Ny firaisana ara-nofo eo @ couple

1. jlan ( 10/10/2008 08:48)
Important be ny firaisana, tokony hatao isan'andro mba hampisokatra kokoa ny couple iray.
Izahay 2 izao lasa samy mifampilaza fantasme, ka niafara t@ fitadiavana vie sexuelle à 3 (moi, elle, et une fille).
Lazao ny hevitrao ao @ http://www.gasy.venez.fr/
répondu par perlin15 le 28/02/2016 22:28
2. xxx ( 10/10/2008 09:02)
Efa mitovy @ akoholahy izany ianao izao! Akoholahy iray ho an'ny akohovavy maro... 8O
3. Noue ( 10/10/2008 09:27)
jlan:

Important be ny firaisana, tokony hatao isan'andro mba hampisokatra kokoa ny couple iray.
Izahay 2 izao lasa samy mifampilaza fantasme, ka niafara t@ fitadiavana vie sexuelle à 3 (moi, elle, et une fille).
Lazao ny hevitrao ao @ http://www.gasy.venez.fr/
nga hono dia tsy misy zavatra azo atao hampisokatra kokoa ny couple afatsy io firaisana atao isan'andro io???????
Izahay 2 izao lasa samy mifampilaza fantasme, ka niafara t@ fitadiavana vie sexuelle à 3 (moi, elle, et une fille).
dia mazotoa ianareo zany kooooo :^) :^) :^) :^) :^) ko raha tsy io firaisana io ihany no mampisokatra ny couple ountsssss :-D :-D :-D :-D :^) :^) :^) :^) :^) :^)


4. barakobama ( 10/10/2008 10:30)
rah io mi-intéressé anakah ...... ra mazot nareo mi-2 d atsonovi zô f mazot hanapi coq lahi io apisokatr vaiavinô zao :!:
5. Noue ( 10/10/2008 10:32)
:^) :^) :-D :-D :-D :-D :-D
6. loulougaste ( 10/10/2008 10:40)
Ny firaisana samy manana ny azy fa mba jero iany ny maha olombelona ny manandrana tsara fa ny tia aza atao fa so de taraiky ao ry namana
7. jlan ( 10/10/2008 10:46)
Izay mihintsy no nanokafako ito sujet ito mba hahafantarako ny point de vue an'ny tsirairay.
Merci
8. vale ( 10/10/2008 10:49)
Azoko ekena ihany ny mieritreritra azy raha oe olona tsy mifankatia no manatanteraka ilay izy, fa raha vao misy fitiavana ao anatiny lasa hafa be!!.. :{
9. ni81 ( 10/10/2008 10:49)
Izay mihintsy no nanokafako ito sujet ito mba hahafantarako ny point de vue an'ny tsirairay.
Merci
ka barakobama io efa manolo-tena ka inona no mampisalasala anao! :roll:
10. jlan ( 10/10/2008 11:05)
Désolé mais on ne s'intéresse qu'aux filles. En plus, je suis pas là pour recruter, mais pour exploser les points de vue. 8)
11. barakobama ( 10/10/2008 11:12)
ajalahi ti mazovo ref ni vaiavini angatahan'olo.... ia manô karah kokolah itifitr vaivin'olo fa vaivini tsi azo tifirin'olo..... ino rah milaza fa misokatr firaisanaranof zao nef tsi mirekrité afats vaiavi..... sokafi aminaka ko mô rah vaiavinô io f'za mahai mapisokatr .... na ko derieranô ts mapanino amizai tsik manao alakelele :!:
12. jlan ( 10/10/2008 11:17)
Vehivavy no fiteny fa tsy vaiavi.
13. ainaheri ( 10/10/2008 12:07)
Io zany samy manana ny reviny eee ...Ary mba fanontaniana ny ahy,maninona raha ny leh no natao maro an'isa d ilay sipa 1 ihany??
14. jlan ( 10/10/2008 12:12)
Eo dé manao eritreritra be eo!
15. Noue ( 10/10/2008 12:44)
ka tsy heritreritra kosa ve alohan'ny hamaliana eto eeeee :^) :-* :-*
16. Kidingidingy ( 10/10/2008 14:31)
He akory tsara izy ity zareo?
Fiiiiiiiiiiiiiiiiiii rrraiiiiiiiiiiiiiiii sannnnnnnnnnnnnnn
ara-nnnnnnnnnnnnoo foooooooooooo?
Mba vakio anie io e!
Ka ahoana tsara ny tena izy?
17. Noue ( 10/10/2008 14:56)
Kidingidingy:

He akory tsara izy ity zareo?
Fiiiiiiiiiiiiiiiiiii rrraiiiiiiiiiiiiiiii sannnnnnnnnnnnnnn
ara-nnnnnnnnnnnnoo foooooooooooo?
Mba vakio anie io e!
ka matoa mamaly dia efa namaky anie zany eeeeeeeeeeeee


:^) :^) :^) :^) :-D :-D :-D :-D
18. Toms86 ( 10/10/2008 15:47)
Ra tahaka ana d zavatra tsy izy zany.Ra misy fitiavana ilay olona ao aminao d anaja anazy enao fa tsy itady olon kafa iarahana iaraka aminy eo ndray.Mety tsy tinao le olona fa ny firaisana ara nofo fotsiny no tinao.Ary le olona iarahanao ko mety efa m....Refa vita zany ny firaisanareo 3avy eo d iza @ izy 2 no atao oe vadinao mety tsy isokatra tsony le zavatra tina isokatra avy eo.Ra za lo ny vadiko tsy ataoko anzany e!Tsy aleo maka mpivarotena!!?Na 20aza ampiaraanao tsisy blem
19. ni81 ( 10/10/2008 16:14)
Tsy aleo maka mpivarotena!!?Na 20aza ampiaraanao tsisy blem
:lol: :lol: ka iny izy sahirana handoa ny volan'ireo 20 ireo fa ilay noeritreretiny tsy aloa vola angamba e!
Efa mitovy @ akoholahy izany ianao izao! Akoholahy iray ho an'ny akohovavy maro...
:-D :-D
20. ssendra ( 10/10/2008 16:35)
ka mba izay aza ilay fantasme -ny kou nareo kounkou tssssssssss......!
rehefa mifanaratsaina am zany izy ka izay no manamafy ilay fitiavana be-ndry zareo dia bonne amuse....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.05