manao ny fanaon'ny olona miaraka...........!!!

81. ari.malala ( 06/08/2009 10:05)
k'hita ko! marina mints nyan'i tess
82. ravonjison ( 06/08/2009 18:12)
1- Ekeko daholo ilay hevitrareo : ny konsiansa no mitondra azy, anjaran' ny vehivavy ny misaina, telolahy ny zanakareo sns...
2- tsy te hiaro lehilahy mihitsy aho, anisan' ny ambony dia ambony amiko ny moraly eo fiarahamonina.

Ny tiako tiako resahina dia itý:
- raha manana zanaka telolahy ianao , izany tsy midika fa ny lehilahy no betsaka eo @ fiarahamonina. Jereo any @ institution any hoe firy tokoa ny lehilahy eo @ fiarahamonina, ary firy ny vehivavy.
- raha izay no zava-misy ( betsaka ny lehilahy ), dia mazava fa misy ireo vehivavy izay manana zavatra tsy ampy eo @ fiainany.
Ireo manana ny ampy ( resaka fiainana couple ) dia afaka milaza hoe tsy mety sns.... fa ireo tsy manana kosa ? Tsy maintsy mitady hevitra ry zareo.
Raha tsy ekentsika fa misy tokoa io olana ateraky ny isan' ny vehivavy sy ny lehilahy io , dia sarotra amintsika no hamaly ny fanontaniana hoe : maninona foana ary no misy vehivavy na lehilahy ratsy toetra mampirafy miafina na mijangajanga sns...
Raha ianao no @ toeran' ny filohan' ny tanana ka voatery mamaha io olana io , dia tsy mitady hevitra ianao, inona no azo atolotra ireo vehivavy ireo mba tsy ahatonga azy hanakotaba ny olona efa miaraka.
Ny filazana hoe ratsy io, raran' ny baiboly io sns.. dia tsy hamaha ilay olana velively.
83. tess ( 06/08/2009 18:27)
ravonjison ah! ny namako fotsiny d'efa manome ny valinteninao, maro ny namako lehilahy mitady vady, vady vehivavy io fa zé alehany retra prise doholo donk ny lahy celibat no betsaka ny tsy manana partenera noho ny vavy.....TENA MARINA io resahiko io an!
84. tess ( 06/08/2009 18:29)
Raha ianao no @ toeran' ny filohan' ny tanana ka voatery mamaha io olana io , dia tsy mitady hevitra ianao, inona no azo atolotra ireo vehivavy ireo mba tsy ahatonga azy hanakotaba ny olona efa miaraka.
Ny filazana hoe ratsy io, raran' ny baiboly io sns.. dia tsy hamaha ilay olana velively.

resaka koa ka hatao ry vonji an :-D :wink:
85. tess ( 06/08/2009 18:31)
Ireo manana ny ampy ( resaka fiainana couple ) dia afaka milaza hoe tsy mety sns.... fa ireo tsy manana kosa ? Tsy maintsy mitady hevitra ry zareo.

mato ny vehivavy ihany koa fantako tsy te hanambady intsony ohatra na ts te hiaraka am lehilahy de aon kou zany zao, ampy ho an'ny vavy ny lahy eto antany fa refa te hampirafy fotsiny de tsorina ny marina, tsy misy manakana anzany fa lay esprit tia mandrava fotsiny izao no tsy tsara ka!
86. fijo ( 06/08/2009 21:51)
ary an,ny lahy ani eka milaza fotsinyhoe "ndao mba hiaraka"fa ny sipa no manaiky na manda e,noho izany nysipa no diso
87. soanja ( 07/08/2009 03:40)
xxx:

za de sipa 22ans! miaraka am bandy efa sipan'olona! mifankatia zahay! nefa refa miresaka zay sy le bandy de lazainy ts TSY MIARAKA HONO ZA SY IZY!!

Fa inn ny definition ny MIARAKA AMINAREO????

Ahoana izany no nahatonga andriako hilaza fa mifankatia ianareo. Matoa misy io teny io dia mahatsapa ianao fa tiany.

Milaza izany izy satria enjehan'ny eritreriny. Tsy tiany ianao hifikitra aminy ka hanantena azy hanambady anao. Dia tsotra fotsiny ny havalinao azy rehefa miteny izany izy " Ndeha hanala azy fotsiny isika zany!" dia amin'izay fantany tsy miraika aminy koa ianao fa ny filan'ny nofo no tianareo roa omena fahafaham-po.

Rehefa izay dia aza omena matetika izy fa raha omena matetika dia lasa leo andriako. Ampifilafilao kely ary hita eo raha sahirana. Raha sahirana aminao izy dia tiavo satria tia anao izy na dia milaza izy fa tsy miaraka aza ianareo aminy.
Mbola marefo ilay olon-tianao raha saina fa giazo kely dia faizina amin'izay mba hiana-desona. Na badenina fanina aza tsy manahy. Izy no te hanao aminy eo.

Tsy kilalao akory ny fitiavana fa tsy misy tsara ny miaraka sy mifandray amin'ny resaka. Aza manaiky hambakan'ny lehilahy fotsiny.

88. tess ( 07/08/2009 05:13)
Tsy kilalao akory ny fitiavana fa tsy misy tsara ny miaraka sy mifandray amin'ny resaka. Aza manaiky hambakan'ny lehilahy fotsiny.

tsy kilalao ny fitavana ko no ampirisihina hisisika ihany amin'ny olontian'oul i rakalakely eto :-D izany hoe raha milalao fitiavana ho an'ilay vahivavy iray tompony taloha izany dia ok :^) :{
89. ari.malala ( 07/08/2009 06:29)
fijo aza miaro tena! samy diso! efa fantatrao fa manana sipa na manambady enao ko in no bola itedavanao hafa ndray? raha mitsotra d adalàn'ny vevavy marina, fa ny maro @ cas itako d le manafina hoe misy miaraka satria mamy ny te hanandroa...
90. tess ( 07/08/2009 06:35)
85. Mpandefa : fijo [ Valio ] 06-08-2009 23:51:21
Lohateny : Re : manao ny fanaon'ny olona miaraka...........!!!
ary an,ny lahy ani eka milaza fotsinyhoe "ndao mba hiaraka"fa ny sipa no manaiky na manda e,noho izany nysipa no diso

KA IZAY LAY LAZAIKO HOE NY bandy revy ihany ny azy tsy te hahalala, na manambady aza izy de refa manaiky kotiny ataony dézième birô dia reviny, fa le vevavy minia mikipy miaraka am bandy efa manambady no tena nôfa beuh! ka atao ahoana fa zay no fatany fa mety fa amiko otran'ny hoe basse classe he he he
91. tess ( 07/08/2009 06:37)
le manafina hoe misy miaraka satria mamy ny te hanandroa...

ilay tratran'iny aloha tsy omeko tsiny satria zà efa tratran'io tam tovovavy fa nony nolazainy tamiko lay izy hoe efa manambady amanjanaka izy ka ho tohizana ny fiarahana sa hijanona mpinamana de hoy aho hoe nada! sady tsy ho mpinamana velively no tsy ho tohizana ....
92. xxx ( 07/08/2009 06:50)

Ahoana izany no nahatonga andriako hilaza fa mifankatia ianareo. Matoa misy io teny io dia mahatsapa ianao fa tiany.
Milaza izany izy satria enjehan'ny eritreriny. Tsy tiany ianao hifikitra aminy ka hanantena azy hanambady anao. Dia tsotra fotsiny ny havalinao azy rehefa miteny izany izy " Ndeha hanala azy fotsiny isika zany!" dia amin'izay fantany tsy miraika aminy koa ianao fa ny filan'ny nofo no tianareo roa omena fahafaham-po.
Rehefa izay dia aza omena matetika izy fa raha omena matetika dia lasa leo andriako. Ampifilafilao kely ary hita eo raha sahirana. Raha sahirana aminao izy dia tiavo satria tia anao izy na dia milaza izy fa tsy miaraka aza ianareo aminy.
Mbola marefo ilay olon-tianao raha saina fa giazo kely dia faizina amin'izay mba hiana-desona. Na badenina fanina aza tsy manahy. Izy no te hanao aminy eo.Tsy kilalao akory ny fitiavana fa tsy misy tsara ny miaraka sy mifandray amin'ny resaka. Aza manaiky hambakan'ny lehilahy fotsiny.

Soanja > misaotra betsaka ! tiko be ny fomba firesakao !!! za ange ts hoe de manao RS fona aminy e! fa misy ftona ts manao mits ! niaraka nandritra ny telo volana zay zahay 2 de rah ataoko ny stat kely ka mijery ny calendrier ah de in-2 nanao zahay!! misy aza ftn refa mihaona zahay de mimenomenona be aminy ah : tsy mahazo bisous mits izy de owen be sady tezitra refa miantso de miteny hoe "ts azoko mits enao , de vitanao ve ny ts manoroka ana"!! eny oa vitako !!
93. ravonjison ( 07/08/2009 08:18)
tess:

Ireo manana ny ampy ( resaka fiainana couple ) dia afaka milaza hoe tsy mety sns.... fa ireo tsy manana kosa ? Tsy maintsy mitady hevitra ry zareo.

mato ny vehivavy ihany koa fantako tsy te hanambady intsony ohatra na ts te hiaraka am lehilahy de aon kou zany zao, ampy ho an'ny vavy ny lahy eto antany fa refa te hampirafy fotsiny de tsorina ny marina, tsy misy manakana anzany fa lay esprit tia mandrava fotsiny izao no tsy tsara ka!

Tess a .Tadidinao angamba, iray volana lasa izay, nisy tovovavy 23 ans , xxx no anarany, nitady hevitra momba an' iny tato. Ilay bandy efa manana sipa kanefa dia niaraka t@ ilay bandy ihany izy.
Isika rehetra samy nanoro hevitra daholo hoe: tsy mety izany , ratsy izany , sns......Izaho mihitsy moa nampitandrina fa possible haverin' ilay bandy aminy koa ilay famprafesana raha miaraka izy ireo.
Betsaka ny " raisons" nomena mba tsy iarahany @ ilay bandy, ary anisan' izany itý , izay nosoratako: - ... fa raha ianao kosa mba te-hanana fitiavana, mba te hanao aventure kely ka mbola tsy tianao ho hita ireo vokadratsiny any aoriana , dia azonao atao ny miaraka aminy..."

Inona no nataony ?
Natsipiny daholo ireo arguments rehetra, ny moraly , ny toetra ratsy sns.., fa io voalazako io no lalana nofidiny .
Izy koa moa nilaza fa miredareda be ilay fitiavany ary tiany ho kolokoloina.
Hiatanao @ io fa tsy nijery mihitsy izy hoe : mampisaraka olona, toetra tsy mendrika izany sns..., fa ny nojereny dia itý : miakatra ny hormone, miredareda ny fitiavany, te-hanana olontiana izy. Ary izay no notanterahiny.
Mino aho fa raha bandy ( tsy manana sipa) hafa no teo akaikiny, dia ho raikimpitia t@ io bandy hafa io izy, ary tsy nisy mihitsy ilay olana.
Ny tiako ho lazaina dia itý : @ io fotoana misy crise io dia tsara raha mifanena @ tovolahy mbola tsy manana sipa na vady izy.
94. ari.malala ( 07/08/2009 09:05)
Ravonjison, ekena anie hoe @ mahaolombelona misy izay crise sy filàna miakatr izay e! fa isika olombelona manana saina afaka mandinika sy mifehy antsika ka tsy ho voabaikon'ny filàna fotsiny iany toy ny biby sanatria. Ka na miakatra toy ny inona aza ny filàna, tsy izany akory no ndeha hisarangotana @ anjaran'ny hafa. Mila mipetraka mandrakariva @ toeran'ny ankilany (ilay sipa na vadin'olona) iany koa e, hoe raha ny sipako, na ny vadiko no iarahan'olona na adalain'olona d ho zakako v. Inoako 100% fa tsia avy hatrany no valiny, k anjaran'ny tsirairay zany no manaja ny tenany ary manaja izay miaraka aminy fa porofom-pitiavana ngezabe tsy azo lavina ny fanajana.
95. tess ( 07/08/2009 10:45)
ari.malala:

zay volazan'i ari. zay ravonji an!

:wink:
96. navigo ( 07/08/2009 11:41)
ary hendry be i ari.malala zany, fa le fitiavana nge tsy hay mihintsy refa sendran'ny tsy ampoizina zay e, marina dôly ny voalazanareo fa ny aza voany ihany e!!!!
97. ravonjison ( 07/08/2009 12:29)
navigo:

ary hendry be i ari.malala zany, fa le fitiavana nge tsy hay mihintsy refa sendran'ny tsy ampoizina zay e, marina dôly ny voalazanareo fa ny aza voany ihany e!!!!

Voalazanao.

Izaho koa ange mba mitovy hevitra aminareo ihany e. Fa mba tokony nanontanianareo i xxx t@ izy tato iny hoe : inona ary no nahatonga azy nisisika foana ?
Izaho aloha dia azoko tsara ny antony nanaovany izany e.
98. tess ( 07/08/2009 12:34)
io volazan'ny ari. io kou filàna sy tsy fieritreretana.... :^)
99. ravonjison ( 07/08/2009 13:10)
tess:

io volazan\'ny ari. io kou filàna sy tsy fieritreretana.... :^)

Non, mba te hanana olontiana toy ny rehetra izy,saingy io bandy efa manana sipa io no teo akaikiny ( namany moa , hoy izy ).
Raha nisy bandy libre teo akaikiny t@ iny fotoana iny dia tsy nisarangotra t@ io bandy io izy..
Izay ilay raison tohanako hatram\' izao: raha ampy lehilahy, afaka nifidy bady libre izy, tsy nisy mihitsy io olana io.
100. ari.malala ( 07/08/2009 14:07)
Ravonjison a, ekena hoe te hanana olon-tiana izy, saingy tsy raison handrombahana ny eny an-tanan'ny hafa izany ka!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0084