. RATOVOARY ( 28/09/2009 13:41)
Inona reto ny atao ra te hanadino ny olontiana talouh, izany oe niaraka efa ho 7 ans d nisaraka nefa samy mbola tia, dia @ zao efa samy nanambady dia zao nihaona dia niverina niaraka b indray dia nefan za te hisaraka na dia malaelo aza dia izy kou tsy met fa samy malahelo (le lhl io), tena miaraka be zay @ zao, dia inona ny atao, mila fanampiana avy @ namana e
Ampitomboy ny fifandraisanareo mivady, ampitomboy toy izany koa ny fitivanareo roa, anehoy fitiavana be ilay vadinao fa ho adinonao tsikelikely ilay iray, tsisy fika aloha raha izaho mandinika fa matoa ianao tsy nanambady azy dia efa ilay vadinao no tokony hotiavinao. Hajao ny tokantranonao, fa any aoriana raha mbola mangala-pitia ianareo ka misy ny fotoana hahafantaran'ny vadinao izany hanahirana ny fiainan-tokantranonao, ary tandremo eo sao votsi-droa. Ny ao antrano lasana ny any ivelany efa manan-tompo.
Mahereza e!
6. soanja ( 28/09/2009 14:08)
Mila fantarina aloha hoe inona no antony ilana/ tiana hisian'ny fanadinoana azy , izay vao afaka mijery akaiky ny vahaolana.

Raha mifankatia ny olona roa dia tsy lojika ny hisaraka no tokony atao fa matoa te hisaraka dia misy olana hafa ao ambadika. Dia io zany no tsara omena raha mazoto hizara ianao.
7. Snowhite ( 28/09/2009 14:14)
Ah non hein!!
fa naninona no nisaraka nefa samy mbola tia.
Aza adinoina izy fa aleo ny fotoana no hanadino azy
8. soanja ( 28/09/2009 14:29)
Hay azafady fa tsy hitako ilay hoe " efa samy manambady" -

Raha io aloha dia sarotra satria matetika ny fitiavana taloha somary mitselika foana ary tena miredareda tokoa rehefa izany nefa ny vady ao an-trano tiana ihany koa.

Ny fanafodiny amiko dia ny tsy hihaonana aminy intsony. Avela tanteraka ny fifandraisana aminy. Ny ahy moa zany no lazaiko dia niova tanana aho mba hanadinoako ny sipako taloha. Tamin'izany moa mbola tsy nisy nanambady saingy io dia manampy tokoa.
9. tess ( 28/09/2009 19:22)
xxx:

Inona reto ny atao ra te hanadino ny olontiana talouh, izany oe niaraka efa ho 7 ans d nisaraka nefa samy mbola tia, dia @ zao efa samy nanambady dia zao nihaona dia niverina niaraka b indray dia nefan za te hisaraka na dia malaelo aza dia izy kou tsy met fa samy malahelo (le lhl io), tena miaraka be zay @ zao, dia inona ny atao, mila fanampiana avy @ namana e

ataoko angamba fa sarotra be ny hanadino ny olona tinao be izany....
INDRINDRA hoe izy kou mbola tia anao , dray dray dray dray!
raha tsy te hisaraka am lay vadinao ianao fa te hanadino ilay olona tinao tsy mety hadino any ivelany dia ataovy be dia be ny projet miaraka amin'ny vadinao, projet mahafinaritra , manaovo acitivité be dia be , manaova zavatra mahafinairtra ny tena raha vao misy temps libre, ezaho ho OQP foana ny saina dia hadino ho azy eo ihany izy, fadio fotsiny no mande mijery azy na mifandray aminy am net na antaratasy....

10. ni81 ( 28/09/2009 19:32)
Ny fanafodiny amiko dia ny tsy hihaonana aminy intsony. Avela tanteraka ny fifandraisana aminy. Ny ahy moa zany no lazaiko dia niova tanana aho mba hanadinoako ny sipako taloha. Tamin'izany moa mbola tsy nisy nanambady saingy io dia manampy tokoa.
mety !
11. simplex ( 28/09/2009 20:53)

otran'ny tsy misy fanafody idealy/mahomby be izany ry ise a.
Ny tena tokony ataonao voalohany fotsiny dia ny mandinika ny hoe in marina no tena tiako hatao, ny tanjoko sns...
Hoe hiaraka @ ilay olon-tiana taloha ve sa hiaraka @ vady... tsy misy azo hanampiana anao eto fa safidy malalaka anao manokana... ny hoe izy 2 indray miaraka fotsiny no tsy mety. Mino ah fa efa fantatrao io. Sady tsy viable a long terme rahateo izany.

Ka hoy ah hoe fantaro izay tinao hatao dia araho @ izay. Raha hoe hiaraka @ le bandy taloha dia resaho le vadinao, dia misaraha en bonne et du forme. Raha hoe hiaraka @ ilay vadinao indray dia resaho ilay bandy taloha hoe aoka izay, ampy izay. Tiako ny vadiko, hajaiko ny vadiko... ajanony doly ny contact rehetra. Bloquer-o ny mail, ny numero... izay rehetra mety hitarika anao hiresaka aminy ee... Mila resy lahatra tsara enao fa tsy mety ra vao misalasala an. Maka fotoana lavalava mintsy handihana an'zay tena tinao hatao.

Mahereza ee. Tsy fahotana ny mitia ary mandalo eo doly rehefa zanak'olombelona... manatona mopera na pasitera ra tena hitanao fa tsy ho tafavoaka...

:-*
12. cutie ( 28/09/2009 21:07)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 28-09-2009 14:43:47
Lohateny : fanadinoana olontiana mahomby
Inona reto ny atao ra te hanadino ny olontiana talouh, izany oe niaraka efa ho 7 ans d nisaraka nefa samy mbola tia, dia @ zao efa samy nanambady dia zao nihaona dia niverina niaraka b indray dia nefan za te hisaraka na dia malaelo aza dia izy kou tsy met fa samy malahelo (le lhl io), tena miaraka be zay @ zao, dia inona ny atao, mila fanampiana avy @ namana e

Mampatsiahy tantara tao @ rta koa ty, samy efa nanambady izy roa, de nifanena teny analakely hono , de lasa niaraka indray, de samy nisarahan-dry zareo ny vadiny avy, de izy roa nifanambady avy teo :-D :-D :-D :-D Tantara tena nisy io a lol
13. soanja ( 28/09/2009 22:35)
simplex:

otran'ny tsy misy fanafody idealy/mahomby be izany ry ise a.
Ny tena tokony ataonao voalohany fotsiny dia ny mandinika ny hoe in marina no tena tiako hatao, ny tanjoko sns...
Hoe hiaraka @ ilay olon-tiana taloha ve sa hiaraka @ vady... tsy misy azo hanampiana anao eto fa safidy malalaka anao manokana... ny hoe izy 2 indray miaraka fotsiny no tsy mety. Mino ah fa efa fantatrao io. Sady tsy viable a long terme rahateo izany.

Ka hoy ah hoe fantaro izay tinao hatao dia araho @ izay. Raha hoe hiaraka @ le bandy taloha dia resaho le vadinao, dia misaraha en bonne et du forme. Raha hoe hiaraka @ ilay vadinao indray dia resaho ilay bandy taloha hoe aoka izay, ampy izay. Tiako ny vadiko, hajaiko ny vadiko... ajanony doly ny contact rehetra. Bloquer-o ny mail, ny numero... izay rehetra mety hitarika anao hiresaka aminy ee... Mila resy lahatra tsara enao fa tsy mety ra vao misalasala an. Maka fotoana lavalava mintsy handihana an'zay tena tinao hatao.

Mahereza ee. Tsy fahotana ny mitia ary mandalo eo doly rehefa zanak'olombelona... manatona mopera na pasitera ra tena hitanao fa tsy ho tafavoaka...

:-*

Fahendrena tokoa izany!

14. cutie ( 29/09/2009 03:15)
Fahendrena tokoa izany!

+1 :)
15. ikaretsaka ( 29/09/2009 20:05)

simplex:

otran'ny tsy misy fanafody idealy/mahomby be izany ry ise a.
Ny tena tokony ataonao voalohany fotsiny dia ny mandinika ny hoe in marina no tena tiako hatao, ny tanjoko sns...
Hoe hiaraka @ ilay olon-tiana taloha ve sa hiaraka @ vady... tsy misy azo hanampiana anao eto fa safidy malalaka anao manokana... ny hoe izy 2 indray miaraka fotsiny no tsy mety. Mino ah fa efa fantatrao io. Sady tsy viable a long terme rahateo izany.

Ka hoy ah hoe fantaro izay tinao hatao dia araho @ izay. Raha hoe hiaraka @ le bandy taloha dia resaho le vadinao, dia misaraha en bonne et du forme. Raha hoe hiaraka @ ilay vadinao indray dia resaho ilay bandy taloha hoe aoka izay, ampy izay. Tiako ny vadiko, hajaiko ny vadiko... ajanony doly ny contact rehetra. Bloquer-o ny mail, ny numero... izay rehetra mety hitarika anao hiresaka aminy ee... Mila resy lahatra tsara enao fa tsy mety ra vao misalasala an. Maka fotoana lavalava mintsy handihana an'zay tena tinao hatao.

Mahereza ee. Tsy fahotana ny mitia ary mandalo eo doly rehefa zanak'olombelona... manatona mopera na pasitera ra tena hitanao fa tsy ho tafavoaka...

:-*

marina... tsisy cure fa relief no betsaka

16. ikaretsaka ( 29/09/2009 20:15)

17. Tenio ( 07/10/2009 14:16)
Tsotra be zany, tôka bobaka be :lol: :lol:
18. cutie ( 07/10/2009 20:19)
=)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8807