Fitiavana
caramelle
(
15/12/2008 18:07)
miarahaba nareo retra eto @ serasera!!,zà ry reto misy olana kely tiko lazaina aminareo,na le lohateny ary d'efa mandreraka b kanefa de zay mits le fandehan'raharaha.Sipa efa ela tany dago tany io si...
tohiny
novalian'i ainaheri ny 13/01/2009 17:59
bozzy
(
05/12/2008 02:30)
Ity ny zava mitranga:Amoureuse b an'ilay fiancé-ko za, efa hoe hivady zahay , nefa izy any dago no miasa fa ndraindray ihany vao miasa aty, tsy vita ny mariazy noho izy mivezivezy loatra any dago noh...
tohiny
novalian'i kotobekibo ny 18/12/2008 00:05
razambe
(
04/12/2008 22:04)
manao arahaba ny mpikambana rehetra ato ny tenako ary mirary soa mba hitohy hatrany izao fifandraisantsika izao...
tohiny
novalian'i arialy ny 09/12/2008 12:32
Anjaramasina
(
04/12/2008 13:18)
ahoana no atao hoe porofompitiavana kay ?
ref miteny ny olontiana hoe mitsy mila anao intsony aho de ny mety angamba de ny mitsodrano refa avy niala nenina e?...
tohiny
novalian'i sitlo ny 10/12/2008 12:40
Mirananirina
(
03/12/2008 16:44)
Izaho dia manambady efa 8 taona izao.Amin'izao dia lasa mamono ahy foana ny vadiko tato ho ato.Malahelo mafy sy mitomany foana aho izao.Tsy hitako anefa izay fiovana nisy teo aminay hatrizay,inona no ...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 02/01/2009 14:56
sitlo
(
02/12/2008 15:59)
Nisy bandy akamako mitsamy izay taloha. Zokiko 7 taona eo ry zalahy. Dia izy mitsamy rehefa miresaka sipa dia hoe "sahin'ialahy vadiana ve iny rahaja?". Dia hoe "tena sahiko vadina iny". Izaho tamin'i...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/12/2008 21:39
ainaheri
(
30/11/2008 18:48)
Ahoana ny fahitanareo ilay ramatoa manan-janaka 4mianadahy,zay samy mbola kely,8 na 9 ans angamba ny zokiny ndrindra,voan'ny cancer araka ny voalazan'ny mpitsabo,ka hisaina ny andro hiainany,noho iza...
tohiny
novalian'i namanabe ny 10/02/2009 10:26
xxx
(
28/11/2008 15:53)
aza omena tsiny raha nanao xxx eh
Efa nisy ve ianareo, fan-na mpanakanto malaza dia nifandray mivantana taminy?
Ny olana dia sympa be ilay izy ka tena nidoboka ilay fo. Nefa mahalala fa be fans ilay...
tohiny
novalian'i kotobekibo ny 13/12/2008 22:30
dibbah
(
25/11/2008 11:17)
2 taona no niarahanay (kôfa aho),divorcé zanaka 1 (garçon 11 ans).Ny azy lahy kely 4 ans fa tsy mariée.Vao niaraka koa izahay d nozariko nividianana zavatra izy kanefa nataoko am-pitiavana.Tato ho...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/12/2008 21:41
klauma
(
25/11/2008 07:14)
lazaiko anareo fa nisy olona tratran'io! eny mety tsy hino ianareo nefa tsy maninona izany, ny ahy fitantantaràna ny tranga hitako!
lehilahy vahiny izy io fa tsy malagasy akory! ary dia tena voa maf...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/12/2008 21:43
klauma
(
21/11/2008 08:23)
tena misy marina kay ny ody fitia! tsy hoe izaho no voa tsy akory fa nahita tranganjavatra mbola tsy fahitako a! mitandritandrema ihany re ol fa gravy be ny voany!!!
ary dia tena misy tokoa ny ratsy ...
tohiny
novalian'i menvasoua ny 17/12/2008 09:17
xxx
(
18/11/2008 16:20)
sipa mitady kofy matotra sady mba mety, ho fiarahana maharitra, ...
tohiny
novalian'i xxx ny 29/01/2009 11:07
ni81
(
18/11/2008 07:36)
Mahafinaritra ahy ny mitsidika ireo blogy isan-karazany. Maro amintsika angamba no efa nahita ity resaka ity tao @ newsdago, ary misy maro ihany koa tsy mbola nahita azy ka dia nentiko eto mba hitafat...
tohiny
novalian'i kotobekibo ny 17/12/2008 16:56
Olombaovao
(
14/11/2008 10:33)
Miarahaba antsika rehetra mpiserasera eto.
Gay tahaka ny ankamaroany amintsika ato aho teo aloha. Gay tena anisan’ny farouche tamin’izany hoe “gaytude” izany, nafa niova ankehitriny. Niova,...
tohiny
novalian'i Fitaliha ny 22/04/2016 10:48
ni81
(
13/11/2008 12:17)
Maro amin'ny vehivavy malagasy no be kritera rehefa tsy mbola mahita ilay olon-tiana. Misy mahatsara izany, ary misy koa ny maharatsy azy.
Haka ohatra iray amin'izany aho.
Vehivavy malagasy mitady: ...
tohiny
novalian'i Noue ny 18/11/2008 17:22
Nivo31
(
12/11/2008 17:28)
:( diso lavitra be loatra Dago zany...
Nehefa ilay malala any lavitra be any...inona no tokony atao rehefa diso tia azy loatra zaho?
Eny ka samin'ny tanora izahay fa ny fo nandidy ve iheno izany......
tohiny
novalian'i TONTONJEAN ny 06/02/2009 17:59
naughtyboy
(
11/11/2008 10:30)
tsy isika @ zao fotoana ihany no lasa saina @ fanotaniana io fa efa atr@ nahatany ny tany ,resaka fiarahana na atr@ fanambadiana sy fanabeazana ny ankohonana de safidy no mitondra fahombiazana @ olona...
tohiny
novalian'i kotobekibo ny 30/11/2008 10:49
Rafisainana
(
10/11/2008 18:19)
MEty ho fahorina ve ny mitia sa aretina ry zareo zany mitia!
sa masoandro tsy hay saromana?...
tohiny
novalian'i kotobekibo ny 13/12/2008 22:39
RanOBe
(
09/11/2008 22:39)
Miarahaba antsika mpamaky !
izaho dia mangataka fanazavana na soso-kevitra , ...
momba ny lohateny voalaza etsy ambony .
misaotra mialoha :-D ...
tohiny
novalian'i kotobekibo ny 18/12/2008 00:24
kelly13
(
09/11/2008 18:51)
... inona no atao oe "passion" d inona no atao oe "amour"?
nisy oul zay mantsy niaraka tamiko, efa ela le tatara a, sao d misy mitapitapy eo :°) d nanotaniko izy oe fa inn no itiavanao ahy? d o...
tohiny
novalian'i kotobekibo ny 02/12/2008 18:52
