manao ny fanaon'ny olona miaraka...........!!!
1. xxx
(
04/08/2009 06:41)
za de sipa 22ans! miaraka am bandy efa sipan'olona! mifankatia zahay! nefa refa miresaka zay sy le bandy de lazainy ts TSY MIARAKA HONO ZA SY IZY!! nefa za sy izy mihaona fona! mifanoroka fona! mifampikitikitika fitaovam-pananahana! manao RS !! tsenainy za refa mirava avy miasa de ateriny am vam za refa mody!mierasaka be za sy izy!manao illimté refa miantso am atoandro de am alina! de lazainy hoe TSIKA NGE TS MIARAKA E!!!
de refa mande ny ftona: misy ftona izy miteny amiko hoe: "NDAO HIARAK E!NEFA TS METY SATRIA ZA EFA MIARAKA AM anona!!!"hoy izy.
Le saina n le bandy mits ngamba no mitondra an le izy, araka ny hevitro: satria izy efa miarak am sipa hafa de tsy mety am sainy ny hi accepté hoe miarak amiko koa izy: de ny vavany no forcény hiteny hoe "tsika ki tsy miaraka a"! De hoy ah taminy: TSIKA ZANY TSY MIARAKA FA MANAO NY FANAON'NY OLONA MIARAKA: de ts mahateny izy! ts azoko mits!
Fa inn ny definition ny MIARAKA AMINAREO????

novalian'i phabi ny 19/05/2016 15:07
2. tess
(
04/08/2009 06:47)
za de sipa 22ans! miaraka am bandy efa sipan'olona! mifankatia zahay! nefa refa miresaka zay sy le bandy de lazainy ts TSY MIARAKA HONO ZA SY IZY!!
normale, ianao tsinona tsy tompony fa mangalatra donko ottran'ny tsy mi compte tsy mi existe ihany izany....
Le saina n le bandy mits ngamba no mitondra an le izy, araka ny hevitro: satria izy efa miarak am sipa hafa de tsy mety am sainy ny hi accepté hoe miarak amiko koa izy: de ny vavany no forcény hiteny hoe "tsika ki tsy miaraka a"! De hoy ah taminy: TSIKA ZANY TSY MIARAKA FA MANAO NY FANAON'NY OLONA MIARAKA: de ts mahateny izy! ts azoko mits!
Fa inn ny definition ny MIARAKA AMINAREO????
ATAONY BOUCHE trou fotsiny enao, famenon'ny tsy eo ....IANAO No tsy misaina raha izany mbola miaraka aminy ihany anefa izy aza efa miteny hoe tsy miaraka nareo, efa fantatrao koa ve fa manana ny azy izy dia hiarahana ihany, ankamaroan'ny bandy selibatera eto antany io.
Ataony fanalàna andro famenoana ny banga fotsiny am zé ilàny azy ianao fa tsy eritreretiny ho olona miaraka aminy ka anjaranao no mieritreritra raha hanaiky izany de mijanona raha tsy manaiky mitaidava celibat :-P
3. tess
(
04/08/2009 06:50)
TSIKA ZANY TSY MIARAKA FA MANAO NY FANAON'NY OLONA MIARAKA: de ts mahateny izy! ts azoko mits!petite recreation fotsiny zany ianao kou inona mou
Fa inn ny definition ny MIARAKA AMINAREO????
ny olona miaraka dia tsy misy zvtr afenina tsy misy lainga, mifankatia, tsy miafina raha miaraka eny andalana sns.... :-P
4. peta83
(
04/08/2009 09:06)
Mila mieritreritra toi satry deja t'es une fille et lui il n'a rien a perdre na ialanao ary izy au contraire , mahavoa izy satry mihinan-droa beuh zao, d ny sipany: entree, plat, dessert fa ianao zan goute fotsiny.aza manaiky ataon'ny lehilahy an'zany fa lasa manetry ny voninahitrao ianao!mafi2 kely ny fitenenana satry hahasoa anao zany!mifohaza
5. mimioa
(
04/08/2009 09:34)
Aimer quelqu'un, c'est lui révéler sa beauté, sa valeur, son importance, c'est se réjouir de sa présence, c'est passer du temps en sa compagnie et communiquer avec lui. Aimer, c'est étre en communion avec l'autre, lui donner de soi-méme et recevoir de lui.
TSY MISY BANDY AFAKA HITIA SIPA 2 EN MEME TEMPS! Fa na ny 1 tena tiany na refa ray tsy tiany: na tiany ihany fa nohon'ny izy mi satisfaire ny besoin sexuelle ny ohatra no antony itiavany azy: TS TENA FITIVANA NEFA ZANY.
De mbola ts tonga zaina iany ve enao am zany!!!

6. ni81
(
04/08/2009 09:55)
Fanalàny andro izany ianao e! Amponga miantona hoy ny ohabolana malagasy ka rehefa manina dia dobohana. :?
7. Mirananirina
(
04/08/2009 10:21)
mahavoa izy satry mihinan-droa beuh zao, d ny sipany: entree, plat, dessert fa ianao zan goute fotsiny.=)) =)) =)) =)) =))
tapaka mihitsy ny tsinaiko marina.
Tsy tiany ianao izany matoa lazainy hoe tsy miaraka,nefa miaraka izao.Raha manao ireo ianareo dia pisipa izay.
Mbola tsy vadiny ilay 1 ka tsy hitako aloha izay mahadiso anareo e.Mbola tsy mpangalabady dry aloha dia tsara.Iza no mahita raha indry no alainy ho vady aminy farany.
8. tess
(
04/08/2009 10:24)
Mbola tsy vadiny ilay 1 ka tsy hitako aloha izay mahadiso anareo e
tsy mety izany toe-tsaina izany, na tsy mpivady aza efa an'olona ka faut pas jouer la garce
maro ny mpiray trano fa tsy vita mariazy de azo alaina dool ve izy ireny
lay fisainana hoe maka ny an'oul mitsy no tsy voako....entre sipa samy sipa io, ka raha ny anao no alain'oul de ahoana hoy ianao???? ATOVY AM toeranao fotsiny ilay izy, raha angalarin'ou de lasan'oul ny anao anefa tsy mpivady nareo de tsy halahelo ve :-P
9. ni81
(
04/08/2009 10:26)
Ny ahy koa ilay fitenin'ilay bandy hoe tsy miaraka no tena hitako fa manambany be an'ilay sipa mihitsy. 8O
10. tess
(
04/08/2009 10:27)
ni81:
Ny ahy koa ilay fitenin'ilay bandy hoe tsy miaraka no tena hitako fa manambany be an'ilay sipa mihitsy. 8O
amiko alou tsara ho azy fa lay sipa no tsy misaina hihihi kozé!
efa fantatra fa an'oul kou sisifana ihany
:?
11. Mirananirina
(
04/08/2009 10:28)
tsy mety izany toe-tsaina izany, na tsy mpivady aza efa an'olona ka faut pas jouer la garce
maro ny mpiray trano fa tsy vita mariazy de azo alaina dool ve izy ireny
lay fisainana hoe maka ny an'oul mitsy no tsy voako....entre sipa samy sipa io
Mbola tsy voarara izany.Tsy fahotana mihitsy satria mbola tsy nakamban'Andriamanitra sy ny fanjakana ny 1.Ka azo sarahana,hihihi...
12. tess
(
04/08/2009 10:29)
Iza no mahita raha indry no alainy ho vady aminy farany.
pfffffff tsy tsara aky zany ah! efa an'oul aza ahodina izany fa tsy tsara, raha ahodiko ny vaindry satria sao maka vady ahy ka hisaraka amindry de aon????? mahafaly ve izany ????? TENA tsy tiko be lay maka ny an'oul mba marina mou reto ah!
13. ni81
(
04/08/2009 10:30)
Mbola tsy voarara izany.Tsy fahotana mihitsy satria mbola tsy nakamban'Andriamanitra sy ny fanjakana ny 1.Ka azo sarahana,hihihi...ka ilay manimba zavatr'olona mihitsy no tsy dia tsara angamba e! :lol: na dia tsy misy porofo tanteraka aza hoe azy dia aleo milamina dia misesy sa ahoana? :^) Hevitro manokana hoy ilay namako izay iny an! raha tsy mety dia ario!
14. tess
(
04/08/2009 10:30)
refa misy miaraka lay oul na efa mpivady io na fiancé fotsiny dia hialàko lavitra...
15. Mirananirina
(
04/08/2009 10:44)
de refa mande ny ftona: misy ftona izy miteny amiko hoe: "NDAO HIARAK E!NEFA TS METY SATRIA ZA EFA MIARAKA AM anona!!!"hoy izy
raha ahodiko ny vaindry satria sao maka vady ahy ka hisaraka amindry de aon????? mahafaly ve izany ????? TENA tsy tiko be lay maka ny an'oul mba marina mou reto ah!
Tsy maninona fa omeko andry e :lol: :lol: :lol:
Raha tsy fantatra aloha ilay izy tsy maninona,fa ny an'ilay bandy marina anie ka toa lazainy anao mihitsy e.
p
ka ilay manimba zavatr'olona mihitsy no tsy dia tsara angamba e! na dia tsy misy porofo tanteraka aza hoe azy dia aleo milamina dia misesy sa ahoana? Hevitro manokana hoy ilay namako izay iny an! raha tsy mety dia ario!
Marina aloha izany,satria efa ilay bandy mihitsy kay no miteny hoe miaraka amin'olona.
Dia mahazaka izany teny izany ve indry ry xxx.
16. tess
(
04/08/2009 10:47)
Tsy maninona fa omeko andry e
Raha tsy fantatra aloha ilay izy tsy maninona
izany angah? facile fotsiny no miteny ieany fa avy eo marary fo hihihihi
tsy tsara ny maka vadin'oul, sady image ratsy ho an'i vevavy mitsy io
17. tess
(
04/08/2009 10:49)
Tsy fahotana mihitsy satria mbola tsy nakamban'Andriamanitra sy ny fanjakana ny 1.Ka azo sarahana,hihihi...
ilay fomban'ny vevavy mpaka vadin'oul mpiady antsena any amitsika ireny no ahatsarovako an'izany ....MARINé VEVAVY DE ALEO MANAJA TENA
18. navigo
(
04/08/2009 10:58)
fetsy be le razoky fa hipitsio sao d taraiky eo enao, mazava be nge zany e
19. Mirananirina
(
04/08/2009 11:01)
Tsy fahotana mihitsy satria mbola tsy nakamban'Andriamanitra sy ny fanjakana ny 1.Ka azo sarahana,hihihi...
ilay fomban'ny vevavy mpaka vadin'oul mpiady antsena any amitsika ireny no ahatsarovako an'izany ....MARINé VEVAVY DE ALEO MANAJA TENA
Naka vadin'olona ahoana ary ity resaka ity.Resaka sipa ity fa tsy vady mihitsy.
Nolazaiko tetsy ambony fa fahotana ny maka vadin'olona izay efa NATAMBATR'ANDRIAMANITRA,FIANGONANA ARY NY FANJAKANA.
20. ari.malala
(
04/08/2009 11:15)
Ka na vady vita soratra na mbola sipa aleo mipetraka manaja tena refa ilazan'olona fa hoe efa misy miaraka aminy e! Na ny haheno an'izany aza ve tsy hankarary fo!