Ny firaisana ara-nofo eo @ couple

21. ssendra ( 10/10/2008 16:39)
Toms86:

Ra tahaka ana d zavatra tsy izy zany.Ra misy fitiavana ilay olona ao aminao d anaja anazy enao fa tsy itady olon kafa iarahana iaraka aminy eo ndray.Mety tsy tinao le olona fa ny firaisana ara nofo fotsiny no tinao.Ary le olona iarahanao ko mety efa m....Refa vita zany ny firaisanareo 3avy eo d iza @ izy 2 no atao oe vadinao mety tsy isokatra tsony le zavatra tina isokatra avy eo.Ra za lo ny vadiko tsy ataoko anzany e!Tsy aleo maka mpivarotena!!?Na 20aza ampiaraanao tsisy blem

tsy voatery ho izany kosa e!
io mila accord am lay vadiny raha mety izy ka raha mety dia revin-jareo izany.....betsaka ny mi fantasme an'io de misy ny manantanteraka azy io hu hu hu!
raha tena tiana be ilay vadinao ka izay no fantasme-ny dia ampitiavana be koa no haneken'ilay an'ilay izy.....miakina am tsirairay ihany io...

22. tsikiowa ( 10/10/2008 16:49)
Mba dinika nanaitra koa ity.
Hoy ilay malala beako izay, ny fantasme-ko izao dia mahita anao miaraka amin'ny sipa, (izaho vehivavy manoratra), dia tsy mampaninona andry ve hoy izy raha miaraka manao firaisana aminy sy aminao izaho???

dia navadiko ny fanotantaniana hoe ary raha ny mifanohitra amin'izay ny fantasme-ko dia ahoana???

hoy izy hoe izaho aloha saro-piaro raha izay no angatahinao ahy....sao lasa tia an'ilay bandy ianao hozy, eny na hoe sipa aza atahorako ihany koa hoe sao lasa tia an'ilay sipa ianao.....

dia hoy aho hoe mijanona ho fantasme fotsiny izzany ny anao....

Kanefa mety ho piment kely eo amin'ny fitiavana izany
23. sytl ( 10/10/2008 17:18)
Izay mihintsy no nanokafako ito sujet ito mba hahafantarako ny point de vue an'ny tsirairay
ka ny point de vue-ko zany raha tinao ho fantatra de amiko lasa 'obsédé sexuel" enao!!(miala tsiny aho @ le fiteny fa le hvtr no tinao ho fantatra hoy enao!!!ka de zay zany enao é!!! :lol:
24. atuat ( 10/10/2008 17:38)
Mpandefa : jlan [ Valio ] 10-10-2008 10:48:40
Lohateny : Ny firaisana ara-nofo eo @ couple
Important be ny firaisana, tokony hatao isan'andro mba hampisokatra kokoa ny couple iray.
Izahay 2 izao lasa samy mifampilaza fantasme, ka niafara t@ fitadiavana vie sexuelle à 3 (moi, elle, et une fille).
Lazao ny hevitrao ao @ Jereo eto

inona moa ny olana refa samy fantasme anareo roa le izy. Diniho ihany anefa ny mety ho voka-dratsiny na hatsarany refa veo.
Profiter-o fa fiainana mandalo ty ve tsy aleo mba atao ze mahafalifaly ny fo (l)
25. ainaheri ( 10/10/2008 17:56)
jlan:

Eo dé manao eritreritra be eo!

Ka zay no maha forum azy kou,sa aona ndray..samy mamoaka ny heviny sy ny eritreriny :roll: :lol: :lol: :lol:

26. vale ( 10/10/2008 18:00)
jlan:

Désolé mais on ne s'intéresse qu'aux filles. En plus, je suis pas là pour recruter, mais pour exploser les points de vue. 8)
hummmm, mba tsy cassé amzany aza ny couple-nareo koh! enao ve mieritreritra oe manamafy ny relation-nareo zany? hummmm, étrange!!:-w hihihi!



27. vale ( 10/10/2008 18:01)
demanaiky an'izany ve ny sipanao???????? hummmmm :roll:
28. ni81 ( 10/10/2008 18:56)
demanaiky an'izany ve ny sipanao???????? hummmmm
ka mitovy ange ny tanjon-dry zareo ireo izany e!
29. badboy ( 10/10/2008 19:36)
jlan >> Mahafinaritra ilay lohahevitra sy ny ao anatiny!! Mbola tsy nanandrana io fika io ny tenako fa raha mety aminao dia afaka ny hiatrika io fanandramana io ny tenako miaraka @ ilay sipanao!! Izany hoe tsika mitsam atambatr'ilay sipa!!;-) ;-)
30. ssendra ( 10/10/2008 19:45)
tsy misy resaka etrange sy hoe manimba relation io fa raha samy mitovy ny feeling n'izy roa dia mande io ka!
ny fanantanterahana ny fantasme tsy midika hoe hiova fitiavana ny iray iray avy....juste fantasme realisée de zay.....zé mahasaky manao :°)
31. cutie ( 10/10/2008 19:59)
Mpandefa : badboy [ Valio ] 10-10-2008 21:36:52
Lohateny : Re : Ny firaisana ara-nofo eo @ couple
jlan >> Mahafinaritra ilay lohahevitra sy ny ao anatiny!! Mbola tsy nanandrana io fika io ny tenako fa raha mety aminao dia afaka ny hiatrika io fanandramana io ny tenako miaraka @ ilay sipanao!! Izany hoe tsika mitsam atambatr'ilay sipa!!
=)) =)) =)) =)) =))
32. fijo ( 10/10/2008 20:05)
za vao saik ahiteny hoe ary raha ny bandy no ampian afa tsy ny sipa???
33. cutie ( 10/10/2008 20:07)
dain orera :-D
34. fijo ( 10/10/2008 20:08)
mety hilay ko,hanadrana ngah ndry?
35. cutie ( 10/10/2008 20:13)
ka efa we orera koa :-D
36. fijo ( 10/10/2008 20:14)
ka le izay mihintsy no mba jerena ko.
37. cutie ( 10/10/2008 20:16)
jerena ve raha we orera :-D :-D :-D :-D
38. fijo ( 10/10/2008 20:21)
ie,tsy andramana akory ve de hoa mangidy,nefa mety ho siramamy na tantely.
39. cutie ( 10/10/2008 20:23)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
ndana alou andramo de tantarao refa avy eo
40. fijo ( 10/10/2008 20:24)
ka ny lahy anie rah amanandran atsara foana io aminy e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.009