manao ny fanaon'ny olona miaraka...........!!!

41. tess ( 04/08/2009 16:01)
Mirananirina:

Ny tiako tenenina dia izao e.tsy anjaratsika ny mitsara olona fa aleo izy Andriamanitra irery ihany.Na maka vadin'ol na miteraka tsy manambady na mangalatra sns........fiainana daholo izany,tsy misy olombelona tsy manota eto antany angamba.

tsy asiana resaka andrimanitra izany, ny imagenao no hitsaran'ny olona anao , fa ny adalanao dia anao sy ny andriamanitrao....
AZA AFANGARO ILAY hoe miteraka tsy manambady,
-ny cas lazaiko etsy ambony dia maro ny couple tsy tia manao mariazy izany fa tonga dia miray trano toy ny mpivady retra ihany, miteraka , mifamelona, mifampizàra fiainana toy ny couple mpivady retra, fa tsy ilay ...
- toy an'i rakalakely niaraka tam vadin'oul de niterahany anefa tsy novadiny akory, izany hoe niteraka tsy nanambady rakalakely samy hafa ireo cas ireo...

efa mba aty europe ihany i miranirina anefa ve dia tsy mbola nahare indrindra ireo vazà ireo , miara mitoetra fotsiny fa tsy misoratra na manao mariazy ampengonana, anefa couple toy ny mpivady retra ihany,
ato am serasera koa maro ny namako toy izany, efa nisy dinika any ho any momba ny union libre fa io ny choix ndreo ka tsy misy mahaeratsy izany...
EFA NOLAZAIKO etsy ambony fa misy ny olona mino misy ny tsy mino ka na tsy hanao mariazy ampengonana azy izy ka mande tsara ny couple inona no maharatsy izany.....


42. tess ( 04/08/2009 16:04)
tsy misy olombelona tsy manota eto antany angamba.

KA RAHA AZO EVITER_na tsy hatao fanahiniana moa maninona fa araka ny hitako etsy ambony etsy dia toa atao fanahy iniana ilay izy hahaha :^)
43. tess ( 04/08/2009 16:18)
otran'ilay mangalatra akoho anio de rampitso mi kaonfesy de mi rekomansa de otrzay foana ..... :lol:
tsy anjaratsika ny mitsara olona fa aleo izy Andriamanitra

tsy hoe mitsara olona fa samy manana ny opinion- ny fijeriny ny tsirairay ....
SADY NY AHY tsy asiko resaka andriamanitra izany refa mamaly dinika aho :^)
raha fivavahana sy finoana any angamba de oui :-D
44. ni81 ( 04/08/2009 16:26)
Ka na vady vita soratra na mbola sipa aleo mipetraka manaja tena refa ilazan'olona fa hoe efa misy miaraka aminy e! Na ny haheno an'izany aza ve tsy hankarary fo!
mitovy hevitra @ ndry koa zà!
45. tess ( 04/08/2009 17:03)
Mirananirina:

fa aminay ilay maka vadin'oul dia tena na miaraka am olona efa manana ny tiany dia tena tsy mendrika.

fa mendrika ny miteraka tsy manambady na miaraka amin'olona aza fa tsy mivady an??????? :/ :/ :/ :/


anefa kou tsy manome tsiny ireny vehivavy sendra ny tsy fidiny niteraka tsy manambady ireny aho fa sendra izay lehilahy alika mpitsoaka adidy fotsiny ....


46. Papoose ( 04/08/2009 17:18)
xxx1, reveo manja ao akia rehefa tinjy idirana a! :wink:
47. tess ( 04/08/2009 17:39)
:oops: :^)
48. Papoose ( 04/08/2009 18:51)
manao illimté refa miantso am atoandro de am alina
@ antso izy manao illimite fa @ fitiavana anjy izy zany mi limiter!!!mazava any zany iiiii
49. haritianah ( 04/08/2009 19:17)
tsy fantatro aloa fa raha amiko dia sarotra bé ny am zao fotoana izao no ahita bandy owé tsisy olona iharaka vao ho ekena zany.
Matoa natao ny mariazy na ara pinoana io na ara pajankana dia misy antony, ary io antony io dia balizy ho any tsirairay.
Refa tsy mbola voafatotra araka ny lalana(na lalanany fiangonana na lalana mpajakana ) dia amiko mbola afaka miova hevitra ka.
Inona ary no tsy idirana mivady aradalana, ny aradalana no voarara fa tsy tokony kitina.
Io aloa miankina aminao ihany, tinao ve lé ataony kilalao ianao dia raha mety am sainao de zay. Fa raha tsy ekeny sainao dia amafiso ny saina tsy irona any aminy tsony refa mahatsiaro fa kilalao.
Misy koa mantsy na ny vhv na ny lhl samy té hilalao dolo dia mba manao kilakilalao eny.Tsisy perte. A condition kosa aloa tsy vady ARADALANAN 'OLONA.
Refa tsy aradalana dia mbola azo kitian'ny sasany zany fa raha tianao tsy hisy ikitika dia fatory ho vady aradalana.
50. tess ( 04/08/2009 19:58)
Refa tsy aradalana dia mbola azo kitian'ny sasany zany fa raha tianao tsy hisy ikitika dia fatory ho vady aradalana.
dainn zany fisainana :{
51. simplex ( 04/08/2009 20:19)

xxx28,

cet homme est un hero

;-)
52. haritianah ( 04/08/2009 21:03)
Tess ; " dain zany fisainana ahoana""
Na ho aiza ianao na hoaiza dia efa napetraka ny fisoratana ara panabadiana na araka ny finoana ho borne ho an'ny olombelona.
Vita baorina ianao raha mivady aradalana ka inona no tsy anaovana ny fanambadiana ho araka ny lalana raha tianao ho anao irery ilay olona.
Matetika mitranga amintsika olombelona ny owé " fangaha ianao vadiko aradalana no hifehy anaha" refa teraka ny tsy fitoviantsaina eo am mpivady tsy aradalana.
Tsy dain mihintsy ny fisainana ka!
raha efa vita soratra kosa le olona no adalainao dia mpanadala vadin'olona ianao.
Fa rehefa tsy vita baorina dia mbola tsy manantompo zany.
53. tess ( 05/08/2009 05:07)
selon ianao irery izany, fa tsy amzao intsony....
TSY MISY KABARY FIRY FA EFA VOLAZAKO ETSY ambony
oe efa maro ny mpivady union libre malaina hanao mariazy
noho ny choix ndreo sy ny antony hafa.
Raha efa foman'ny sasany ve ny maka vadin'oul izay no mampety ny
sainy azy izany.
54. tess ( 05/08/2009 05:22)
Vita baorina ianao raha mivady aradalana ka inona no tsy anaovana ny fanambadiana ho araka ny lalana raha tianao ho anao irery ilay olona.

ny kônsiansy nao no mitondra an'io fa tsy nisy mitsy lalàna niteny anzany odoyé!
fangaha ianao vadiko aradalana no hifehy anaha"

rehefa mahavita miteny anzany dia mazava ho azy tsy misy ny fitiavana donko tsara tsara kokoa misaraka fa mijaly ny ankilany....C MEME pas la peine ny miady hevitra raha izany
refa teraka ny tsy fitoviantsaina eo am mpivady tsy aradalana.

mazava ho azy efa blem teraka ao am couple ny tsy fitoviantsaina donko efa mananotanona ny divorce....ARY IO resaka divorce io no tsy mampazoto ny olona hande hanao mariazy e! soratra satria tralala hono ...NEFA NY HITAKO alou tsy misy misaraka lay couple hatramzao fa mande tsara ny fiainana
Inona ary no tsy idirana mivady aradalana, ny aradalana no voarara fa tsy tokony kitina

ny ao antsainao manokana izany fa tsy votery hitovy fisianana aminao dool ny olona toy ny mpangalatra ihany
Fa rehefa tsy vita baorina dia mbola tsy
manantompo zany.

odoyé! ambany be lay fijerinao raha izany hihihihi na efa niterahana aza ilay olona dia tsy mana-tompo ihany izy ? DE TOUTE façon eo am fiainana tsy maintsy misy foana ny miavaka donko anisan'nilay miavaka enao raha izany :-D
55. ari.malala ( 05/08/2009 06:52)
Ho anà manokana aloha an, une fois maheno hoe misy miaraka aminy ilay olona d efa mipetraka ah zay! na mariazy na fiansé na in vita na in ts vita, d efa mipetraka manaja tena raha vao hoe misy ftsn na ts mbola itan masoko aza ilay olona (sipa na vadin'ilay oul hoe hiaraka amiko zany). Sady raha amiko manokana, zà ts hanaiky hatao roue de secour lava izao izany k! aponga mihantona ouzy ny namana ao ambony ao... Sady na ny mentalité anilay bandy aza nge d'efa manirikiry e! aiza kou no hisy anizany hoe refa manao firaisana tsy mahalala izay isika tsy miaraka fa refa vita izay atao zay vo hoe tsika nge ts miaraka... zany v d mbola hoekena iany! ra ts paiso ko :-P

Momba ny resaka hoe miteraka tsy manambady ndray, choix n'olona io, tsy azon'izan'iza idirana, refa tsy nangataka tany ambaravaranareo ny olona hoe mba vonjeo fa tsisy hanina ny zanako, na refa tsy mbola nitaraina tany aminareo ny olona hoe za nge rey olona ka niteraka tsy manambady de anazy zany fa tsisy idiran'izan'iza mintsy. Otranareo manambady iany io e! Samy misy olana, na ny manambady na ny tsy manambady, d samy mi respecter ny choix ny io ny tsirairay. Aleo tsy mifampitsikera. Raha voalaza fa fahotana, afaka lazaina ve hoe in no maha fahotana an'ilay hoe miteraka tsy manambady?

Rehefa tsy vita baorina d manan-tompo??? hafa kely ilay fahitana ny resaka raha izany... D nareo pour ny hoe afaka iarahana refa ts mbola vita mariazy ireo zany, raha sendra mahita bandy ka mahafinaritra anareo nefa efa miaraka @ sipany, mifampisakambina tsara mints zareo eny andalana d ho sahinareo ny hiditra eo ampovoany hanasaraka anjareo hoe aleo hoanà ny sipanao fa ts mbola vadinao io?:-D :-D :-D :-D
56. rakapy ( 05/08/2009 07:10)
26. Mpandefa : xxx [ Valio ] 04-08-2009 15:18:56
Lohateny : Re : manao ny fanaon'ny olona miaraka...........!!!
sangy sary tena izy e !
aleo ah hilaza ny marina fa ratsy ty tantara klé!
hanihany ny voalaza eo amin'io xxx 21 sy 22 io !! SANGY SARY E!
TRATRAKO NAREO TAMIN'iny e! azafady ho an'izay hanome tsiny ah refa avy eo !

Ka ilay resaka aza toa efa ela no nibabohan'ny mpanoratra fa lainga ko! :-D :-D :-D

Fa ity tokoa no mahagaga @ ankamaroan'ny vhv amin'izao fotoana izao.
Rehefa tsy miaraka @ sipa ilay bandy dia tsy misy miraika ny vhv. Fa raha vao iny fa miaraka @ sipa dia lasa toa ifandrobahana.
57. ni81 ( 05/08/2009 07:14)
Ary voa daholo ny rehetra teto kay koa!
Voalaza teo :
26. Mpandefa : xxx [ Valio ] 04-08-2009 15:18:56
Lohateny : Re : manao ny fanaon'ny olona miaraka...........!!!
sangy sary tena izy e !
aleo ah hilaza ny marina fa ratsy ty tantara klé!
hanihany ny voalaza eo amin'io xxx 21 sy 22 io !! SANGY SARY E!
TRATRAKO NAREO TAMIN'iny e! azafady ho an'izay hanome tsiny ah refa avy eo !
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :D
58. rakapy ( 05/08/2009 07:22)
:-D :-D :-D :-D
59. endrika01 ( 05/08/2009 07:52)
Hotry ny we tanavo nahita vam,sy mahazo appel illimite i xxx nametraka anity dinika ity ka faly ery ny hifikitra aminireo zavatra ireo,raha olona misaina enao,dia tsy ho simbainao aminy resaka RS ny relation amicale nisy teo aminareo.Maro ny mihevitra fa refa mpinamana ela ka lasa miova tampoka ho fitiavana,ilay finamanana,de mbola aharitra iany ilay fihavanana milay nisy teo aloha,raha misy angamba ny we haharitra ,na lasa ho mpivady,dia mety ho 1 ao anatiny 100 raha toa ka mbola tsy mana-tompo izy 2 ireo le vhv sy lhl. Anjaranao ny mamaky sy mandray reo toro-hevitra avy aminy namana ireo! ampidirako kely resaka fanambadiana izy ity,Aleo mijery ireo couple tsy vita ninon inona,mahay mifanaja sy mifankatia.Toy izay ijery ny couple vita mariazy nilokaloka sy nivoady teo ambony alitara,nefa manao aventures na ifanarahany 2 tonta io na ny 1 no mangalampihinana.Misy couples fatako zao,samy mpinamana reo couples 2 samy hafa ireo,rasipa miaraka aminy vadinle sipa namany,le bandy miaraka amle vadinle le kofa namany,teny kou teny,tsy nahazaka anty fombam-bazaha,de raikitra fa ajanona ty aventures. Sendra lasa lavitra le kofa tany kou lay sipa vadinle namany,asa no niarahana nandao tanindrazana,lay vadinle bandy nijanona tany Dago,noho ny fahamaivanan-doha ny 4 tonta,de miteraka blem hoany tokan-tranony le tranga. Lay sipa tafajanona namporisika ny vadinle sipa nande we mety mbola miaraka reny any,de raikitra fa hanao divorce le bandy tavela de rasipa io tavela io kou efa nanitsahany ny vadiny,de mbola io kou no hijoro vavolombelona @divorce.Tato afara dia nitodi-doha le bandy lasa lavitra niasa,satry angamba kou maivana amzay,fa lasa nanarinary dia t@reny aventures degeu ireny.(...)zao le sipa lasa lavitra very vady,satry le bandy miaraka aminy vhv hafa indray,ny sipa iray niverenambady indray tratry ny jalousie maladive,ka zay sipa hi-charmer ny vadiny @fomba fiteny na firesaka dia fahavalony avokoa.Ny vokany,ny iray very vady,ny iray ho faty tampoka aminy hasarota-piaro.Izay tsy tsapany rehetra angamba,fa io tokan-trano io tsy conte de fee.Vokatry ny fanimbazimbana ny hasiny tokan-trano,no hahamaizina ny hoaviny manontolo.Tia hanakanatra ny fombam-bazaha,nefa maivan-doha hotry ny akoho,satry tsy mahazaka ny onjanyka aleo mijery lay mivady tsy vita inoninona,na fomba tsotra,mifanaja!:D Toy izay le anio Mariazy,aorina Manariazy!Fa tsy vitsy kou ny vita Mariazy mendrika tokou. Ka hoan ixxx,laisse tomber,
60. ni81 ( 05/08/2009 09:54)
Toy izay le anio Mariazy,aorina Manariazy!Fa tsy vitsy kou ny vita Mariazy mendrika tokou. Ka hoan ixxx,laisse tomber,
k'efa hoe noforinina hono ireo koa i endrika kounkou! :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0089