manao ny fanaon'ny olona miaraka...........!!!

21. xxx ( 04/08/2009 12:01)
xxx:
za de sipa 22ans! miaraka am bandy efa sipan'olona! mifankatia zahay! nefa refa miresaka zay sy le bandy de lazainy ts TSY MIARAKA HONO ZA SY IZY!! nefa za sy izy mihaona fona! mifanoroka fona! mifampikitikitika fitaovam-pananahana! manao RS !! tsenainy za refa mirava avy miasa de ateriny am vam za refa mody!mierasaka be za sy izy!manao illimté refa miantso am atoandro de am alina! de lazainy hoe TSIKA NGE TS MIARAKA E!!!
de refa mande ny ftona: misy ftona izy miteny amiko hoe: "NDAO HIARAK E!NEFA TS METY SATRIA ZA EFA MIARAKA AM anona!!!"hoy izy.
Le saina n le bandy mits ngamba no mitondra an le izy, araka ny hevitro: satria izy efa miarak am sipa hafa de tsy mety am sainy ny hi accepté hoe miarak amiko koa izy: de ny vavany no forcény hiteny hoe "tsika ki tsy miaraka a"! De hoy ah taminy: TSIKA ZANY TSY MIARAKA FA MANAO NY FANAON'NY OLONA MIARAKA: de ts mahateny izy! ts azoko mits!
Fa inn ny definition ny MIARAKA AMINAREO????

Miaraka : Ilay ataonareo :-P Miaraka ianareo fa toa tsy mifankatia. Tsinjovy ihany ny vody andro sao ho merika e :-D :-D :-D
22. xxx ( 04/08/2009 12:29)
za sy le bandy de mpinamana be talou ary ny amitié ian io nivadika fitiavana io: na miaraka aminy aza ah tsy mitetika ny hanimba ny firahan'izy sy ny sipany!!sady za ts nangalatra an le bandy ! fa samy nanaiky na za na izy ny hanao an reo fanaonay reo: za ts nikôty an lery!
miaraka fontsiny za sy izy satria ts tana le fitivana!!! le vody andro efa tazako iany fa ho merika be: satria rah tratra zahay na ho ela na ho haingana de ts miants hisaraka ts fidiny iany!
23. xxx ( 04/08/2009 12:37)
ka za kou rah ny marina voadona tam sipako talou de mba manari eritreritra am lery an! fa za ts mi s'emballé trop ! fa mba te hanadino ny talou de miaraka e! inn mou ny maharats an zany ! za kou mba te hanao RS kou en plus! ts aleo ve miaraka aminy : izy efa namako hatry ny ela toy izay homeko bandy hafa ny foriko!
24. Mirananirina ( 04/08/2009 12:47)
za kou mba te hanao RS kou en plus! ts aleo ve miaraka aminy : izy efa namako hatry ny ela toy izay homeko bandy hafa ny foriko!

Saika mba hiaro anao ihany aho,fa miala tsiny indray fa trop ity ka.tena adala ianao.
25. ari.malala ( 04/08/2009 12:53)
Mirananirina :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D

ô ry xxx a! :-D :-D :-D :-D :-D :-D nataoko iany ny tsy hime marina mafy :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D d hiandry tratra zany vo hisaraka? nefa efa ataon'olona hoe tsika nge ts miaraka malaky mipopopopo maka torohevitra aty @ internet iany :-D :-D :-D :-D :-D :-D misy raha la terre k!
26. xxx ( 04/08/2009 13:06)
O ry xxx a ! hi hi hi. Ny fonao ve no maratra dia ny f***nao no tsy maintsy omena bandy ?!

Efa milaza ianao fa efa tazanao ny vodiandro fa ho merika, dia koa ahoana indray ity hoe
xxx:
inn mou ny maharats an zany !

Dia rehefa ho voadona avy eo koa dia omena an'iza indray ny f*** ? Izy efa tsy ho namanao intsony amin'izany.

Raha tsy olona mananihany fotsiny ianao manokatra lohahevitra ... dia vahao ny olana, fa aza manimba tena ohatran'izao.

:-D :-D :-D
27. xxx ( 04/08/2009 13:18)
sangy sary tena izy e ! :lol: :lol: :lol:
aleo ah hilaza ny marina fa ratsy ty tantara klé!
hanihany ny voalaza eo amin'io xxx 21 sy 22 io !! SANGY SARY E!
TRATRAKO NAREO TAMIN'iny e! azafady ho an'izay hanome tsiny ah refa avy eo !


zao no tena marina:
za sy le bandy de mpinamana be talou ary ny amitié ian io nivadika fitiavana io: na miaraka aminy aza ah tsy mitetika ny hanimba ny firahan'izy sy ny sipany!!sady za ts nangalatra an le bandy ! fa samy nanaiky na za na izy ny hanao an reo fanaonay reo: za ts nikôty an lery! miaraka fontsiny za sy izy satria ts tana le fitivana!!! HIEZAKA HANADINO AN LERY AH !! efa nisy ftona ah niezaka be de afaka une semaine de niverian ndray e! fa am zao efa vonona ah ka! efa 3jours zay ah no ts nandray ny appel n lery! mampahery ah ny resakareo ato! de msaotra anareo rehatra!
bisous à tous et à toutes
merci du fonds nu coeur!

28. simplex ( 04/08/2009 13:20)

misy an'zay fehezan-teny preferee-ako izay fa tsy ho teneniko tsony satria efa kopy doly ngambany :roll:
29. xxx ( 04/08/2009 13:29)
simplex> inn le izy fa za ts copy !!!
30. tess ( 04/08/2009 14:02)
Naka vadin'olona ahoana ary ity resaka ity.Resaka sipa ity fa tsy vady mihitsy.
Nolazaiko tetsy ambony fa fahotana ny maka vadin'olona izay efa NATAMBATR'ANDRIAMANITRA,FIANGONANA ARY NY FANJAKANA.

betsaka izao am andro mandroso izao no union libre tsy mila misoratra tsy mila mande fengionana nefa mpivady ka! tsy ny vita mariazy ihany no antsoina hoe mpivady, ato fotsiny zao betsaka ny namako miray trano niteraka miaina otran'ny mpivady retra ihany dia azo alaina izany ny vadin'izy ireny satria tsy vita mariazy shhhhh kel mentalité :-D
31. tess ( 04/08/2009 14:03)
ari.malala:

Ka na vady vita soratra na mbola sipa aleo mipetraka manaja tena refa ilazan'olona fa hoe efa misy miaraka aminy e! Na ny haheno an'izany aza ve tsy hankarary fo!

marina mitsy izany aky ry ari.
FANGAH dia tsy mahita afa tsy ny eny antanan'oul no iny no sisihana anefa efa hoe an'olona, dia mahasambatra be koa ve lay manorina fitiavana am alahelon'ny hafa????


32. tess ( 04/08/2009 14:07)
21. Mpandefa : xxx [ Valio ] 04-08-2009 14:29:57
Lohateny : Re : manao ny fanaon'ny olona miaraka...........!!!
za sy le bandy de mpinamana be talou ary ny amitié ian io nivadika fitiavana io: na miaraka aminy aza ah tsy mitetika ny hanimba ny firahan'izy sy ny sipany!!sady za ts nangalatra an le bandy ! fa samy nanaiky na za na izy ny hanao an reo fanaonay reo: za ts nikôty an lery!

KA MANINONA no manotany tena sy gaga rehefa ataon'ilay bandy hoe tsy miaraka tsika :-D
33. tess ( 04/08/2009 14:08)
tsy mitetika ny hanimba ny firahan'izy sy ny sipany

ka efa manodikodina vadin'oul ihany izany na tsy mitetika aza satria efa fantatra fa an'oul
na sipa aza azo lazaina hoe mivady, inona no atao hoe vady, :-P
34. tess ( 04/08/2009 14:10)
ari.malala:



ô ry xxx a! :-D :-D :-D :-D :-D :-D nataoko iany ny tsy hime marina mafy :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D d hiandry tratra zany vo hisaraka? nefa efa ataon'olona hoe tsika nge ts miaraka malaky mipopopopo maka torohevitra aty @ internet iany :-D :-D :-D :-D :-D :-D misy raha la terre k!

saodé tantara foronina am iray fahefany indray izy ity aky fampiresahana vahoaka


:-D
35. tess ( 04/08/2009 14:13)
HIEZAKA HANADINO AN LERY AH

izay ny fahendrena.... refa tsy misy mpikoty de mandehàna midittra site de rencontre fa mahita foana ao! fa aza ny olona efa miaraka am olon-kafa ny hiarahana fa tsy tsara.....na mitetika na tsy mitetika ny fisarahana ef azo atao hoe manodikodina sy maka ny a n'i hafa ihany matoa miaraka aminy, ny an'i bandy anie zarany aza revy en plus e! fa enao vevavy no misaina..... :-P
36. Mirananirina ( 04/08/2009 15:19)
betsaka izao am andro mandroso izao no union libre tsy mila misoratra tsy mila mande fengionana nefa mpivady ka! tsy ny vita mariazy ihany no antsoina hoe mpivady, ato fotsiny zao betsaka ny namako miray trano niteraka miaina otran'ny mpivady retra ihany dia azo alaina izany ny vadin'izy ireny satria tsy vita mariazy shhhhh kel mentalité

io anefa no tena fahotana,voarara ny fiangonana sy andriamanitra.Nefa tsy manenjika azy ireo aho,fa fiainana izany.
37. tess ( 04/08/2009 15:29)
io anefa no tena fahotana,voarara ny fiangonana sy andriamanitra.Nefa tsy manenjika azy ireo aho,fa fiainana izany.

andeha tsy atao téoria be amin'ny resaka didin'andriamanitra ny resaka fitiavana satria misy ny olona mino misy ny olona tsy mino, ka ts yazo afangaro ....manjary manara-drenirano fotsiny....KA MANAONAO foana....
satria izany nifampiteraka ilay olona nifankatia anakiroa ohatra, mifampizàra fiainana toy ny mpivady rehetra ihany fa izy ireo tsy nivady satria mi reseter union libre ny choix-ndreo dia azo ampisarahina izy roa ahodikodina ny ilay lahy na ny vady satria tsy tafiditra anatin'ny didy folo ilay mamisaraka olona tsy vita mariazy :^) :^) :-D
Ny tiko hahatongavana tery ambony dia tsy misy resaka fivavahana loatra fa le fait mintsy hoe maka ny an'i hafa, no tsy mety.... na sipa fotsiny io na vady na fiancé na inona situation-ny rehefa an'i oul dia tsy tokony alaina intsony na hiarahana, sao mba manody anao koa indray andro any, eritereto fotsiny ny alahelon'ny i kala tompony dia handry ny sainao ? hahafaly anao ve ny mieritreritra an'izany.... tena tsary vitako, raha manafina amiko ndray izy hoe tsy miaraka am oul dia tsy fidiko izany fa raha vao fatako mitsy hoe misy miaraka, defa tsy poinsa....TSY HAIKO alou fa samy nanana ny fitaizann'ny RAD azy, fa aminay ilay maka vadin'oul dia tena na miaraka am olona efa manana ny tiany dia tena tsy mendrika.
38. Mirananirina ( 04/08/2009 15:37)
fa aminay ilay maka vadin'oul dia tena na miaraka am olona efa manana ny tiany dia tena tsy mendrika.

fa mendrika ny miteraka tsy manambady na miaraka amin'olona aza fa tsy mivady an??????? :/ :/ :/ :/
39. Mirananirina ( 04/08/2009 15:47)
Ny tiako tenenina dia izao e.tsy anjaratsika ny mitsara olona fa aleo izy Andriamanitra irery ihany.Na maka vadin'ol na miteraka tsy manambady na mangalatra sns........fiainana daholo izany,tsy misy olombelona tsy manota eto antany angamba.
40. tess ( 04/08/2009 15:55)
fa mendrika ny miteraka tsy manambady na miaraka amin'olona aza fa tsy mivady an???????

EFA MITENY AHO fa otran'ny mpivady ihany ry zareo ! miray trano ofisialy ny fiarahany fa tsy natao mariazy ampegonana sy tany am firaisana, choix izany tsy midika fa miteraka tsy manambady izy ireo, otran'ny mpivady ihany ofisialy vita fisehoana am andaniny sy ankilany ny fianakaviana, dia inona no maha mendrika an'izany?????? choix ny azy, fa ny fangalarana vadin'oul no tena tsy mendrika am fiaraha monina aloha no fahafatarako azy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5676