manao ny fanaon'ny olona miaraka...........!!!

61. tess ( 05/08/2009 09:58)
NI81/ KA EFA MISOKATRA IHANY NY ady hevitra kou! na tsy marina aza lay tantara , eo no ahitàna ny fisainan'ny tsirairay :wink: :-D
62. xxx ( 05/08/2009 11:17)
un petit rappel : ny hevitra voasoratro eo am 21 sy 22 iany oa no diso !! fa ny sisa voalazako marina aby !!
63. tess ( 05/08/2009 11:19)
ka tsy hampino itsony izay vosoratrao fa enao mpandainga izany.... :-D :-D :-D MPAMPORONA TANTARa am ray sy fahefany ireny no mety aminao...
64. ni81 ( 05/08/2009 11:19)
tess> ok e
un petit rappel : ny hevitra voasoratro eo am 21 sy 22 iany oa no diso !! fa ny sisa voalazako marina aby !!
io ndray koa hono e! hihi
65. ari.malala ( 05/08/2009 11:41)
tess:

ka tsy hampino itsony izay vosoratrao fa enao mpandainga izany.... :-D :-D :-D MPAMPORONA TANTARa am ray sy fahefany ireny no mety aminao...



:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
66. tess ( 05/08/2009 11:53)
MANAO fitsapàn-kevi-bahoaka fotsiny aky io ry ari sy ni ah!
fa tsy ratsy na izany aza ny dinika an :wink: :-D
67. ari.malala ( 05/08/2009 12:00)
ahalalana zavatra ny sondage ny ka :-P zà manokana aloha akia tsy mety @ saiko ilay mangalatra kle! tsy zakako ilay manorina fahasambarana ambony alahelon'olona! sady na izany na tsy izany koa mba vevavy ian ny tena v d ndeha hampijaly vevavy! asakasak'izay pour @zany alou fa ts zà e!
68. xxx ( 05/08/2009 12:08)

MPAMPORONA TANTARa am ray sy fahefany ireny no mety aminao...

mampmé kou i tess marina !!! :lol: :lol: :lol:
tena serieux ne zany e! reo ian oa no diso oa! mbô he!
69. tess ( 05/08/2009 13:24)
66. Mpandefa : ari.malala [ Valio ] 05-08-2009 14:00:36
Lohateny : Re : manao ny fanaon'ny olona miaraka...........!!!
ahalalana zavatra ny sondage ny ka zà manokana aloha akia tsy mety @ saiko ilay mangalatra kle! tsy zakako ilay manorina fahasambarana ambony alahelon'olona! sady na izany na tsy izany koa mba vevavy ian ny tena v d ndeha hampijaly vevavy! asakasak'izay pour @zany alou fa ts zà e!

izay mitsy aky no itako fahendrena ho an'ny vevavy raha vevavy mendrika sy misaina ihany an! hihihih

tena serieux ne zany e! reo ian oa no diso oa! mbô he!

eny ary ka de mendrasa ny anjaranao fa aza misambotra ny an'ny sasany...
MATOA TSY manome hasina sy hajany anao lay bandy dia otran'ny tsy misy valerany aminy izany ilay fisinao donko ialao pà :wink: :-D ny azy revy ftsn
70. ni81 ( 05/08/2009 13:30)
hoy ikala ari
zà manokana aloha akia tsy mety @ saiko ilay mangalatra kle! tsy zakako ilay manorina fahasambarana ambony alahelon'olona! sady na izany na tsy izany koa mba vevavy ian ny tena v d ndeha hampijaly vevavy! asakasak'izay pour @zany alou fa ts zà e!
ekena e! :D
71. fijo ( 05/08/2009 20:58)
henjana be le fitenin'i tess nefa marina .ataony filana tsy mahita ndry fa mihevera tsara
72. tess ( 06/08/2009 05:19)
hihihih! ka zà sincère miteny no direkta :-D ny hahatsara azy no hanoroana hevitra azy he he he he!
73. ravonjison ( 06/08/2009 06:57)
tess:

66. Mpandefa : ari.malala [ Valio ] 05-08-2009 14:00:36
Lohateny : Re : manao ny fanaon'ny olona miaraka...........!!!
ahalalana zavatra ny sondage ny ka zà manokana aloha akia tsy mety @ saiko ilay mangalatra kle! tsy zakako ilay manorina fahasambarana ambony alahelon'olona! sady na izany na tsy izany koa mba vevavy ian ny tena v d ndeha hampijaly vevavy! asakasak'izay pour @zany alou fa ts zà e!

izay mitsy aky no itako fahendrena ho an'ny vevavy raha vevavy mendrika sy misaina ihany an! hihihih

tena serieux ne zany e! reo ian oa no diso oa! mbô he!

eny ary ka de mendrasa ny anjaranao fa aza misambotra ny an'ny sasany...
MATOA TSY manome hasina sy hajany anao lay bandy dia otran'ny tsy misy valerany aminy izany ilay fisinao donko ialao pà :wink: :-D ny azy revy ftsn



Ny fanontaniana mipetraka angamba dia itý : @ fomba ahoana no atao mba tsy ho betsaka ny voka-dratsiny sy mba ahazakan' ny fiarahamonina ilay izy ( fakana ny efa eny antanan'olona ). Satria mazava fa ny lehilahy dia vitsy noho ny vehivavy, noho izany tsy maintsy misy foana vehivavy izay mitady haka ny efa eny antanan' olona ( raha ny fiarahamonina no jerana @ ankapobeny).

74. ari.malala ( 06/08/2009 07:06)
Ravonjison, anjaran'ny vehivavy no misaina! satria tsin raha izany foana no hoeritreretina hoe ny vavy betsaka noho ny lahy d ts maintsy hisy foana io resaka fakàna efa anjaran'olona io, saingy tsy ny vehivavy irery, satria resaka fitiavana izany olon2 fa tsy mandeha ila. K rehefa misy miaraka aminy lay lehilahy tsy tokony hipingapinga hitady hanadala vevavy hafa tsony. Isan'ny fanajana ilay miarka aminy koa io amiko.
75. tess ( 06/08/2009 08:44)
Ny fanontaniana mipetraka angamba dia itý : @ fomba ahoana no atao mba tsy ho betsaka ny voka-dratsiny sy mba ahazakan' ny fiarahamonina ilay izy ( fakana ny efa eny antanan'olona ). Satria mazava fa ny lehilahy dia vitsy noho ny vehivavy, noho izany tsy maintsy misy foana vehivavy izay mitady haka ny efa eny antanan' olona ( raha ny fiarahamonina no jerana @ ankapobeny

ny kônsiansa ihany no mitondra azy de ampy, indrindra ho an'ireny zé mpandala ny tenin'andriamanittra milaza fa fahotana sy tsy fahotàna ireny,
tsy didy folo ihany no arahina fa zé voalaza ao am baiboly tanteraho, hihih
mdehàna am lalana tsara, manaova ny marina, ka ny mampisaraka sy ny mandrava ny fahasambaran'ny sasany dia efa anisan'ny zavatra tsy tsara, ka hoy aho hoe ny kÖnsiansy nao ihany no mitondra an'io...
sady efa nolazaiko fa tsy maintsy misy ny miavaka misy ny tia manao ratsy dia tsy azonao sakanana amzany izy refa izay no fantany fa tiny sy mampety ny sainy sy ny fiainany :-P
76. tess ( 06/08/2009 08:46)
ny lehilahy dia vitsy noho ny vehivavy

mety tsy marina tsony io fa ny ao am fianakams fotsiny izao misy telo vavy lahy dool ny zanany tsy misy vavy na ny raika aza amzay telo lahy be zao dool :-P
77. ari.malala ( 06/08/2009 08:52)
lol ny zanako ftsn d'efa 2lah ko :-P
78. tess ( 06/08/2009 08:56)
sady pretexte fotsiny hanaovana an'lay fampisarahana fotsiny zany :-D
79. ni81 ( 06/08/2009 09:00)
ny kônsiansa ihany no mitondra azy de ampy, indrindra ho an'ireny zé mpandala ny tenin'andriamanittra milaza fa fahotana sy tsy fahotàna ireny,
tsy didy folo ihany no arahina fa zé voalaza ao am baiboly tanteraho, hihih
mdehàna am lalana tsara, manaova ny marina, ka ny mampisaraka sy ny mandrava ny fahasambaran'ny sasany dia efa anisan'ny zavatra tsy tsara, ka hoy aho hoe ny kÖnsiansy nao ihany no mitondra an'io...
sady efa nolazaiko fa tsy maintsy misy ny miavaka misy ny tia manao ratsy dia tsy azonao sakanana amzany izy refa izay no fantany fa tiny sy mampety ny sainy sy ny fiainany
hum! ekena tokoa! Manana safidy foana isika @ zay atao rehetra :)
80. tess ( 06/08/2009 09:14)
DE ILAINA KOU LAY FAHAiza-miaina aky ah! eo am fiaraha-monina no tiako resahina fa tsy hanao danin'ny kibo sy izay hanao izay tandrify ny sainao ao foana hihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5154